Fahasalamako

Fahasalamako

Share

Fahasalamako

17/11/2022

Kanseran'ny havokavoka aretina izay matetika manomboka miforona eo anelanelan'ny 50 sy 60 taona no ho miakatra.

⏩Ny fifohana sigara dia tompon'andraikitra amin'ny 80% hatramin'ny 90% amin'ny homamiadan'ny havokavoka. Mampidi-doza indrindra izy io satria mora miparitaka amin'ny vatana hafa noho ny karazana homamiadana hafa. Mandalo ao amin’ny havokavoka tokoa ny ra rehetra mba ho oksizenina, ary mifandray akaiky amin’ny lalan-drà sy lymphatika maromaro ny havokavoka.
❗Ny soritr'aretina Indraindray tsy misy soritr'aretina hita. Ny soritr'aretina mahazatra indrindra dia:
🔴kohaka mihamafy na
🔴kohoka tsy mijanona ;
🔴fanaintainana tsy tapaka ao amin'ny tratra, izay miharatsy rehefa mikohaka na miaina lalina.
🔴sempotra.
🔴mikohaka rà
🔴bronchitis miverimberina
🔴pnemonia.
🔴fahaverezan'ny lanja
🔴 tsy fahazotoan-komana

🔻Ny antony mahatonga ny homamiadan'ny havokavoka fifohana sigara; fisehon'ny setro-tsigara; ny fihanaky ny poti-carcinogène misy eny amin'ny rivotra. ✳️ 🔷 Fitsaboana homamiadan'ny havokavoka. Misy karazany 2 ny homamiadan’ny havokavoka. ➡️ Kanseran'ny havokavoka sela kely Io no endrika mampidi-doza indrindra amin'ny homamiadan'ny havokavoka. Manodidina ny 20% amin'ny trangan'ny homamiadan'ny havokavoka no misy amin'ity endrika ity.
Mitombo haingana izy io ary matetika tsy
azo tsaboina amin'ny fandidiana.

NB: Ny fitsaboana natoraly
Izay dia mitsabo avy @ Ny plante medicinal ary Ireo fruit sy legume sy fruit de mer,.
Antony: Mba itazomana ny singa tena ilaina ao anatiny, afahan'ny taova sy ny sela eo vatana iverina iasa natoraly indray.
Manoloana an izay misy ny analyse tsy maintsy atao rehefa vonon

Photos from Fahasalamako's post 14/11/2022

🌱Mampikorontana ny "hormones thyroïdiennes" ;
ka mahatonga fivontosana amin'ny tenda (goitre;hyper/hypothyroïdie) 👇⚠:
- Sakafo /zava-pisotro mamy tafahoatra; misy alkaola & gaz
- Ny vokatra vita @ farine industrielle
- sakafo/na rano mangatsiaka
- Ny fikorontanan-tsaina sy alahelo mitambesatra
- sns...
⛔⚠🍷🍔🍝🍦

------****------
misy ny singa mandamina ny olan'ny thyroïde 🍃🍀👇:
Sakamalaho ; betterave ; paoma ; tantely ; carotte ;amande ; sira misy ioda ; sns....✅

: Raha misy fivontosana ny tenda, dia tadidio tompoko fa tsy voatery ho didiana zany ⛔🍀✅
Afaka levonina tsara @ alalan'n traitement naturel izany🍂
: Tel 0341914981📱

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Anosizato
Antananarivo
101