Vehivavy mifanampy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vehivavy mifanampy, Health/Beauty, Antananarivo.
26/07/2023
Salameee, ity renim- pianakaviana iray ity Dia Mila fanampiana avy amin-tsika RAMANIRAKARISOA Myriam Na neny faharetana vohan'ny cancer de thyroïde Izy Izay noheverin'ny Dr fa cancer du sein tamin'ny vôalohany ka nodidina niafara tamin'izao nefa lay Izy ka tena efa lany vola bé mihintsy satria Dia efa nandritra ny 5 ans Izy no notsaboina .Tena tsy haraka intsony ireo fanafody ilainy Izay tena lafo de lafo nefa tsy misy azo ajanona
Ka MBA Mila ny fanohanan- tsika Izy
👉 Afaka mijery azy mivantana mo isika na hanatitra voankazo sy sakafo mampatanjaka satria Dia tena ilainy mihintsy zany ,eny alasora no misy azy izao
numéro Mvola 0343949681 Myriam
Ra Mba misy afaka manampy azy n'a kely ihany Ary Dia hisaorana sahady
Afaka miantso io numero io ko ra hijery azy mivantana
Mba partageo fa tena Mila antsika Izy
Mankasitraka sahady
16/06/2023
SAVON VITAMINE C
Manala ny tâche rehetra amin'ny hoditra : panda, Mony, farasisa, manafotsy ,mampamandina n'y hoditra
🍀Mety bé mihintsy indrindra amzao ririnina izao
Vidiny :12000ar
Tena tsara fofona bé mihintsy
Livraison partout
0349190166
14/06/2023
Salameee, ity renim- pianakaviana iray ity Dia Mila fanampiana avy amin-tsika RAMANIRAKARISOA Myriam Na neny faharetana vohan'ny cancer de thyroïde Izy Izay noheverin'ny Dr fa cancer du sein tamin'ny vôalohany ka nodidina niafara tamin'izao nefa lay Izy ka tena efa lany vola bé mihintsy satria Dia efa nandritra ny 5 ans Izy no notsaboina .Tena tsy hafaka intsony ireo fanafody ilainy Izay tena lafo de lafo nefa tsy misy azo ajanona
Ka MBA Mila ny fanohanan- tsika Izy
👉 Afaka mijery azy mivantana mo isika na hanatitra voankazo sy sakafo mampatanjaka satria Dia tena ilainy mihintsy zany ,eny ampasapito no misy azy Izay efa tazaina ao an-tranon'Andriamanitra
numéro Mvola 0343949681 Myriam
Ra Mba misy afaka manampy azy n'a kely ihany Ary Dia hisaorana sahady
Afaka miantso io numero io ko ra hijery azy mivantana
Mba partageo fa tena Mila antsika Izy
Mankasitraka sahady
15/05/2023
The feuille de corossol au roi des herbes
-Manadio ny ao anaty: trempe bouché,..
-mitsabo aty(hepatite,..)detox,..
-mety hoan'ny mitady zaza(na lahy na vavy)
-diabete,tension ,insufisance renal,calcul renal
-mampitombo ny hery fiarovana
-miaro ny celule cancereuse tsy hiparitaka no sady mitsabo azy
-mandamina regle(fandim-bolana)
-miaro aminny kohoka sy ny sery
-mety hoan'ny olona mivoka tsiranoka amin'ny taovam-pananahana na lahy na vavy,siphilis,herpes...
Vidiny 20000ar/boite 14infusion
Livraison partous 3000ar
05/05/2023
**Graines de nigelle **firenena maro no mampiasa azy hentina fitsaboana .
Hoan-tsika marefo tsy mazaka ny fihovahovan'ny toetr'andro indrindra ny asthmatique, ito Dia mampiakatra ny hery fiarovana hiatrika ririnina ampahatoniana isika amzany lavitrin'ny grippe,sery , koaka..
Tsy Izay ihany fa vakio tsara ireo aretina sitraniny :
-- migraine sy arety nify miverimberina
--mamerina règles efa tsy tonga ELA sady mandamina azy
--sady mitsabo,sy DÉTOX no mitroka loto: aty, vavony, avokavoka, ..no sady manala rivotra koa
--manatsara ny fikorian'ny ra, manadio rà , manala ny tavy amin'ny lalan-drà, --mitsabo fo :mampitony fo, stress,mitaintain-dava, mampahita tory bé
--mampihena hoan'ny mpanao régime alimentaire (minceur
--mampahazo zaza hoan'izay mitady, mampiakatra nono hoan'ny reny mampinono
-- mitsabo ny aretin'ny vani-taolana
--mitsabo maladie sexuelle transmissible: herpès,sns
--miaro sy mitsabo prostate
--mitsabo diabète type 2
--mitsabo hoditra : acné, eczéma, brûlure,sns
--mampitsaha ny fihintsanan'ny volo
,... Maro tsy voatanisa
---anti inflammatoire,anti allergique, anti bactérien,
--mitsabo : goutte, rhumatismes, arthrite, arthrose,
--manala kankana,aon anaty
= manomboka 6 ans no afaka mihinana azy
A consommer avec de miel ( hanina miaraka amin'ny tantely )
A base de graines de nigelle avokoa
🍀Graines de nigelle au miel
🍀 Calcium naturel
🍀 Graines de nigelle nature
🍀 Minceur rapide
Tél:0349190166
Livraison partout
Tsindrio tsirairay ny sary fa efa misy prix
05/05/2023
🍀Minceur rapide
Graines de fenouil+graines de nigelle+ feuille de laurier
Manala tavy farak'izay haingana
Manala rivotra, coupe faim, ...
20000ar/14infusettes
Livraison partout
05/05/2023
Hoan-tsika mihintsam- bolo,volivoly matetika, mande rà ny nify lava, Marary an-Doha lava, crampes, rera-dava,...
Ny tsy fahampian'ny calcium de tena manimba ny fahasalamana
Calcium Naturel :7000ar/500ml
Tél:0349190166
Livraison partout
05/05/2023
**Graines de nigelle **firenena maro no mampiasa azy hentina fitsaboana .
Hoan-tsika marefo tsy mazaka ny fihovahovan'ny toetr'andro indrindra ny asthmatique, ito Dia mampiakatra ny hery fiarovana hiatrika ririnina ampahatoniana isika amzany lavitrin'ny grippe,sery , koaka..
Tsy Izay ihany fa vakio tsara ireo aretina sitraniny :
-- migraine sy arety nify miverimberina
--mamerina règles efa tsy tonga ELA sady mandamina azy
--sady mitsabo,sy DÉTOX no mitroka loto: aty, vavony, avokavoka, ..no sady manala rivotra koa
--manatsara ny fikorian'ny ra, manadio rà , manala ny tavy amin'ny lalan-drà, --mitsabo fo :mampitony fo, stress,mitaintain-dava, mampahita tory bé
--mampihena hoan'ny mpanao régime alimentaire (minceur
--mampahazo zaza hoan'izay mitady, mampiakatra nono hoan'ny reny mampinono
-- mitsabo ny aretin'ny vani-taolana
--mitsabo maladie sexuelle transmissible: herpès,sns
--miaro sy mitsabo prostate
--mitsabo diabète type 2
--mitsabo hoditra : acné, eczéma, brûlure,sns
--mampitsaha ny fihintsanan'ny volo
,... Maro tsy voatanisa
---anti inflammatoire,anti allergique, anti bactérien,
--mitsabo : goutte, rhumatismes, arthrite, arthrose,
--manala kankana,aon anaty
= manomboka 6 ans no afaka mihinana azy
Graines de nigelle au miel
Prix :20000ar/boite de 100ml
Tél:0349190166
Livraison partout
10/03/2023
Misy faritra ngeza lôatra ka tianao ahena eny amin'ny vatanao? Ireto no mety aminao crème et savons à base de piment ( mafana tsara Zay faritra hasiana azy ka mampitsonika ny tavy ao anatiny, mety ahosotra amin'ny faritra mangotsokotsoka,manaintaina,..)
Savon :10000ar
Crème :12000ar/ 50 ml
Hoan- tsika manana olàna amin'ny tarehy koa Dia Ito crème réparatrice ito manala ny imperfections rehetra eo aminy tarehy : panda, Mony, tai-parasy,ride, tache, point noir,sns..
Na efa ela Ary de afaka fôana
Tena efficace
Vidiny :13000ar/50ml(crème de nuit)
Livraison partout
Tél:0349190166
Ao amin'ny commentaires ny tohiny
27/02/2023
Crème réparatrice Vokatra natoraly :manala reo imperfections rehetra eo aminy tarehy : panda, Mony, tai-parasy,...
Na efa ela bé aza afaka fôana
Vidiny mora:13000ar/50ml
Tsy hanenenanao ny mampiasa azy !!!
Zay te hanana tarehy madio Tsy misy pentina de aza misalasala( crème de nuit Izy io)
Livraison partout+frais
Tél:0349190166
11/01/2023
Bonjour, tao anatin'ny fêty de betsaka no nitombo lanja, nietsika allergie, aretin'aty, aretim-bavony, goutte, rhumatismes , cholestérol , reins,sns
Ireto ny vahaolana à base d'artichauts avokoa Samy mitsabo Ireo aretina rehetra voalaza Etsy ambony fa Samy manana ny mampiavaka azy
Thé artichaut : 25000ar/ carton ( 15 pièces ny ao anatiny) manala ny tavy ratsy siramamy Mihoatra amin'ny vatana manontolo ( détox 1)
Thé ventre plat : 27000ar/ carton (15 pièces) manala ny tavy eo amin'ny kibo fotsiny, ( détox 2)
Thé artichaut+ Neem: 27000ar/carton (15 pièces)
- spécial hoan'ny lehilahy malemilemy, éjaculation précoce sy ny maladie sexuelle maro hafa,
-speciale hoan'ny vehivavy manana problème tranon-jaza : kyste, troubles hormonal, règles mikorontana, perte misy fofona,sns..
Tel : 0349190166
Mandefa amin'ny faritra
Manana certificat de consomabilité fa tsy misy atahorana
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
