Ravaka Rakotoa
Never give up
Tena miteny ilay tononkira😂
fantaro tsara hoe iza no tena namanao. Ny olon-drehetra tsy voatery ho faly amin'ny fahombiazanao.
Mirary fahombiazana ho antsika rehetra hatrany😘😘
cheveux dispo chezClin d'oeil Beauté
15/05/2026
🥰❤️
Coucou 🤗🤗
✨ Lissage nouvelle Génération: Indien, tanin, Brésilien - 20%
👉 mitovy foana ny résultat raha ny ato aminay manokana😊
👉 samy lisse maharitra eo@6 à 8mois eo
👉 mangirana
👉 lisse foana après lavage
👉 mahazaka ranomasina, piscine 😍
👉 tsy manimba volo satria produit sans formol, ni acide glyoxylique
✨ Botox lissant, indien à partir de 120.000ar
👉 mitsabo ny volo maina sy tapatapaka
👉 manakatona ny volo vakivaky
👉 mampaniry volo
👉 mi-hydrater volo
👉 mitsabo ny volo mihintsana
👉 mitsabo ny volo simban'ny loko
👉 tsy mampiova ny texture volonao
Tongava fa raisinay an-tanana ny fikolokoloina ny volonao🥰 Produit professionnel hatrany no ampiasaintsika.
🏠 Clin d'oeil Beauté 67ha centre ouest
📞 038 89 433 45/ 034 16 987 32
Raisiko an-tanana ianareo🥰 afaka manantona anao koa ny ekipanay fa hafa indray ny tarif an✨
Lissage nouvelle Génération Tanin, indien, brésilien ho antsika maniry ho lisse volo maharitra hatramin'ny 6 à 8 mois tsy miova na manasa loha tsy manao bolo aza ianao, na mandeh piscine, na ranomasina 😍
Misy koa ny BOTOX lissant nouvelle Génération ho antsika simba volo, main'ny loko, tapatapaka, vakivaky, tsy mety maniry.
Afaka miditra mp avy hatrany isika miresaka😘😘
Herinandro vaovao feno fitahiana ho ahy sy ianao. ❤️
09/05/2026
Fa ndry akia tena tsy miova mihitsy ka, efa t@zay mbola kely no nahita ny Film nisy andry. Nef ndry toa mbola otranzao ihany😂😂 ilay indryy anefa efa sahirana be fa lasa taille Xl.
Ny secret an'ny fahamanjana aloha dia aoClin d'oeil Beauté. Atokisako 100%. Izay fa bisouu😘😘🥰
12ans nijoroana izao nyClin d'oeil Beauté. 🥰 nandalo fahombiazana nandalo fahasarotana, fa tsy mahazo kivy satria tiako ny asako❤️
Miezaka hatrany foana manome ny tsara kokoa ho anao efa cliente na ny eto an-toerana na ny any@faritra✨ Ary manasa anareo izay mbola tsy tato aminay fa manana offre vaovao be ho atsika izahay.
Mankasitraka foana ry ireto@fanohanana a😘😘
Ho marina amiko sy aminao🥰
Izy Andriamanitra dia efa manana lalana heverana antsika, fa ny hany ataontsika dia matoky Azy. Bonne semaine ry namako😘😘
01/05/2026
Happy birthday ma belle🥰❤️ 🎊🎊 Love you so much 😘😘 Princia Rakoto
19/04/2026
"Tsy voalazako va fa raha hino ianao,dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra" Jao 11:40
Tenin'Andriamanitra noraisiko nandritra izay tolona niseho tamiko izay, ary nivoakako ho mpandresy dia mba tiako ho marina aminao koa anie izany. Niverina tao anaty torinteny indray izy androany. Ary mbola nampatsiahiviny ahy. ❤️
Mirary herinandro feno hasambarana ho antsika namako😘😘
Pic byMikajy Rakotoa sortie fjkm Ampahimanga
Tsy haiko ianareo raha mitovy amiko ry maman🤭 rehefa mangina be tampoka misy raha ao izay😂
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
Tana
Antananarivo
101
