Mpitsabo gasy Maelle
Mpitsabo ara-pomba nentim-paharazana
Salama daholy
Mpitsabo Maelle dia mitsabo ny aretina ,aretina vokatry ny vorika,fitsaboana haingam-piasa,'ny don sy vavaka,
Manasa hanao hiantso na handefa mp.
Mandray olona isan 'andro 17h
0343072408
12/03/2021
Miarahaba
Izao dia mpitsabo gasy,
,Hitoeran-janahary,ary afaka mitsabo olona tratra ny mosavy,aretina , manome fiaro, manarim-bitana, tsara miantso na manantona mivantana.
Miarahaba tompoko
Maelle mpitsabo dia mitsabo olona tsy salama,aretina ,mosavy (eo ny eo dia mahita voka-tsoa) manome fiaro,ary manarim bitana.
Koa aza misalasala miantso anay na mandefa mp
Sur rendez vous ny fandraisana
Ary mijery à distance ihany koa
Misy consultation
Salanitra
Mpitsabo Maelle dia mpitsabo manana hery entina hanasoa sy afaka hitsabo sy hiaro ny olona toy:
*Lafika,voakanina,Vorika,ody ratsy ataon'ny olona(1andro monja dia misy voka-tsoa hitanao ),
*Mikarakara fomba,
*Manome fiaro ,
*Manarim-bitana,ary marobe tsy voatanisa.
Mijery à distance ihany koa
Sur rendez vous!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |
