ADY GASY - Naturels

ADY GASY  - Naturels

Share

SERY VITAN'ANAMALAHO...

12/07/2022

AKORA AZO HIKARAKARANA ZOKIOLONA TSY AMPY CALCIUM
(DÉCALCIFICATION)
* Raha miverimberina aminao ny tsy fahampiana calcium; torohevitra narurels ireto :
* Ravina navet eran'ny ilan-tànana kelikely. Mixena @ rano mangatsiaka efa masaka 1 vera (jus). Sotroina. Manao toy izay foana in-2 na in-3 isan'andro mandritry ny 10 andro.
* Azo ampiasaina ihany koa ny laisoa manta. Raha atao lasary dia manta. 250 grs eo ho eo isan'andro. Azo atao toy ilay fampiasana ravina navet ihany koa.
* Matanjaka be ireo amin'ny minéraux sy calcium, magnésium ary phosphore. Mety ho an'ny olon manana olan'ny taolana ihany koa indrindra fa ny ZOKIOLONA BEANTITRA...
* Tsy ireo ihany akory ny akora Naturels misy calcium fa marobe... isan'izany ny épinards, atody, baobab + orange, produits laitiers sns...
* Manasa anao hitsidika ny page Facebook misy anay raha mila torohevitra narurels maro samihafa ianao.

26/06/2022
25/01/2022

Toerana fikarakarana sy ray aman-dreny .
(Centre d'accueil pour personnes âgées)
📣 Ho anao manana zokiolona na Beantitra mila fikarakarana manokana mba ho tsaratsara kokoa kanefa ianao tsy manam-potoana noho ny antony maro :
Ny FIMIBEAMA na Fikambanana Mikarakara Beantitra eto madagasikara dia manana ivon-toerana telo samihafa handraisana azy ireny.
1- Anosy Avaratra avaradrano
2- Villa Safidy sy
3- Villa Bethina samy eny Andohatanjona Itaosy.
👉 Birao foibe : FIMIBEAMA MANJAKARAY
032 58 969 57 - 034 17 196 77
💎 Toerana tony sy azo antoka (tontolo naturels)
💎 Azo handraisana mpiofana sy mpilatsaka an-tsitrapo
( , )

19/04/2021

SPECIAL FEMME...
* Ampiasaina amin'ny fivaviana sy haneriterena azy...
* Commande par sms phone...
* Fanampim-panazavana sy ny avantagrs rehetra vitan'io....antsoy ny 034 17 196 77

Photos from ADY GASY  - Naturels's post 08/04/2021

TRAITEMENTS NATURELS - ADY GASY - ADY IOMBONANA...
Ireto ny ady gasy azon'ny ETN hifanampiana amin'izao valan'aretina izay ady iombonana izao...
* Ety ampiandohana dia hamafisina fa tsy mahasolo ny vahaolana efa natolotry ny fanjakana sy ny Dokotera akory ny ETN fa kosa sery vitan'anamalaho amin'ny maha ady gasy azy...vokatry ny tany ary vita gasy zato isan-jato...
* Efa nahitana fahombiazana hatramin'izay ary mbola nohatsaraina hatrany...
* Efa misy torohevitra marobe sady mora atao avokoa ao amin'ny Page Facebook misy anay EFFICACE TRAITEMENT NATURELS ka azonao jerena ao daholo fa maro ianareo no nanontany zavatra efa vonona tonga dia azo ampiasaina dia ireto ny fanatsaràna azy :
* Poudre ACTIF ETN N°107...sachet kely telo ny ao anatiny. Mizara 3 ny sachet 1 ka atao anaty dité thym 1 vera ny ampahatelony...Asiana 1/2 citron + tantely 1 sotro...Tatavanina ...Sotroina mafana in-2 isan'andro...in-4 kosa raha olona efa reraky ny aretina...
* Triple action ETN N° 46 - anticoagulation (en flacon de 500ml)à base tamotamo, cannelle, romba, sns...miampy produits ETN...
* ANTIVIRUS. ANTIBACTERIEN en flacon de 30ml... hosorana @ coton dia atao eo @ lavak'orona...sintomina aminny ila-orona...mitondra hafanana (attaque) makany amin'ny lalan-drivotra rehetra any. Ampiasain'ny mpianakavy alohan'ny hivoahana ny trano sy rehefa miditra... ahitana éléments antivirus, antibacterienne avy amin'ny zavamaniry gasy isan'izany ny (Niaouli contre les infections respiratoire, anti-infectueuse, expectorantes et immunostimullantes...)
* Plante fortifiant ETN N°102...natao hanatanjahana ny vatana, hozatra sns...(à base lamboenjana + produits ETN...)
* Poudre ETN DESINFECTANT ETN N° 105... Evoka atao @ afo charbon malefaka... natao hamonoana ny virus mivezivezy na ao an-trano na ny fanaka rehetra hatramin'ny olona rehetra ao an-trano. Miditra hatrany anaty lalan-drivotra rehetra any...
Ny zavatra hiseho dia hikohokohoka be ianao, hisy rehoka be hivoaka, hievona be tsy ankijanona...somary mavesatra ny avokavoka eo amin'ny 5mn eo ho eo fa rehefa miaritra kely ianao dia ho maivamaivana be amzay avy eo.Hidiana tsara varavarana rehetra. Tsy misalobona lamba a... Alefanay eo @ commentaires ny fanampim-panazavana...
* Ny otra na massage ihany koa dia isany manana anjara toerana lehibe hanesorana ireo karazana fanaintainan'ny nofo na ny hozatra amin'ny vatana, satria aza adino fa misy fiantraikany any amin'ny fikorinan'ny rà sy ny nerf mbamin'ny faritra sasany amin'ny vatana ny karazana caillots, thrombus rehefa somary mandry ny rà na ilay atao hoe : "ralentissement de circulation veineuse" . koa ankoatr'ilay TRIPLE ACTION ETN N°46 (Anticoagulation + fortifiant) dia iny frottements atao amin'ny otra iny dia manampy be amin'ny fiadiana amin'izao olana ara-pahasalamana izao. Efa fanaonay izany ary maro ny fahombiazana efa hita, noho izany dia ilaina ny MASSAGE ETN raha misy aminareo mila an'izay. Afaka manotra anao ny ekipan'ny ETN ary tompon'andraikitra izahay amin'ny toe-pahasalamanay satria efa niainanay izany. Na dia samy manana ny interpretation,ny aza isika rehetra dia izay handraisanao izany hetsika izany na fitiavana mpiray tanindrazana na fitiavam-bola, fa tsy dia olana loatra izany fa ny ataonay ihany no ataonay.
* Toerana : TAMATAVE : Salle de massage ETN : Mr Herzo : 034 85 811 53 (Massage fotsiny no ao)
ANTANANARIVO : Miantso rehefa tonga eo amin'ny vavahadin'ny EPP Manjakaray na eo ampitan'ny Jovena Ambatomainty dia misy ekipa ETN manao tablier Maitso afaka mitsena anao eo amin'ny tsenampokontany Manjakaray.
* FANDRAISANA ANJARA :
* Massages : TSY MISY TARIF : IZAY FOY
* Poudre ETN DESINFECTANT : 3.000ar ny 1 sachet
* Poudre ACTIF ETN N°107 : 3.000ar ny 1 sachet
* ANTIVIRUS - ANTIBACTERIEN : 7.000ar, flacon de 30ml
* TRIPLE ACTION ETN N°46 : 12.000ar, flacon de 500ml
* Poudre FORTIFIANT ETN N°102 : 2000 ar ny sachet
Misy gararaka sy karazany samihafa tsy voasoratra eto.
* PACK COMPLET raha toa ka efa tena marary ilay olona : 30.000ariary.
* Contacts : Respo : 034 17 196 77 na 032 58 969 57 (Mr Nomena)
* Responsable communication//Toro-làlana : 034 17 656 19 (Mlle HOLISOA)
* Raha azonao atao dia mba asio j'aime ny page misy anay ka partageo ho hitan'ny hafa ihany koa

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo