Pinkie Pounie

Pinkie Pounie

Share

Be Pink. Be Irresistible 🔥🌸

12/07/2026

Extension cil à cil 🥰
Tsy dia voaresaka matetika ato izy ity fa manao extension cils koa izahay anh 😍❤️

Photos from Pinkie Pounie's post 11/07/2026

Mirary tontolo andro mahafinaritra 💗

Photos from Pinkie Pounie's post 10/07/2026

Cat eyes pink 🩷

Bonne journée ry malala isany 😘

Photos from Pinkie Pounie's post 09/07/2026

Jereo gainage kely 🥰 io na fohy kely ary mety atao gainage foana anh ❤️😘

07/07/2026

Pose inona ity raha fantatrareo ? Izay mahamarina mahazo cadeau ❤️

Photos from Pinkie Pounie's post 06/07/2026

Bonjour 🥰 polka dots+ bague vao maraina kely aloha dia bonne journée 😘

Photos from Pinkie Pounie's post 05/07/2026

Mirary alahady mafinaritra ho antsika rehetra ❤️
Asesiko alefa ato aloha ny hoho anareo 😁😘

02/07/2026

Jereo nareo nenah 🥰 pause kely aloha tsika ry zareo fa iala sasatra kely ah 💋

Photos from Pinkie Pounie's post 27/06/2026

Ity an'ny zandrinay ity aloha no hanaovana bonne journée antsika rehetra androany 🥰

Cat eyes rose + déco 3D 💗

Photos from Pinkie Pounie's post 24/06/2026

Nareo koa izany, io ny après an'ilay gainage navoakako teto iny ary rehefa vita 😍
Dia miandry azy iverina indray isika hanao remplissage manaraka 😅

Want your business to be the top-listed Nail Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ivato Aéroport
Antananarivo
101