FAH Beauty

FAH Beauty

Share

Votre beauté, c'est notre Métier

13/12/2025

Ny vola Fitady 😄,
N'y vola Tsy hangidy rahovina👌,
Fa aleo manao manjamanja na Dia amin'ny Fety fotsiny aza e😍,
Sa ahoana hoy hianareo❤️.
👉Ataoko Soins daholo nefa prix Normal Izay Tonga hatramin Fety 👌
❤️Code Cadeau (vao miditra an)fa Tsy hoe rehefa vita.manjary Tsy mahazo Ilay offre cadeaux 🥰

04/12/2025

👉 SOINS BOTOX CAPILLAIRE
👉_50/💯 Raha miteny Ilay code 🤩🤩
👉Alefa Ary!!! Manomboka izao ,mandrampifarana n'y taona🎉🌹🌹🌹🎁🎁🎁🎁🌹🌹🌹🎉

04/12/2025

👉SOINS BOTOX CAPILLAIRE
👉_50/💯 Raha miteny Ilay Code hianao 🤩🤩
👉ALEFA Ary !!! sitrany manja nefa mora

07/10/2025

Mes publications ont obtenu plus de 50 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉

02/10/2025

Iray fotsiny ity♥️
SOINS pour cheveux Gris ou blanc.

02/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Anïtrã Dįãnã, Haingonavalona Aina-miarantsoa Raoelimanana, Andrimanoy Miangola Fitia

22/09/2025

PROMOTION SOINS CAPILLAIRES
👉SOIN BOTOX ---20.000AR😱
👉COIFFAGE GRATUIT ho an'ireo olona 5 TONGA VOALOHANY ISAN'ANDRO, conditions:RDV+ Avance 50/💯.
👉HO AN'IREO TARA KOSA DIA APPART NY COIFFAGE(10.000AR)
_ MAMERINA ny hozabolonao ho NATORALY.
_MITSABO ifotony ny Volo SIMBAn'ny Produits na May.
_MANALEFAKA sy Mampangirana Volo.
_Mety tsara ho an'ny Volo mora mibofaka.
FAH BEAUTY AMPANDRANA,
_CÔTÉ SHOP LIANTSOA AMPANDRANA OU,PRES PHARMACIE AMPANDRANA .
_034.40.858.55
👉 OUVERTE du Lundi au samedi
6H........19H
DIMANCHE=RDV OBLIGATOIRE

03/08/2025

🥰Misokatra Alahady izahay an,
Fa👉👉TSY MAINTSY MAKA RDV tompoko .

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


AMPANDRANA Côté Shop Liantsoa
Antananarivo
TANÀ101