Madagas'TIA

Madagas'TIA

Share

PRODUITS COSMETIQUES

-authentiques et testés dermatologiquement
-de qualité
- made in Germany

Photos from Madagas'TIA's post 29/06/2024

✴️✴️ AVIS AUX REVENDEURS ✴️✴️

‼️‼️ VENTE FLASH POUR LE MOIS DE JUILLET 2024 ‼️‼️ offre valable pour Antananarivo et Tamatave

➡️➡️ VENEZ VITE EN MP ⬅️⬅️

Miarahaba antsika rehetra indray ❤,

noho ny adidy aman'andraikitra sahanina dia niato kely ny pejy nefa mbola tsy vonona hifanao veloma aminareo izahay fa nahafinaritra foana ny fiaraha-miasantsika hatramin'izay.

Setrin'izay dia hanao VENTE FLASH be isika mandritra ity volana JOLAY ho avy rehetra ity ka henoy tsara
✴️ INDRINDRA INDRINDRA HO AN'IREO REVENDEURS ✴️

‼️‼️- Tous les articles entre 10.000ar et 20.000ar seront vendus à 5.000ar.
( Gel do**he, shampoings, apres shampoing, spray, gel pour cheveux, gel do**he pour enfant, savon liquide, gel désinfectant ...)

‼️‼️- Tous les articles entre 20.000ar et 30.000ar seront vendus à 10.000ar
( lotions parfumées, masques pour cheveux,...)

‼️‼️- Tous les articles entre 30.000ar et 50.000ar seront vendus à 20.000ar
( parfums cheveux, soin du visage, crèmes anti-rides,...)

‼️‼️- Tous les articles entre 60.000ar et 85.000ar seront vendus à 45.000ar
(Parfums la Rive, Spirit, Ulric de Varens, Câline, lunettes,...)

🧼🧴👛👜 🕶 TOUS LES PRODUITS QUE NOUS VENDONS SONT AUTHENTIQUES , ✅️JE DIS BIEN "TOUS LES PRODUITS" ✅️.

❌️❌️AUCUN DES PRODUITS N'EST PÉRIMÉ OU NE DEPASSE LA DATE D'UTILISATION ❌️❌️

⚠️⚠️ Venez en MP ou en commentaire pour checker la disponibilité de vos articles préférés ⚠️⚠️

❤️ je vous dis à très vite

Photos from Madagas'TIA's post 29/03/2024

Mini-crème pour mains et visage.
🍀 manitra be ❤️
🍀 antonona anaty sac à main

🏷 seulement à 8.000ar pour les fêtes de Pâques

Photos from Madagas'TIA's post 28/03/2024

Déodorant crème anti-transpirant Balea et Isana

🍀0% Aluminium
🍀0% Alc

🏷seulement à 17.000ar pour les fêtes de Pâques

Photos from Madagas'TIA's post 26/03/2024

Gel do**he BALEA, ISANA, Fa, BEBE, DUSCHDAS .

🏷 tout à 10.000ar (PM) et 15.000ar (GM)

Photos from Madagas'TIA's post 25/03/2024

LAIT CORPOREL PARFUMÉ BALEA ( ODEUR FLORALE)
- 💟 Pink Blossom
- 💜 Golden Moon
- 🤎 Pure Elegance

🏷 seulement à 18.000arpour les fêtes de Pâques

08/12/2023

Coucou ,

ito indray no fotoanantsika manaraka .. omena ny anjarany koa ny any Tamatave ka manome fotoana antsika rehetra eo amin'ny ESPLANADE @ 20 21 22 23 decembre ho avy izao . Efa vonona any daholo ny entana, ny promotion, ny equipe koa manasa antsika rehetra ho avy fa i DADABE NOELY mihitsy ilay ho avy izara kilalao ao 🥰🥰🥰😜🤪😝

29/10/2023

Coucou daholo oo. Tsy ho lava resaka fa amin'ny 1er novembre ny fotoanantsika eo amin'ny parking-n'ny PK zero soarano..

‼️‼️ tsy ataontsika sakana ny raharaham-pirenena fa tongava daholo ‼️‼️

Manantena antsika rehetra ❤️❤️ hisy promotion toy ny mahazatra any oooo

Photos from Madagas'TIA's post 12/09/2023

Miarahaba antsika rehetra . 🥰😍 erintaona toy izao no nisokafan'ny show room tetsy ambodin'isotry. 🥰🥰

Noho izany indrindra dia manao ‼️PROMOTION‼️ Indray izahay amin'ity volana iray manontolo ity ho fankasitrahana antsika rehetra ❤CLIENTS FIDELES ❤ sy ireo mpanjifa maro dia maro nandritra izay erintaona mahery izay. Sady ho fampahafantarana izay mbola tsy nanjifa ihany koa.

Koa noho izany dia ahazo tombony kely ireo efa nividy entana teto amin'ny pejy.. toy izao ny fandehany.. tsotra sady mora

‼️‼️‼️Alaivo sary ny entana novidianao teto amin'ny pejy, alefaso MP miaraka amin'ny commande-nao vaovao, dia mbola ahazo fienam-bidy indray ianao ‼️‼️‼️

Ndao ara dia bon shopping daholo oo ❤️❤️❤️

31/05/2023

Miarahaba antsika rehetra oooo...

Aza adino ny fotoanantsika manomboka androany ka hatramin'ny 4 juin ao amin'ny Pradon Antanimena fa mandray anjara ao i Madagas'TIA.

Toy ny mahazatra ihany dia produits cosmetiques Balea, Isana, Fa, Palmolive, Duschdas, sns no hitanareo ao. Misy sacs sy lunettes, ranomanitra ihany koa. Mety tsara atao fanomezana ho an'i neny.

Ny entana rehetra dia en provenance d'Allemagne daholo 🇩🇪🇩🇪.

STAND 37 NO MISY ANTSIKA AO..
na izany na tsy izany dia misokatra foana ihany ny commande en ligne sy ny fanaovana livraison. 😍😍

Tongava maro ara fia bon dhopping daholo 🥰🥰🥰

Photos from Madagas'TIA's post 17/04/2023

‼️‼️Ito ara misy offre tsara kely ho anareo izay tia Solomaso‼️‼️

Raha 60.000ar daholo ny solomaso teo aloha dia midina 50.000ar ireto ambiny ireto.
➡️Dia raha manampy produits (na BALEA, na ISANA , na izay produits rehetra amidy eto amin'ny page) ianareo na firy na firy dia mbola ampidinina 45.000ar ilay solomaso. 🥰

vitsivitsy izy ireo sisa fa dia enjikenjeo ara e. 🥰😍😘

Photos from Madagas'TIA's post 11/04/2023

Coucou harivariva isika rehetra 🥰🥰🥰.

Mbola te ankasitraka antsika rehetra izahay tamin'ny fahatongavanareo maro tamin'ireo ventes privées be dia be tamin'iny volana mars-avril iny.

💜 misaotra amin'ny fahatokisana
💚 misaotra amin'ny fidelité anareo
🧡 misaotra amin'ny fandraisana anjara sy ny fitiavana ny produits atolotray
❤ misaotra amin'ny fitiavana sy ny fanohananareo .

🔝🔝 manantena ny fitohizan'ny fiaraha-miasa dia miara-miakatra isika 🔝🔝

Mbola misy foana ny produits azo jifaina fa tsy hoe tapitra ny ventes privées dia tapitra koa ny varotra annn. 👍👍Mbola misokatra ho antsika foana ny

🏘 Show room anay ao Antananarivo , ao isotry cité no misy azy, afaka miantso mivantana ny laharana 034 79 991 92 ianareo raha liana hijery entana.
🏘 point de vente ao Tamatave, box 89 bazar kely.

Koa manainga sy manasa antsika rehetra foana ho avy fa mbola be dia be ny entana miandry anareo, toy ireto amin'ny sary ireto.

Santionany ihany fotsiny izy ireto fa mbola bdb no azo omena annn. Afaka miditra mivantana ato amin'ny MP na miantso mivantana ny laharana na tonga eny amin'ny point de vente raha misy commande na zavatra mahaliana, eny na anontany fotsiny aza fa raisinay an-tanan-droa fa aza misalasala 😊😊🥰🥰.

Bon Shopping daholo ara ooo ❤️❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Isotry
Antananarivo
101