Produits ZO

Produits ZO

Share

Produits à base d'aloès, gamme pour cheveux et savon pour visage

31/05/2026

Miarahaba ny reny rehetra dia mirary soa ho antsika. Tahian'ny Tompo amin'ny adidy sy andraikitra rehetra miandry antsika πŸ₯°

30/05/2026

Ny πŸ‘‰πŸΎHUILE D'AMANDE DOUCE koa dia mahamandina tarehy maimaina, sady malefaka tsara, mety hanosorana ny zaza. Pure tsara πŸ‘Œ

Vidiny : 15000Ar

0346968042

30/05/2026

Raha tsapanao hoe maimaina ny tarehinao, na mihofaka amin'izao ririnina izao, mila hydratation izy izay.

Ity πŸ‘‰πŸΎCREME HYDRATANTE ity no hanosorana azy isaky ny avy manasa tarehy.

0346968042

28/05/2026

Misy tasy navelan'ny mony tsy mety afaka mihitsy vΓ© ny tarehinao? Aza mitady lavitra fa ity πŸ‘‰πŸΎπŸ‘‰πŸΎ SAVON CONCOMBRE ity no manala an'izany haingana.

Andramo πŸ™‚

0346968042

28/05/2026

Na volo olioly na volo faran'izay mahery, na ngita dia malefaka avy hatrany raha vao tratran'ny produits misy VAHONA.

Izay no anisany mampiavaka ireto πŸ‘‰πŸΎπŸ‘‰πŸΎ HUILE D'ALOES sy SAVONY produits ZO ireto πŸ‘Œ

Izay efa nampiasa moa dia tamΓ na avy hatrany πŸ₯°

0346968042

27/05/2026

Afaka ajanona tanteraka ny lokom-bolo misy produits chimiques rehefa mampiasa ny πŸ‘‰πŸΎGamme COLORATION PRODUITS ZO.

Satria TSY MAMPIRONGATRA VOLOFOTSY toy ny loko rehetra izy, mahamainty tsikelikely izay efa eo.

0346968042

27/05/2026

Fihetsehan'ny areti-nify izao andro mangatsiaka izao, aza sarahana aminao ity πŸ‘‰πŸΎ BAIN DE BOUCHE Γ  base de girofle sy ravintsara ity.

Manontsana fotsiny dia efa miato ny fanaintainana πŸ‘Œ

0346968042

Photos from Produits ZO's post 25/05/2026

TE HANANA VOLO SALAMA MANDRITRY NY RIRININA?

πŸ€πŸ Arovy ny volo indrindra Ilay vao maraina misy ranon'ando
πŸ€πŸ Aza avela ho maina be ny volonao, mila hydrater-na foana
πŸ€πŸ Safidio ny shampooing mifanaraka amin'ny volonao
πŸ€πŸ Tsy mampiasa appareils chauffants matetika loatra
πŸ€πŸTsy bangoina matetika koa ny volo, atao 1 Γ  2x/j dia ampy. Rehefa mibango dia ny ambany no alana fatotra voalohany
πŸ€πŸ Mila manao masque rehefa manasa loha

25/05/2026

Ny volo sy tarehy dia manome valeur antsika vehivavy. Saino kely nge hoe ianao tsara tarehy nefa sola, na tsara volo nefa feno panda sy tasy.

Midira Mp ary fa afaka manoro hevitra anao aho amin'izay produits mety aminao. Vidiny mirary hatrany an!!! Afaka atao fanomezana ho an'i neny ihany koa amin'izao akaiky fety izao πŸ‘Œ

0346968042

25/05/2026

Raha tsy tia menaka ny volonao nefa tianao ho lava haingana dia ity LOTION vita amin'ny SAKAMALAO SY VAHONA ity no mety aminao.






0346968042

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101