Shop By Rova

Shop By Rova

Share

Prendre soin de votre beauté, c'est notre métier...

Photos from Shop By Rova's post 21/02/2023

🌺 Manitra manitra indray Zao a 🌺

🌺 Déodorant Baléa

🌺 10 000ar ( 150 ml )

Authentique d'Allemagne 🇩🇪

21/12/2022

Coucou les abonnés 🥰❤️

Ity indray ny maquillage anaovantsika manjaa bé fety ity a 🥰
Pigmenté tsaraa 🥰
À petit prix

🏵️ 40 000ar
🇨🇵 Avy any France

06/12/2022

🏵️ Déodorant Ushuaia indray oo 🏵️

🌹 17 000ar

06/12/2022

🏵️ Pantene Pro-V miracles Lift & volume 🏵️
🏵️ Ity indray ho antsika izay manify volo tena mety tsara ,mampitombo izy 🏵️
🏵️ Mampangirana bé ihany ko 🏵️
🌹 Masque lift & volume 160ml 27 000ar
🌹 Shampooing lift & volume 250 ml 25 000ar
🌹 Après shampooing lift & volume 160 ml 25 000ar

06/12/2022

🥰 Ity indray Pantene Pro -V Miracles Hydra glow 🥰
🏵️ Ho antsika izay manana volo maina tena mety bé mihitsy satria dia manamandina volo bé mihitsy ny asany 🏵️
🏵️ Mampangirana volo ihany ko 🏵️
🌹 Shampooing 250 ml 25 000ar
🌹 Masque 160 ml 27 000ar

06/12/2022

Coucou les abonnés 🥰🥰
Produits de bienvenue antsika Ty a
Amin'ilay manja bé mihitsy 😉😉
🌼 Pantene Repair & Care 🌼
🏵️ Manalefaka volo bé mihitsy 🏵️
🏵️ Douce foana ny volo rehefa kitihana🏵️
🏵️ Mampangirana volo bé mihitsy 🏵️
🏵️ Mamerina ny volo simba izay no maha Repair & Care azy 🏵️

🌹 Pantene Pro- V Miracle sérum après shampooing soins Sans rinçage 160 ml 32 000ar
🌹 Pantene Pro-V Shampooing Repair & Care 500 ml bé izao 36 000ar
🌹 Pantene Pro-V Keratin Protect Oil 100 ml 33 000ar

28/11/2022

Coucou 😊😊
Manitra fety Zao 🎁 🎁🎁
Efa ho avy ny arrivage tsika a ,
Mila manao metimety daoly
Misy natao ho an'i volo sy ny tarehy
Aza miala aa 🥰 sady natao amin'ny vidiny tsara bé daoly 😉🥰🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo
101