Tout pour Vous
📌Vente en ligne mixte📌
0384147931
Livraison partout a Madagascar 🇲🇬
Bonjour daholo , afaka miditra mp i Ladhie Rakotoson maka ny bonbon crédit any an 😘❤
Bonne journée daholo
nisy nangalatra ny phone ako niaraka tam karaapanondro , hiezaka be iverina faranzay aingana eto am page , ataovy am commentaire an"ito ny capture ho anareo zay nanao jeu d"interaction ireny jereko rehefa mverina eto , ho an zay tsy mahay mijery dia ao am a propos ato no misy anazy
zay fa mirary soa daholo dia mitandrema fona zareo ah 🙏🥺☺️
Sarihantsika @ 20 Août io jeux robe fotsy ao io ah , mbola afaka milalao daholo , asao ny namana anaraka ny page 🥰
16/08/2025
Disponible 📌
Livraison partout a Madagascar 🛵🇲🇬
Aza saro piaro ee shhh🤧
Feo : Kiala Ngita Masaky 😘
16/08/2025
Iza ny aty majunga te ihinana bonbon manga? 😍
Tena tsara be otrany hoe mihinana manga mhts enao amty 🤤
16/08/2025
Bonjour nareo.. ❤️
Inona ndray ny vaovao nareo ato? Tantarao hoe?
Manomboka zao dia avadikantsika vola indray ny lokanlay jeu d'interaction an , tsisy nahazo t@ erinandro satria nihena be ny points tao efa niteny aho fa mila mihoatra noh lay nahazo teo aloha foana vao mahazo 🤗 zay izy no fitia mifamaly akie ah 🥰
Bonne journée daholo nareo 😘😘
Ho anlay nahazo cadeau reo , iala aty majunga rahampitso ny entana an 😘
Iza no mbola anao commande mbola mandray za hatr@ rahampitso atoandro ❤️
05/08/2025
Ry lehilahy midongy vehivavy parfaite ireo! Raha mitady vehivavy ohatran'ny anjely ianareo dia mitadiava aloha paradisa ho azy fa ny vehivavy anjely tsy miaina any @ afo be
04/08/2025
Bonjour daholo ❤️
Na dia tsy nahatratra anlay points notadiavina ary ity dia omentsika robe ihany i Mi Mi satria tena nanao ezaka be izy ❤️
Averiko iany fa misy points enjehana ny jeu d'interaction antsika isan -kerinandro satria efa mba manome loka ho anareo izahay dia mba mila ezaka kely avy aminareo ihany koa ☺️🙂
Points enjehantsika herinandro iny zany mbola +de 6000pts ihany
Afaka miditra mp ianao fa nahazo robe tsarakely 🥰
Bonne journée daholo ❤️
03/08/2025
❤️Inty ilay ASTUCES ho antsika niandry oh 🥰
🧴 1. Vinaingitra sy rano mafana
Fangaro: 1 vera vinaingitra + 1 vera rano mafana
Fomba fampiasana:
Sasao amin'ny rano madio aloha ny volo
Asiana ilay fangaro vinaingitra
Atao massage kely amin’ny hodi-doha
Avela 10 minitra, dia sasana amin’ny shampoo kely
Tombony: Manala bakteria sy champignons
🥥 2. Menaka voanio (huile de coco)
Fomba fampiasana:
Afanaina kely ny menaka
Asiana amin'ny hodi-doha, atao massage 10 minitra
Avela 30-60 minitra na alina iray
Sasao amin’ny shampoo rehefa vita
Tombony: Mampitony ny fery sy manalefaka hoditra
🍋 3. Ranom-boasary makirana (citron)
Fomba fampiasana:
Tetehina citron, ka alefa mivantana amin’ny hodi-doha
Avela 5 minitra dia sasana amin’ny rano
Tombony: Manadio sy manala tasy angadrano
🌿 4. Aloe vera madio
Fomba fampiasana:
Alaina ny gel ao anatiny
Apetraka amin’ny hodi-doha, avela 30 minitra
Sasao amin’ny shampoo
Tombony: Mampitony, manalefaka, manadio
🍶 5. Yaourt naturel
Fomba fampiasana:
Asiana amin’ny loha toy ny masque
Avela 20-30 minitra, sasana amin’ny rano
Tombony: Manome "probiotiques" manampy manala angadrano
Torohevitra Fanampiny:
Aza manasa loha loatra (2-3 isa isan-kerinandro ihany)
Ampiasao shampoo tsy misy parfum na produit chimique
Raiso rano ampy, misakafo mahasalama
Aza mizara borosy na bandana amin’olona
Raha tsy mety mihitsy amin’ireo, dia mety ilaina ny mitsidika dokotera sao angadrano noho ny aretin-koditra (ex: dermatite seborrhéique).
Mikalo ✏️
Aza adino fa misy points enjehantsika isan-kerinandro amlay jeu d'interaction an ❤️ raha vao tsy mahatratra dia tsy azo ny cadeau , +6000pts no avoakantsika rahampitso jerentsika zay mahazo robe tsarakely 😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Sabotsy Namehana
Antananarivo
