By Andrisoa
💅 jusqu'au bout des doigts
06/03/2026
🍒 Cherry? 😏 No… just RED ❤️
01/03/2026
💅🤤🧁🍫
17/02/2026
🌌Avant & Après 🌸
Pose vernis sur ongles naturels 🥰
• 7.000Ar
20/01/2026
💖Best pose 💗 sa vé hoe aaa? 🥰
Efa misy repousse vao tonga saina hoe tokony nalaina sary 🤣
19/01/2026
🥰mihaja kely mihintsy ilay couleur ❤️
Tarifs🫶
20.000Ar pose gel + vernis (chablon ou popit)
Déco :
- 2.000Ar par doigts (sans 3D)
- 5.000Ar par doigts (avec 3D)
NB:
- Gainage -> 15.000Ar
- Pose vsp sur ongle naturel -> 7.000Ar
12/01/2026
Ma première pose chablon ❤️😉 quand même satisfaite du résultat 💕💗 mamy kely 💗
Merci Hanitra Herisoa pour sa confiance💖
31/12/2025
Pose faraparany tamin'ity taona ity ❤️
Très satisfaite satria tena manahirana ihany manao hoho an'ny tena 😅
Pose gel sur popits 🥰
18/12/2025
❌ CONDITIONS POUR PRESTATIONS À DOMICILE ❌
1) Misy latabatra sy seza malalaka tsara afaka hanaovana ny prestation
👉Tsy vitre
👉Table ambony fa tsy table basse
2) Misy parking moto 🏍️ malalaka afaka iodinana (150kg io moto io ka tsy ho zaka raha sady tery no mbola atao marche arrière)
👉Miditra tokotany fa tsy parking arabe
👉Io moto amin'ny sary io no mitondra ahy donc mba izay antonona an'io
👉Vao tsy tafiditra io moto io dia tsy afaka manao prestation aho
3) Misy jiro ilay toerana (misy fotoana tsimaintsy mampiasa ponceuse aho fa tsy vitan'ny lime irery ilay asa)
Ny lampe kosa efa manana lampe rechargeable aho
👉Tsy toerana maizimaizina fa misy jiro satria mila mahita tsara ny maso manao ilay prestation manjary maratra na kika ny tananareo
❌Raha manana ring light vao maika mety fa tsy voatery ❌
4) Tsy sady mitazona tsena ianao no atao hoho 🙏 Ajanona daholo ny zavatra rehetra satria prestation tokony vita 2h lasa 4h vao vita raha sady anao zavatra ianao (mitaiza zaza, andeha aka livraison, mahandro sakafo sns...)
Mba apitaina amin'olokafa ilay raharaha na vitaina alohan'ny ahatongavako 🙏
5) Misy ralonge tonga eo ambony latabatra
6) Misy manaraka aho rehefa manao prestation pour des raisons de sécurité ka raha tsy mety aminao dia tsy possible
7) Frais de déplacement tsimaintsy misy, entre 5.000Ar et 15.000Ar selon le lieu (tsy maka tombony amin'ny frais izahay fa ny essence mandroso sy miverina ihany)
❌Mety mbola miapy ireo conditions ireo❌
Merci pour votre compréhension 🙏
🏍️Ilay parking moto tena important fa raha io no tsy misy raha sendra tonga any izahay dia tsimaintsy mandoha frais de déplacement fona ianao na tsy vita ary ilay hoho.
14/12/2025
Tena tiko bé ilay manao Nail art 🩵🤧
Tonga de tsy misy mitovy hono ny anazy 🥰 tiko kely 💖
13/12/2025
💖 Mbola tsy tena hoe parfait be 💕 fa efa misy progrès 🥰
Gainage sur ongle naturel 💗 VSP blanc
10.000Ar nanaovako azy
Avis ? 🥺
09/12/2025
Ohatrany hoe nety eh ? 🤧❤️
Nalavaina tamin'ny gel ilay hoho dia avieo natao gainage 💖
20.000Ar ny manao ohatran'io 🥰
Za efa saika hanao ny hoho tongotro tamin'ny alina🤣 varina tam ty drama Datoa sy Beby tyh de tsy vita ilay izy 🤧
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
102
