Faniriantsoa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Faniriantsoa, Health/Beauty, Antananarivo.
26/08/2025
Miarahaba tompoko,
Ity le SHAMPOING COLORANT DISAAR.
Couleur :marron café, noir.
Shampoing fandokona volo mora ampiasaina, tsy misy effet.
Prix:40 000ar
Manao livraison, 034 21 074 57
06/05/2023
Huile Indienne Trichup ,manalava volo haingana,tsy mampiraikitra volo,mampatevina
Prix:12000ar
☎ :0349303768
06/05/2023
Promotion be ity!
Shampooing fandokoina volo
Couleurs :noir,marron caffe,grenat
Prix:28000ar
07/12/2022
SHAMPOING Colorant DISAAR
Couleur : marron café, noir
Shampoing fandokona volo,mora ampiasaina, tsy misy effet
Prix : 30 000ar
Manao livraison, 0349303768
07/10/2022
Shampoing colorant DISAAR
Couleur noir et marron
Misy kely sy lehibe
MP ou 0349303768
Manao livraison
Tonga indray ity ny "Arrivages"ôôôô!
* Shampoing colorant Disaar:Noir & marron
*Menaka Disaar mampaniry volo sola,manatevina ny volo manify 18000ar
*Menaka mampaniry volombava 18000ar
*Gammes Coffe coconut,Aloe Véra,Ephena,Enzo.
*Gel fanaovana curly
Manasa anao ary hiditra "MP"hanao commande na 034 93 037 68
NB:ao anaty commentaire ny sary
Livraison Mada
Te hampaniry volo sola ve enao na
Koa te hampatevina volo manify
Yzahay dia mivarotra menaka mampaniry
Volo sy mampatevina ary manamafy fotobolo
Tongava ary MP raha liana
09/09/2022
Gamme complet :Coffe coconut,EPHENA,Aloe Véra,Ultra Doux
*MENAKA mampaniry volom-bava,mampatevina:18000ar
*MENAKA mampaniry volo sola,mampatevina volo manify sy tsy mety maniry:18000ar
Manasa anao ary hiditra MP amin'izay mahaliana anao na hiantso NY 034 93 037 68
Livraison Tana,Province
07/09/2022
Dentifrice natoraly vita avy amin'ny charbon,manafotsy sy manala NY mainty am nify,manala fofona ratsy,mampihena NY aretin'ny nify,manamafy NY akanjon'nify
MP ary manao commande na 0349303768
05/09/2022
Savony manala ireo tavy rehetra amin'ny vatana,manena haingana NY kibo ao anatin'ny 7andro monja,midira MP na 0342107457
03/09/2022
Mety ho antsika tia mikarakara vatana ireto "Produits"ireto sady tsara kalitao sy manaraka vanin'andro.
*Gammes complet :COFFEE COCONUT,EPHENA,ALOE VERA,ENZO.
*Savony manala ireo tavy rehetra,manena ny kibo ao anatin'ny 7 andro monja 15000ar
*Savony natoraly vita amin'ny karaoty,mampadio sy mampalandina ny tarehy 13000ar
*Savony manala ny tasitasy rehetra amin'ny hoditra,manala ireo aretin-koditra.
*Gel natoraly vita avy amin'ny cocombre,mampalefaka ny tarehy,manala ketrona 15000ar
*Menaka mampaniry volom-bava,mampatevina 18000ar
*Menaka DISAAR:mampaniry volo sola sy manatevina volo manify 18000ar
*Menaka Olive misy vitamine E,manala ny vakivaky sy efa simba tanteraka.
*Mask fanaovana Curly.
Mbola maro fa ao anaty "MP"manontany izay mahaliana anao na hiantso 034 93 037 68
Livraison partout a Madagasikara.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
