Soa Beauté
Tout Travaux concernant la coiffure, maquillage,esthetique,etc
03/02/2022
Hello👋👋
Hifampizara asa vita ndray isika fa elaela tsy nihaona😁😍
👉Brushing : a partir 6.000ar
👉 Pose vernis 5.000ar (semi-permanent)
👉 pose faux ongle avec vernis 10.000ar (semis permanent)
Araroty ary fa mbola prix de lancement fona isika amin zao😊
Manao à domicile 😉
Contact: 032 02 391 78
05/12/2021
Aza misalasala manantona anay 😌
Contact: 032 02 391 78
05/12/2021
Hello👋👋
Elaela isika tsy nifampizara vaovao😁😁
Aza adino fa manao ny asa rehetra momba ny volo izahay eto am an 😉
Manao à domicile ihany koa 😌
A partir 5.000ar
Manomboka 2.000ar kosa ho an’ireo lehilahy👱🏿♂️🧔🏼
30/09/2021
Le saviez-vous??
Gommage et masque fait maison ❤️
👉Pour tout type de peau 😘
17/09/2021
Hey 👋 👋
Iza daholo ilay mpankafy lokom-bolo otran’zao ato😁😍
Otrany tsara e?❤️
Aza misalasala manantona anay 😉
Manao à domicile hatrany
Contact: 032 02 391 78
10/09/2021
Pas mal non??😁❤️
Qui ose???😂
08/09/2021
Iza avy mo ilay mbola tsy nandalo tato aminay??😁😁
Mba manandrama anie oa e❤️
Manao à domicile hatrany😊
Contact: 032 02 391 78
22/08/2021
Tianareo ve ? 😍
Cliente satisfaite 👌👌
Merci pour votre confiance ❤️
19/08/2021
Iza avy isika le mpankafy beauté ato😍🙈
Miandry anareo hatrany izahay 😌🙏🏼
A partir 5.000ar😁🙄
A domicile possible
02/08/2021
Où sont passés les fans de 🙈😁
Efa maro no afa-po teto aminay ☺️
Manao ny asa rehetra 👌👌👌
A domicile possible
Contact: 032 02 391 78
14/07/2021
Elela isika tsy nihaona👋👋👋
Vonona anome fahafaham-po ho anareo hatrany izahay 😊
Aza misalasala manantona anay..
A domicile possible 👌
Contact: 032 02 391 78
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
