La page de Kezih
Sublimez vos mains en quelques minutes 💅
Press on nails tendance & réutilisables
03/01/2025
Tandaaaa 🎊🎉🍾 Happy New Year 2025
Je vous adresse mes vœux les plus sincères pour une année remplie de bénédictions, d'éclats de rire, de réussites, d'opportunités, de rebondissements et de joie. Que la santé soit également au rendez-vous tout au long de l'année. ☺️❤️🎁
❌Que Dieu entende et exauce vos prières.🙏🥰
Cette année, une surprise exceptionnelle vous attend sur la page. Comme vous pouvez le constater, nous avons modifié le nom de la page, car elle ne proposera pas uniquement des astuces de maquillage, mais aussi un espace pour partager, vendre, donner des conseils de vie, parler de voyages, et bien plus encore. 🌿👌
Je vous prie donc de suivre assidûment la page et d'inviter vos amis à faire de même. 👍
Merci beaucoup et bisous 😘 🥰 ♥️
26/12/2024
Nanao ahoana ny Krismasy nareo?? ☺️☺️
Ny anay mo zany de avy nivavaka dia nikarakara sakafo teo amin'ny 2h teo 😂😤🥘 ny nandaniana ilay sakafo nefa 10 min teo raha ela indrindra de lany pfff 😂😂😂
Vita Zay de natory taitra Kay efa amin'ny 5h30 hariva iny de lasa ndray nandeha nikarakara sakafo fa hiaraka amin'ny la famille ako! De nisakafo de natory 😂🥘
Raha resumena izany ny Krismasy 2024 ako de nivavaka, nahandro sakafo, nisakafo, natory, nahandro sakafo, nisakafo de natory hahahaha 😂🤣😂 manao fiainan'olona antitra zany haha 😂
Amin'ny 2025 ndray manao misy2 haha 😂
Hello 👋
Ity ary ilay video momba ilay PDC ny page 😁 .
❌Tsy ho entina hisehosehoana akory fa tena hoe zaraiko am-pitiavana be ho anareo ny mba zavatra niainako ,ny sensation, ny arerahana a, niakatra teny 😊🤗 (ny ao ambadik'ilay wow tsara be😂). Tsy ny rehetra akory no afaka makany Fort Dauphin sy hoe hiakatra eny amin'ny Pic st Louis fa rahefa sendra misy opportunité makany de araraotina ry zareo a! ☺️. ( Misy mponina ao hatrizay ary tsy mbola niakatra teny akory)
Dain be resaka be zah fa manaraha finaritra Dia raha tinareo ilay video antsika de mba partageo mba ho jeren'ny hafa koa fa tsy manao tia tena be eo nareo rery no noentiko nanidina nakany Fort Dauphin 😜🤣😂😅 Zay fa bisous bisous 😘🥰
13/12/2024
Hello 👋
Tinareo ve ity Maquillage ko ity??? ☺️❤️
Zay indray aho vao nanao make up tao anatin' ny erin'taona sy tapany 😁
Nanao video ihany aho fa tena tsy manam- potoana anaovana montage de aleo ny sary no avoaka aloha hihi 😅
❌❌Sinon afaka ho entina tsara amin'ny Krismasy ilay make up 🥰😍
Bisous 😘
Helloooo 👋☺️
Inona no vaovao izay ela2 izay ry reto ( zah amin'io ilay tsy hita 🤣🙈😂🤫)
Hiverina eto amin'ny pejy indray isika hifampizara izay mahasoa de aza adino ny manaraka sy manasa ireo namana i j'aime ny page tsika a! ☺️
Bisous bisous 😘🥰
18/11/2024
Bonne semaine à Tous 😘🥰
11/07/2024
Fort Dauphin ou Taolagnaro ville
Elle se situe à l'extrême Sud-est de Madagascar 🇲🇬♥️
02/07/2024
Coucou 👋 Vaovao anareo izay ela2 izay???
Ny ahy tsy misy hidiran'ny resaka vente sy ny fahamanjana fa mba te hizara ny akanton'ny Madagasikara antsika aminareo fotsiny! ♥️🌅🇲🇬
" Ho entiko hitety ny tananan'ny Fort Dauphin ianareo amin'izao fotoanan'ny vacances izao! 🏝️ Ko Araho hatrany ary ny pejy tsika o! Bisous bisous 😘😘😘
27/03/2024
Ireto avy ary ilay nahazo credit 5000ar oo!!!
Merci beaucoup ho an'ireo nilalao o! Asintsika lalao foana ato ho ato fa haraho foana ny pejy 😘🎉🎉
27/03/2024
Salama aby o! Maraina vaovao indray 🌞🙏
Tato ato dia tsy niasa tamiko mintsy izany Kôpetra izany 😂 fa de kitapo babena foana satria izay no ahazahoko aina (sady feno korota-taratasy be dia be ao anatin'io ao hihi 😁)
Rariva omeko ilay credit mbola tsy tara raha ilalao 😘
26/03/2024
Mangatsitsika vao maraina eto Antananarivo o! Fa ny page tsika tsy avelan-tsika hangatsika🌞
Credit 5000ar roa no omeko ho an'izay milalao
_ mentionnéo ny namanao 5
_ partageo anaty groupe misy anao page tsika
➡️ Izay commentaire be j'aime indrindra no mahazo ilay credit voalohany
➡️ Izay commentaire farany no mahazo ilay faharoa
Bisous bisous 😘😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Sabotsy Namehana
Antananarivo
