Gracia Beauty
Beauté, paillettes et self-love au rendez-vous !❤️
25/02/2026
Bonsoir ☺️
Mandalova daholo fa misokatra manomboka @ 8h-17h izahay. ☺️
Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Accès wifi
20/02/2026
Bonsoir daholo ☺️
Ho an’ireo izay mbola tsy mahafantatra dia mandray prestations avant 8h izahay. Izany hoe ilay vao maraina be iny. ☺️
Tsara kokoa raha maka rdv mialoha hamandriana toerana. ☺️
Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Encore félicitations ❤️
Mbola maro be jeux miandry atsika ato @ page fa aza miala alavitra ah.
Vao manomboka mihitsy tsika izao.
Aza adino:
Mi s’Abonne @ ity page ity✅
Asio reactions sy commenataires fona publications. ✅
Partagena ihany koa publication an-tsika✅
Izy no tsara vintana t@ ity lalao ity fa mety ianao no manaraka eo. 😘
Manao prestation rehetra izahay fa aza misalasala manantona anay mivantana eny 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. ☺️
18/02/2026
Coucou daholo 😍😍😍
Andao @ izay ary asitsika Lalao be indray eto @ page eh😍😍😍
Elaela tsika tsy niona ka andao fa izay commentaires faha 20 dia mahazo prestation onglerie gratuite @ izay modele tiany. ☺️
Alefao ary……
fans avy @ izayyyyy…..😍
Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Accès wifi
01/08/2025
Tongasoa ny volana Août 😍
01 Août aneha malaza famaranana volo eh! Ho an’izay manao volo rehetra anio ka sady hanao coupe dia GRATUITE ny coupe😍
Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Accès wifi
MISY GROUPE ÉLECTROGÈNE 💡
31/07/2025
Iza indray te hahazo prestations gratuite oh? 😊
Soraty ao anaty commentaires ary hoe izahao te hahazo onglerie 00 Ar ato @ Gracia Beauty dia tageo namana 5.
Izay commentaires faha 30 avy aty mahazo azy.
Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Accès wifi
MISY GROUPE ÉLECTROGÈNE 💡
30/07/2025
Avant après kely indray ary😍
Aza adino fa : 5.000 Ar coupe ato @ Gracia Beauty na toy ny ahoana ny coupe tadiavinao na ahoana 😍
Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Accès wifi
MISY GROUPE ÉLECTROGÈNE 💡
28/07/2025
Coucou avy @ Andréa Précieuse 😍❤️
Herinandro vaovao be indray tsika manomboka androany, andao atao mahafinaritra be ary.
Atomboka @ mise en beauté aty Gracia Beauty aloha ny “to do list anao androany”✅
Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Accès wifi
MISY GROUPE ÉLECTROGÈNE 💡
Coucou daholo. Mbola misy lalao tsy nivaly aneha ao ambany ao eh👇
Nefa dia tsara be ny loka
Merci anareo mahatoky an’i Gracia Beauty😍❤️
Demain matin indray fotoana an-tsika😍❤️
08h-17h
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
67ha
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |
