Vokatrabio

Vokatrabio

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vokatrabio, Health/Beauty, Antananarivo.

20/10/2024

😋 BOOST PROTÉINE BIO 100% NATORALY😋
Vita @ Poudre Baobab, Poudre d'avoine, Fenugrec, Soja, Ronono...
💪Mampanofosana fa tsy tavy
💪Mampazoto homana ho an'ireo malaina misakafo
💪Mampatanjaka tsara sy manome hery
💪Manome fitadidiana ho anireo very fitadidiana (aide mémoire)
💪Sady misy vitamine, calcium, magnésium ary fer.......
💪Mety ho an'ny olona rehetra : zaza, olon-dehibe, marefo, bevohoka, mampinono...
👉👉👉Prix 7.000ar👈👈👈
Manao livraison ary mandefa any @ faritany.
0347131985/ 0320476641

04/05/2024

THÉ STOP ANGATRA na (Solopiso)
Ireto ny fisehony ny aretina ANGATRA:
*Lehilahy:
indrindra rehefa mpipy ary mety misy tsiranoka mivoka ny filahina,
te pipy nefa tsy mahalatsaka,mipipy matetika,
mihenjana tsara ny filahina,sns...
*Vehivavy:
Ny vehivavy tsy misy fambara vetivety fa mety aman-taonany,nefa afaka mamindra ilay aretina fona na tsisy fambara ary.
Pérte jaune misy fofona na mangidihidy eny na tsy jaune ary fa mety couleur hafa,tsy mampahazo aina mihintsy.
Raha misy anireo fambara ireo enao dia ity vahaolana aingana dia ny
THÉ STOP ANGATRA no ampesao fa tena miaro no manasitrana tanterana ny aretina ANGATRA.
Vita @ Plante médicinale 100% Natoraly ary VITA MALAGASY
PRIX: 7000ar
Manao livraison izahay no mandefa any @ faritany koa an
0347131985

09/04/2024

♥️ FITSABONA FO NATORALY ♥️
Atokana ho any olona marary FO ny vokatra Thé CARDIO BIO.
A base de Plante médicinale sy FO VATO.
💥NATAO HO ANAO IZAY TRATRAN'IRETO CAS IRETO:
🛑FO MIDOBODOBOKA MORA LOTRA
🛑FO MIDOBODOBOKA MAFY LOTRA
🛑 MANINDRONA NY AMBAVA FO
🛑TSY MAHITA TORY
🛑MANINDRONA NY FANANDRIFIN'NY FO ARY MIVALY AO ANDAMOSINA
🛑SEMPOTRA SY FISENTOANA
🛑 PALPITATIONS NA CRISE CARDIAQUE
🛑MISENDOATRA TAMPOKA
🛑 MIFANINTONA
🛑MARARY AN-DOHA LAVA
🛑MATSAPA FA MAVESATRA NY TANDRIFIN'NY FO
🛑MANOMBOKA MISY MANGANA NY TAREHY
🛑LASA MIVONTO NY VATANA

Ra misy anireo tranga ireo enao dia tsaboy aingana @ Thé CARDIO BIO.
Tena EFFICACE no aingampiasa be.
PRIX: 7000ar
Manao livraison izahay no mandefa any @ faritra iany koa.
0347131985

04/04/2024

STOP GOUTTE
Ny Goutte Dia areti-mandoza ho any vanin-taolana, Ary mivonto manakotsako sy manaintaina mafy.
Thé STOP GOUTTE no vahaolana aingana ny misoroka sy manasitrana.
💦Ny Antony:

•Ny Fihinanana sakafo matsiro bé loatra
•Ny fahabetsahany acide urique
•Ny Fihinanana alcool bé loatra
•Ny fruit de mer sns...

💦 Ny fomba fisehony:

💢Maheno fanaintainana n'y vanin-taolana rehetra

💥Lohalika ,cheville,rantsa- tanana s'y rantsa- tongotra.

🌱Ny voka-dratsiny:

🍀Miteraka olana goavana eo @ sehatriny fahasalamana .
Azo tsaboina tsara anefa ny Goutte @ Thé STOP GOUTTE izay vita @ zavamaniry voanjanahary.
PRIX: 7000ar
EFFICACE no aingampiasa.
Manao livraison izahay no mandefa any @ faritany.
0347131985

14/03/2024

THE BOOST CALCIUM
A base de Baobab et Poudre fenugrec Naturel
Ny THE BOOST CALCIUM dia misy Vitamine C, Magnesium, Potassium, Fer, Zinc.
Hoanao izay tsy ampy calcium:
Te ho nofosana sy ho vaventy
Tsy dia mahita atory no reran-dava
Marary loha lava
Ity no vaholana tsara ho anao:
hery fiarovana
sy mahanofosana
aina tsara izy raha tratrany fatigue
stress
inflammatoire
ho anireo rerandava
PRIX: 5000ar
Vokatra natoraly no azo antoka
Manao livraison izahay no mandefa @ faritany iany koa
0347131985

08/02/2024

HO ANAO TSY AFA-PO @ FILAHINA KELY SY MORA TONGA ARY MATY ANDAVAKA SY TSY VELONA MIHINTSY, SNS...
Ity vahaolana HUILE PUISSANT.
A base de huile petit cola, huile fenugrec, karité.
filahina


vao tonga
ny ej*******on precoce
PRIX: 7000ar
Afaka manao livraison izahay no mandefa any @ faritany
0347131985

02/02/2024

Vokatra atolotra ho antsika vehivavy manana olana aram-pananahana ity.
SOINS INTIMES JABIHY:
fofona ratsy
perte blanche efa misy fofona be
ho VIRIJINY iany koa izay manana olana arapananahana
lalanjaza izay misy tsiranoka mivoaka matetika
col
microbes na bactéries (micoses , champignons)izay tena anisany mampijaly antsika vehivavy .
Matetika de azo avy rano , na silipo (tsy azon'ny masoandro) na koa firaisana aranofo tsy voa aro izy io.
PRIX: 7000ar
Manao livraison izahay no mandefa any @ faritany
0347131985

27/10/2023

STOP DIABETA
Azo tsaboina tsara ny aretina Diabeta
THE STOP DIABETA no misoroka sy manasitrana ny Diabeta.
Vita aminy MONONGO
PRIX: 7000ar
Commentaire fanazavana fanampiny
Livraison partout à Madagascar
0347131985

23/10/2023

THé SANTÉ ARTICHAUT
diabète , tension, cholesterole, cancer, aretimbavony, ny aretin' aty, rein
ny kyste, fibrome, ny aretina arthrose, tuberculose, goutte, rhumatisme calcul renal, fievre typhoïde, allergique
ny aretikoditra toy ny virtiligo, aty iany koa
Efficace ary tena efa nahavonjy olona maro be.
Vokatra NATORALY.
PRIX: 7000ar
Manao livraison izahay no.mandefa any @ faritany
0320476641

15/10/2023

Maro isika vehivavy no tena mbola tsy mahalala oe LAFIKA
Matetika ny vehivavy rehefa misy an'io dia lasa misy trouble hormonale foana!!
1-)Mikorontana ny ny fadimbolana; indraindray lasa aloha ;indraindray tara; indraindray aza tsy mandeha mihitsy amam-bolana
2-) Lasa misy perte mandeha; dia misy fofona io perte io matetika
3-)Maina lava ny col dia lasa tsy misy envie mihitsy amin'ny RS ; ary tsy misy exitation rehefa manao RS; misy fotoana aza maharary any anaty col;na heno misy zavatra maniry mitsivalana mibahana ao anaty col
4-)lasa misy zavatra mangorofotra ; mibontsibontsina amin'ny fivaviana ; dia mangidihidy matetika izany; ka na dia traiténa amin'ireo karazam-panafody aza tsy misy fiovana
5-)tsy afa-drivotra ny kibo; mikorontana lava; misy fotoana aza lasa mitombo; indraindray mihena
6-)Nerveuse lava , kizintina; kontonina; mora tezitra; lasa masika;tsy tohinina; lasa tsy misy fifaliana; miferotr'aina lava;
7-)te hatory fa tsy mety mahita tory ; ary raha mba mahita tory dia manonofy ratsy
8-)Perte de memoire;lasa be fanadinoana;lasa mora reraka ; kamokamo mihetsika;mitady ho sempotra rehefa manao zavatra mafimafy
9-)Raha vehivavy mbola tsy manambady no tratry ny lafika dia matetika misedra olana aram-pitiavana foana; tsy mahatamana lehilahy
10-)Matetika rehefa mitombo io LAFIKA io ka voatsindry ny tranon-jaza dia mitondra hatsika ka lasa glacier ny tranon-jaza ka miteraka fahamombana ho an'ireo izay mbola tsy niteraka ; na mety mitondra fahasembahana raha mitondra vohaka ; na miteraka fahasarotana
Ity vahaolana THE BIO FANALA LAFIKA no mitsabo sy manadio anaty kibonao any.
PRIX: 7000ar
Manao livraison izahay no mandefa any @ faritany izahay
0347131985

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo