Stephy mode et beauté

Stephy mode et beauté

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Stephy mode et beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

Photos from Stephy mode et beauté's post 28/05/2022

✨Fond de teint cc cream moisture waterproof original ✨
Tena couvrant sy Effet naturel.

- manakona karazana tache rehetra
- manakona ride et cerne
- manakona faritra mena sy panda
- manakona tattoo

🍃 Misy ho any teint anolona rehetra tsy ataorana misy effet secondaire mazaka masoandro tsara azony rehetra ampesaina tsara 🍃

Ho anizay tsy mbola nahatratra dia aza Tara🏃 amin'ny Maha waterproof et matte azy tsy ataorana ifindrafindra sy ho Samy hafa tarehy

Prix : 35000ar
☎️ 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

09/05/2022

🍃 shampooing BIO AMLA 🍃
Traitement complet ho any volo izy 👐

✔️ Mampaniry volo
✔️ Mitsabo volo vakivaky sy simbany produit Maro sy fer indrindra lokombolo
✔️ Manamafy tahombolo
✔️ Mampitsahatra volo mihintsana
✔️ Mampagirana sy mahatsotra volo

Produit venue de inde direct ORIGINAL
Azo rehetra ampesaina tsara na ankizy 🌿 tsy ataorana hisy effet secondaire satry mazava hoazy naturel ilay produit.

280ML
Prix : 30000ar
☎️ 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

Photos from Stephy mode et beauté's post 05/05/2022

🍃 gel green tea slimming 🍃
Gel manena faritra misy tavy rehetra
Vita amin'ny menthe tena mahomby

- Tsy sarotra mampiasa azy hosorana amin'ny faritra izay Tina ahena rehetra

✅ Azony mampinono ampesaina tsara tsy ataorana hisy effet secondaire 👐 tsy izany ihany tena hasany fa manenjana faritra misy miroraka ireny ihany ko

Prix : 30000ar 250ML
☎️ 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

Photos from Stephy mode et beauté's post 05/05/2022

🍃 brosse pobling électronique 🍃
Fanadiovana tarehy malefaka tsara

✅ Manadio tarehy izany oe Manala loto rehetra izy

✅ Manala point noir
✅ Manala point blanc
✅ Manala Mony

Tsy sarotra mampiasa azy asina gel savon fanasana tarehy brosse na savony izay fampiasa isanandro amin'ny tarehy.

Prix : 40000ar
☎️ 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

Photos from Stephy mode et beauté's post 05/05/2022

🍃 Manala HAO sy ATODY HAO 🍃
Shampooing anti-poux ENGLISH tena mahomby

✅ Tsy sarotra ampiasaina, lemana tsara ny volo izay vao asina Ilay shampooing, kosehana tsara no arahana fihogo, lomana 15 minutes vao kobanina

Tsy manimba volo 2in1 mahasolo après shampooing ihany koa izy, ko aza tara 🏃

Prix : 30000ar 100ML
☎️ 034 21 893 10
LIVRAISON : TANA-PROVINCES

Photos from Stephy mode et beauté's post 05/05/2022

🌿 TRAITEMENT COMPLET HOAN'NY TAREHY AUTHENTIQUE 🌿

Masque green tea stick 🍃 et eggplant stick 🍆

✅ Manala point noir
✅ Manala point blanc
✅ Manala tache navelany Mony sy karazana tache rehetra
✅ Mamerina tarehy may ny masoandro
✅ Manidy masokoditra
✅ Manazava endrika sy mamerina loko tava amin'ny laoniny
✅ Mampa mandimandina

Mitovy fihasany fa parfum no maha Samy hafa azy 👐 tena mahomby satry enieo ihany Dia mahita vokatra

Prix : 30000ar
☎️ 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

Photos from Stephy mode et beauté's post 05/05/2022

🌻 thé slimming herb natioraly🌻manena vatana sy lanja

🍃Manala faritra misy tavy sy Manala menaka any anaty rehetra indrindra kibo

✅ Manena lanja haingana
✅Manala faritra misy tavy rehetra
✅Manala menaka rehetra mihangona ao anaty vatana
✅Manadio loto rehetra atramizay any anaty

Tsy ataorana hisy effet secondaire azo rehetra ampesana tsara marihana fa fabrication année 2021 tsy ataorana hitroka calcium azo terizina tsara satry afaka 3ans be izao vao lany date

Ko aza Tara manjifa 🏃
Prix : 40000ar (50tissane)
☎️ 034 21 893 10

Photos from Stephy mode et beauté's post 05/05/2022

Parfum pour enfants de 3ans_8ans🧡💛💚💙💜

💫Tenue 24h malefa tsara fofon🌠 ra tiantsika ho manimanitra Zaza antsika Dia aza Tara manjifa 💫

Prix : 25000ar
☎️ 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

Photos from Stephy mode et beauté's post 05/05/2022

🍃MINI VAPORISATEUR DE PERFUM EN ALUMINUM 5ML RECHARGEABLE 🍃

Vaporisateur atomiseur portable voyage cosmétique conteneur parfum bouteille 🏃

Prix :23000ar
☎️ 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

Photos from Stephy mode et beauté's post 04/05/2022

🍃 Traitement Pour CILS très EFFICACE🍃 EYELASH GROWTH SERUM AUTHENTIQUE✨

Tsy Mila manao extension cils intsony fa ity traitement pour CILS ity dia mahavaha ny olantsika 👐 mampatevina tsara volomaso sy mahalava azy ary tena madaitra tsy mihandry ela vao mahita vokatra.

Ka ho antsika tsy misy volomaso mihintsy na koa oe manify kely sy Simba extensions CILS dia ity serum ity no mamerina azy HATEVINA TSARA sy MAHALAVA azy.

🍃Azontsika ampesaina tsara amin'ny SOURCILS ihany ko izy satry efa Maro nanao fanadramana fa tena mahomby🍃

Ko aza Tara fa tsy hanenenanao ny manjifa azy ary tsy ataorana hisy effet secondaire na tsy fahazakana🙋

Traitement boit iray ihany anefa dia Mahava ny olantsika ary mahita vokatra fafampo 🏃

Prix : 30000ar
☎️ 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

Photos from Stephy mode et beauté's post 03/05/2022

ANTI-RONFLEMENT TRES EFFICACES
✔️ Appareil tsy mampierotra ary manazatra ilay olona hiala tanteraka amin'ny fihesonana

🍃 Tsy ataorana hisy effet secondaire amin'ny fampesaina azy satry tsisy produit fa juste appareil no miasa🍃

✔️ Azon'ny rehetra ampesaina tsara
✔️Azontsika atao cadeau 🎁 ho an'ilay olona miherotra be ireny
✔️ Tena mahomby alohany matory mametaka azy

Amarana sisa izahay ho anizay mbola tsy nahazo ko aza Tara no sady PROMOTION 🏃

STOCK LIMITÉ
Prix :25000ar
☎️ 034 21 893 10
LIVRAISON TANA PROVINCE

Photos from Stephy mode et beauté's post 03/05/2022

🍃Ho any VEHIVAVY sy LEHILA Sola sy manify volo🍃

HAIR GROWTH ESSENCE ANDREA👇 traitement fanta-daza ary tena mahomby

✔️ Mampaniry volo (Sola)
✔️ mampatevina sy mampitsahatra volo mihintsana
✔️ Mampaniry volo aingana ho antsika tsy nahita vahaolana mahomby
✔️ Manamafy tahombolo

Aza Tara ho anizay tsy mbola nahazo traitement efa fampiasa client anay sy mahomby izY ity dia nahatonga arrivage indray izahay 🏃

STOCK LIMITÉ
Prix :25000ar
☎️ 0342189310
LIVRAISON TANA PROVINCE

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo