Coiff Hair Mixtes

Coiff  Hair  Mixtes

Share

πŸ’› Tel: 038. 37.278. 47 πŸ“ž

Mandefa colis any faritra πŸ‡²πŸ‡¬ IzahaΓΏ azo antoka fa tsy maintsy voaray foana entanao tompoko 🚚

Photos from Coiff  Hair  Mixtes's post 02/06/2026

🀭 efa tonga indray arrivage tsika 🀲🏾
lokombolo proffesionel 🎁πŸ₯°
tena hoe tsy manimba volo
tsy mifidy volo πŸ‘ˆπŸΎ
mety aminy volo fragile rehetra
photos réelle 😍 efa miaraka oxydant

afaka manao
coloration, koa izahay sΓ»r rendez-vous πŸ“…
manao livraison πŸ“¦
recuperation itaosy πŸ‘ˆπŸΎ
038.37.278.47

Photos from Coiff  Hair  Mixtes's post 31/05/2026

😘

Coiff Hair Mixtes

aza misalasala
maka rendez-vous
πŸ“… raha hanao _ prestation ato pages ianareo 🀏🏾πŸ₯°

0383727847

Photos from Coiff  Hair  Mixtes's post 29/05/2026

disponible ato aminy πŸ‘ˆπŸΎCoiff Hair Mixtes

afaka hiasana tsara
πŸ’‡πŸ½β€β™‚οΈπŸ’‡πŸΌβ€β™€οΈ tena maranitra
sady mafy, tsy mora simba akory πŸ₯°

manao livraison tana πŸ“¦
mandef any faritra koa izahay

sur-commande
038.37.278.47

Photos from Coiff  Hair  Mixtes's post 10/05/2026

Tena hoe
Tsy manimba volo ah 😍 produit anisany tena tsara Ihany koa izy ity

Mety volo rehetra, mΓ―sy couleur maro izay ilaina
Efa miaraka πŸ‘ˆ sy hi azy, ianareo ihany dia efa mahavita mandoko volonareo miaraka Ireto produit Ireto 😍

Ampianarinay
Anao, fampiasana azy
Raha mbola tsy Mahay 😍😍
100g be Izao fatrany
Mahavita tΓͺte entiΓ¨re iray πŸ‘ˆ

Prix tena hoe
Mora 😊
πŸ“¦
Izahay dia manao livraison ihany koa



038.37.278.47 β˜‘οΈ
Mp tompoko

Photos from Coiff  Hair  Mixtes's post 08/05/2026

pour hommes by Coiff Hair Mixtes

mbola mitohy
promotion 50k ar πŸ‘ˆπŸΎ
manao anio model io πŸ₯°

prix promotion 🫣πŸ₯°
lieu anosivavaka ambohimanarina
avec ou sans rendez-vous πŸ“…
πŸ“ž 038.37.278.47

03/05/2026

♐️

au lieu de 100.000 ar prix manao
ity model ity , dia ataotsika promotio 50.000ar
manomboka le 04 mai jusqu'Γ  le 12 mai
farany promotion 🫲🏾

tsy afaka mi dΓ©place
fa ianareo manantona
dia sur rendez-vous πŸ“… ihany
voaray πŸ“ž
produit sy soins rehetra
ao anatiny le 50k
afaka misafidy couleur ihany koa ianareo 🫲🏾πŸ₯Ή

lieu anosivavaka ambohimanarina
arret bus 🚌 bassin
route πŸ›£οΈ sanifer 🫲🏾

πŸ“ž 038.37.278.47♐️

Photos from Coiff  Hair  Mixtes's post 30/04/2026

😘
pour femmes πŸ™πŸΏ

afaka misafidy model
ianareo , saingy izay model
sy couleur mitovy2 ireo πŸ‘‡πŸ½πŸ‘‡πŸ½πŸ‘‡πŸ½, sary ireo ihany nefa tafiditra ao anatiny promotion🫲🏾
service à domicile 🏑
dia afaka manantona ihany koa πŸ₯°
80.000 ar monja prix toutes longueur , brushing finition 🩷 lisse na wavy
na curly , efa ao anatiny io
pirx io daholo πŸ₯° prix promotion πŸ‘ŒπŸΎ

sur rendez-vous πŸ“…
πŸ“ž 0383727847

Photos from Coiff  Hair  Mixtes's post 27/04/2026

πŸ˜€ mba te curly, ve ianareo
nefa types le volo lisse be , \ mitsotra /dia tsy mety miolana mihitsy πŸ₯Ή

calme ☺️ fa efa disponible ato Coiff Hair Mixtes produits curly peremenent-- natao ho any volo tsy mety folaka , raha tsontra be loatra
volo nefa mba tinao ho lasa odullé na curly 😘
volo avy natao ity curly peremenent ity tompoko dia
mitaozona boucle apres , raha sendra manao volo ianao 😊 raha toa ka tsy nitazona boucle izy teo aloha , mamolaka volo tsontra be
ho lasa odulé 🦾

tsy manimba
volo ah, vao maika aza volo maniry be
tratra le produit πŸ₯° natao ho volondehilahy
sy volombehivavy izy ity 😍 tonga dia alaivo rend-vous fa malakii lany ilay produit 😻

sur rendez-vous
πŸ“… manao izy ity fa somary mandany fotona keli 😻😻 service Γ  domicile
🏑 possible foana ah 🩷

πŸ“ž 0383727847

24/04/2026

Coiff Hair Mixtes

coloration sur rendez-vous πŸ“…
disponible ihany ilay
lokombolo πŸ›οΈ

πŸ“ž 038.37.278.47

Photos from Coiff  Hair  Mixtes's post 20/04/2026

πŸ›οΈ efa disponible ato Coiff Hair Mixtes
daholo ireo couleur sary ireo tompoko 😊 ho anareo ilay niandry lokombolo ireny πŸ˜»πŸ›οΈ
tsy manimba volo πŸ‘ŒπŸΎ tsy manamaina volo πŸ‘ŒπŸΎ
mety hodidoha sy volo fragile 😌 misy couleur rehetra izay ilaina
manao livraison 🚚

efa miaraka oxydant
sy pinchaux fandokoana πŸ₯°

sady mandoko koa izahay fa 🫢🏼
sur rendez-vous πŸ“…

πŸ“ž0383727847

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


ANTANANARIVO
Antananarivo