V-J Cosmetics mahatsara
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from V-J Cosmetics mahatsara, Health/Beauty, Antananarivo.
02/09/2020
Betsaka ny nahita tombotsoa, masque anti-chute ,mampaniry volo no azo anaovana curly,
26/08/2020
Salama dahol☺️
Manana olana amin Volo mihitsana ve ianao ,na koa hoe sola,na vakivaky ?
Inty misy Ô mekako be
Natokana ho an'ny volo crépu ,afro
Mampaniry
Manalefaka
Manalava
Azo antoka hatrany ny produits
26/08/2020
Salama tompoko ☺️
Tinao hiverina natoraly ve ny volonao?
Manana volo mihitsana ve ianao?
Te hatevim_bolo ve ianao?
Te hanana volo lava ve ianao nefa Salama tsara no sad natoraly?
Misy faritra sola ve ny volonao ka tianao haniry aigana?
Inty misy masque ,serum, crème, produits tena natoraly izay natokana ho anao ,izay tena azo antoka 100%
Ary isaky ny 2herinandro ianao dia ts maints efa mahita vokany
Koa aza misalasala intsony ary🏃
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny 032 29 897 29
Na tongad afak miditra "Mp"
26/08/2020
Masque anti_chute
Mampatevina Volo
Mahatsara Volo
Azo anaovana curly❤️, frisé ❤️🤤
Azo antoka tsara
26/08/2020
Menabolo kinana
manalefaka
Mampaniry Volo
Azo antoka tsara
26/08/2020
Crème coiffage amla+coco+olive+ricin
Mampaniry Volo
Mampatevina
Mampitsahatra ny fihintsanan'ny Volo
Manala angadrano
Azo antoka tsara
2 semaines dia ef mahita vokatra
02/06/2020
Salama daholo😊🖐️,
Ity misy menaka Farehitra
Azo atao bain d'huile
Mampaniry ny faritra sola
Mampitsahatra ny volo mihitsana
Mitsabo ny Volo ts mety maniry
Manalefaka ny Volo
Azo antoka 100%
☎️034 76 743 62
☎️032 29 897 29
02/06/2020
Salama tompoko 😊,
Glycérine mitsabo n'y tongotra sy ny hoditra vakivaki
Azo antoka100%
02/06/2020
Salama daholo ✋
Ity misy Crème coiffage kinagna mety aminy karazam-bolo rehetra
👉 Mampaniry Volo
👉 Mampitsahatra ny fihintsanan'ny volo
👉 Mampangirana sy manalefaka ny Volo makina
👉Mampatevina Volo
Misy hatrany ny prix de gros
☎️034 76 743 62
☎️032 29 897 29
02/06/2020
Salama daholo ,
Ity misy Crème farehitra
Mampaniry Volo,
Mampitsahatra ny volo mihintsana
Mitsabo ny volo ts mety maniry
Misy hatrany tompoko ny prix de gros
02/06/2020
Salama daholo,
Ity misy anti-tache mety amin'ny tarehy rehetra indridra ho an'ireo izay mbola "débutante" na koa ireo izay te hitsabo tarehy💆
Misy hatrany ny prix de gros
02/06/2020
Salama daholo ✋
Ity misy baume mety aminy rehetra na ny kely👶 na ny lehibe
Izy ity Dia baume vita aminy Akora natoraly sy ravitsara
Misy hatrany ny prix de gros ho an'ireo izay mbola hivarotra ☝️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
