VOKY Fahaela Velona

VOKY Fahaela Velona

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from VOKY Fahaela Velona, Beauty, cosmetic & personal care, RN2, Antananarivo.

28/09/2022

Salama daholo
Mamy ny miaina e❓

Fa mbola mamy kokoa raha toa ka miaina salama

Raha azon'ny olona natao ny mividy fahavelomana, indrindra rehefa ao anaty tsy fahasalamana DIA tsy nisy mpanankarena niala teto an-tany mihitsy.

Ny fanalahidy dia ny fiikarakarana ny vatana, manao fanatanjahan-tena, mihinana sakafo voalanjalanja sy ara-pahasalamana dieny mbola kely

Averiko, dieny mbola kely fa tsy rehefa antitra.

Hoy izay nutritionniste iray izay hoe: " Ny olona mirijarija sy salama be fony izy mbola tanora NEFA tsy mandanjalanja ny sakafo mihiditra ao amin'ny vavany NO olona mijaly amin'ny tsy fahasalamana indrindra rehefa manomboka mahazoazo taona"

Mampieritreritra e❓

Ndao hanova ny hygiène de vie antsika
1-Mifoha maraina
2-Mihinana fruits et legumes
3-Manao ampy tory tsara
4-Manao fanatanjahan-tena indroa na in-telo isak'erinandro
5-Mametraka eo ampelatanan'Andriamanitra ny fahasalamana

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


RN2
Antananarivo
0101