Mes cheveux Ma couronne
vente huiles végétales ho an'ny volo
11/05/2026
Tena elaela tokoa izay tsy nisy fizarana tato amin’ny pejy fa variana nikarakara an’ity zazakely vaovao ity izahay 🥰👶
Na izany aza anefa dia mitohy foana ny fandraisana commande ato amin’ny mp 📩 na miantso mivantana ny 034 39 036 15
Misy livraison foana ihany koa 🚚✨
Mankasitraka antsika rehetra mbola manohana sy matoky hatrany ❤️
Mirary herinandro mahafinaritra 🥰
01/04/2026
⁉️Fa maninona no natao hoe fetin'ny lainga ny 1er avril 😊
📜 Antony niandohany
Ny fanazavana malaza indrindra dia mifandray amin’ny fanovana datin’ny taom-baovao:
Taloha, tany amin’ny firenena sasany (toy ny any France), ny taom-baovao dia ankalazaina manodidina ny faran’ny volana Martsa ka hatramin’ny 1er avril.
Rehefa nampiova izany ho 1er janvier ny mpanjaka Charles IX tamin’ny taonjato faha-16, dia mbola nisy olona tsy nahalala na tsy nety nanaiky ilay fanovana.
Nanao vazivazy tamin’izy ireo ny olona hafa: nanome “fanomezana sandoka” na nampandefa hafatra diso—izay no niandohan’ny lainga amin’io andro io.
🐟 Nahoana no misy “poisson d’avril”?
Tany Frantsa, dia nanomboka nampifandray amin’ny trondro (poisson) izany.
Ny ankizy dia mametaka sary trondro amin’ny lamosin’olona tsy fantany, dia miantso hoe “Poisson d’avril !” rehefa tratra 😄
🎉 Ankehitriny
Lasa andro fanaovana hatsikana eran-tany izy io.
Ny olona sy ny media aza manao vaovao sandoka kely ho fialamboly (fa tsy tokony hanimba na handratra olona).
👉 Noho izany, fety fanaovana vazivazy sy lainga kely fotsiny ny 1er avril, tsy tena ratsy fa natao hampihomehy 😊
08/03/2026
🌸 Miarahaba ny vehivavy rehetra nahatratra ny Andro Maneran-tany ho an'ny Vehivavy androany 🌸
Vehivavy matanjaka, be herim-po ary loharanon-kery ho an’ny fiaraha-monina.
Mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho anareo rehetra.
💐Hamirapiratra hatrany anie ny herin’ny vehivavy!💪
03/03/2026
✨ Sombintsombiny amin'ny Témoignage n'ireo efa nampiasa Pack anti-poux ✨
“Indray mandeha nampiasa fotsiny dia efa nahita vokatra! Mamono avy hatrany ny hao sy ny atodiny, ary manadio tsara ny hodidoha.”
Ny tanjonay dia vokatra hita maso, haingana ary azo antoka 💚
👉 Indray mandeha mampiasa dia efa mahita fiovana.
👉 Manala ny hao sy ny atodiny.
👉 Manampy hanadio sy hampilamina ny hodidoha.
Ary ianao? Inona no mbola mampisalasala anao tsy hanjifa? 🤔
🤑Huile de neem 100ml+peigne a poux: 20 000ar monja
📩 Aza misalasala miditra hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny. 📞 034 39 036 15
02/03/2026
🤍 Salama daholo 🤍
Volana vaovao indray… dia nanandrana nisintona volo😁
❌️TANDREMO fa raha mbola en transition ianao dia mbola marefo sy tsy mitovy texture ny volo:
— Misy faritra malemy
— Misy faritra matevina
— Mora tapaka sy mora mihintsana
👉 Noho izany dia tsara kokoa raha miandry aloha mandra-pahatanjaky ny volo vao manandrana misintona volo
Aza avela ho very maina ny ezaka efa natao nandritra ny volana maro 🤍
Ny faharetana sy ny fikarakarana mety no mitondra vokatra maharitra.
✨ Omeo: • Hydratation ampy
• Soin nourrissant
• Protection
• Ary indrindra… patience
👉Disponible avokoa ireo huile végétales rehetra eto amin’ny page
Aza misalasala miditra hafatra miafina raha misy fanontaniana na torohevitra tiana ho fantatra mahakasika ny retour au naturel sy ny fikarakarana volo
Bisous bisous 😘
19/02/2026
❓Fanontaniana matetika apetrakareo ny hoe:
Mahery fofona be ve ilay huile de neem? Tsy atahorana hanimba volo ve?
💎 Valiny:
🌿 Ny huile avy amin’ny Neem dia huile voajanahary 100% ka manana fofona miavaka sy somary mahery tokoa. Izany no manamarika fa tena naturel sy tsy misy fangaro simika izy.
💥Raha tsy mahazaka ilay fofona dia afaka afangaro amin’ny huile végétale hafa toy ny coco, ricin, jojoba… na asiana huile essentielle kely dia mihena ilay fofona
✨ Tsy atahorana hanimba volo mihitsy izy, mifanohitra amin’izany aza,satria:
✔️ Manadio sy manasitrana hodi-doha
✔️ Mampihena mangidihidy sy pellicules
✔️ Manamafy fakàn-volo
✔️ Manala ny hao sy atodiny
✔️ Miaro amin’ny fiverenan’ny angadrano
✅️Disponible eto amin'ny pejy:Flacon de 100ml 11000ar monja
🚲Manao livraison sy mandefa any amin’ny faritra
📞034 39 036 15
14/02/2026
💖 Joyeuse Saint-Valentin à nos précieux abonnés 💖
Merci de faire partie de notre aventure. L’amour se partage… tout comme les bonnes affaires 😉
Bisous bisous 😘🥰
13/02/2026
✨ IDEE MASQUES MAISON SELON NY OLANA AMIN’NY VOLO ✨
🧴 Masque Hydratant
👉 Aloe vera + Avoine + Yaourt
✔️ Ho an’ny volo maina sy malemy
⏱️ Avela 20–30 min
🔁 Indray mandeha isan-kerinandro
🥚 Masque Protéiné
👉 Atody + Yaourt + Fenugrec
✔️ Ho an’ny volo mora tapaka sy malemy
⏱️ Avela 15–20 min
🔁 Indray mandeha na indroa isam-bolana
🛠️ Masque Réparateur
👉 Beurre de karité + Hibiscus + Menaka végétale
✔️ Ho an’ny volo simba sy tapaka
⏱️ Avela 30–45 min
🔁 Atao isaky ny 1–2 herinandro
📩 Raha mila torohevitra manokana, dia aza misalasala miditra hafatra miafina
✅️Disponible avokoa ireo huile végétales rehetra ato
🚲Manao livraison sy mandefa any amin’ny faritra
📞034 39 036 15
🌿✨
02/02/2026
✨ Volana vaovao, herinandro vaovao… fotoana hanomezana aina vaovao ny volonao ✨
Mihintsana ve ny volonao?
Mila fitomboana haingana?
Sa mitady volo salama, malefaka ary mamirapiratra? 🌿
👉 Disponible de suite eto amin’ny page ireo huile végétales 100% naturelle, mifanaraka amin’ny karazana volo rehetra.
✔️ Manamafy ny volo
✔️ Manafaingana ny fitomboana
✔️ Miady amin’ny fahasimban’ny volo
📩 Midira hafatra miafina dieny izao raha mila torohevitra manokana mifanaraka amin’ny volonao.
https://www.facebook.com/100089052619832/posts/889153687396377/?app=fbl
📞 034 39 036 15
14/01/2026
Salama harivariva🤗
Ity ary ny valin'ilay lalaotsika eee
Dia arahabaina ianareo 3 nibata ny fandresena
Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara🙏araho tsy tapaka ny pejy fa mbola maro ny jeux sy surprise ho zaraina
Bisous bisous😘🥰
13/01/2026
🌸 KIT ACCESSOIRES CHEVEUX COMPLET – BEAUTÉ & SOIN AU QUOTIDIEN 🌸
Les filles 💕, offrez à vos cheveux le soin qu’ils méritent avec ce kit accessoires cheveux ultra complet, pratique et élégant, idéal pour toutes les routines capillaires 💆♀️✨
👉 Disponible SUR COMMANDE
🎨 Couleurs au choix : Rose 🌸 | Noir 🖤 | Violet 💜
✨ Contenu du kit :
✔️ Vaporisateur pour hydrater les cheveux
✔️ Brosse douce anti-casse
✔️ Peigne large dents (idéal cheveux bouclés/crépus)
✔️ Peignes de finition & séparation
✔️ Brosse lissante
✔️ Brosse massage cuir chevelu
✔️ Pinces solides pour coiffage
✔️ Chouchou satin (protège les cheveux)
💖 Avantages :
✔️ Réduit la casse et les nœuds
✔️ Facilite le coiffage au quotidien
✔️ Adapté à tous types de cheveux
✔️ Parfait pour soins, coiffures & routines naturelles
📦 Livraison sous 45 à 60 jours
🤑Prix:25 000ar seulement
💰 Accompte obligatoire pour valider la commande
📲 Page : Mes Cheveux Ma Couronne
📞 Contact / Commande : 034 39 036 15
⚠️ Réservez dès maintenant votre kit et prenez soin de votre couronne naturelle 👑✨
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
