Ar'Ntsoa

Ar'Ntsoa

Share

Ny fahasalamana no voalohan-karena

25/03/2026

MASSAGE A DOMICILE
Manquez-vous de sommeil ? Êtes-vous épuisé(e) par le travail ? Le stress du quotidien vous pèse-t-il ?

Nous avons la solution idéale pour vous. Nous vous proposons un service de massage à domicile : plus besoin de vous déplacer en salon, c’est nous qui venons à vous, chez vous.

Le massage relaxant aide à retrouver un meilleur sommeil, élimine la fatigue physique et apaise durablement le stress.

N’hésitez pas à nous contacter pour plus d’informations : Tel : 034 32 593 04 // 034 78 253 07

30/12/2025

Sahirana ve ianao ka tsy afaka mivoaka ny trano kanefa te hanao massage ?
Reraka ka mila otra manala havizanana ?

Izahay ato amin'ny MASSAGE À DOMICILE dia afaka manampy anao
Izahay dia mandray ny olona rehetra ( ankizy, tanora, lehibe,) izay te hisitraka massage

MASSAGE GÉNÉRAL : io ilay otra vatana iray manontolo ; manala havizanana, mampitony ireo manaintaina amin'ny vatana, sns...

MASSAGE RÉFLEXOLOGIE : io ilay otra amin'ny faladia, mitsabo ireo taova marary

MASSAGE FACIALE : manome aina ny tarehy
Aza misalasala ary miantso ny 0343259304 0347825307

Photos from Ar'Ntsoa's post 28/12/2025
Photos from Ar'Ntsoa's post 26/12/2025

☎️ 0343259304 0347825307
Izahay ato amin'ny massage à domicile dia mbola mandray antsika rehetra tsy ankanavaka
Misy ny massage faciale : natao ho an'ny tarehy
Misy ny massage réflexologie : natao amin'ny faladia, fitsaboana ireo taova any anaty amin'ny alalan'ny point
Misy ny massage général : otra amin'ny vatana iray manontolo, manala havizanana, stress, ...
Ny sarany natao ho zakan'ny tsirairay

Photos from Ar'Ntsoa's post 23/12/2025

Iny hono izy fa tamy
Hitondra massage ho antsika
Ho an'izay mila izany
Homenay promotion
Hisy ny promotion mandritra ity fetin'ny noely sy taombaivao ity ka raha mihoatra ny roa ny manao massage dia misy ny fihenambidy
Araraoty ary apetrao dieny izao ny réservation ho anareo
Tsy miova ny laharana : 0343259304 0347825307

22/12/2025
22/12/2025

Salama daholo e!
Mbola tsy mety ny mp ato fa manasa antsika mba hanoratra ao amin'ny na tonga dia miantso ny 0343259304 0347825307
Mbola mitohy hatrany ny massage ho an'ny rehetra
Misy ny massage général
Misy ny massage faciale
Misy ny massage réflexologie

16/12/2025

Massage à domicile
0343259304

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo
101