Soa - Fi
Soa-Fi Savon Liquide mety hanadiovana ny fitaovana rehetra.
12/05/2026
Raha mankarary sy manimba tànana foana ny savony fanasanao lamba taloha, dia andramo indray ity Soa-fi Lessive Main ity 😊
🌟 Misy glycérine miaro ny tànana
🌟Manamora ny fanasana lamba
🌟 Mitsitsy kokoa noho izy marihatra tsara
🌟Miaro ny lokon-damba ihany koa
🌷Fofona Rose manitra no mameno ny akanjo nosasana
🛢️5 Litatra ny Bidon iray amin'ny vidiny mirary hatrany.
Alefaso MP ary ny commande fa afaka manao livraison izahay.
☎️ Tél : 034 58 523 44 / 032 54 818 00
08/05/2026
Mitady Lessive Liquide maharitra, sy manitra tsara ary manadio ho an'ny Machine à laver ve ianao?
🌷Lessive Liquide Soa-Fi, manampy hanadio sy hanome fofona tsara ho an'ny lambanao
🌷Parfum vaovao ''Rose'', mamelombelona ery ny mitafy ny akanjo avy nosasana taminy🌷
🍋🌿 Mbola misy hatrany ny parfum citron sy Lavande an!
Alefaso ary ny commande ao amin'ny MP anna antsoy ny 034 58 523 44 / 032 54 818 00
🔴 Soa_Fi, vita Malagasy
06/05/2026
Bye bye kasoka kitoza 😆
Ny liquide Vaisselle Soa-fi raha teo manadio ny menaka ohatrin'ny tsy teo 🫧😆
🌟Raha tianao hadio tsara ny fitaovana ao an-dakozia, Liquide Vaisselle Soa-Fi ihany ampiasaina e!
01/05/2026
Ry Mpanjifa hajaina.
🚩Noho ny fiakaran'ny vidin'ny akora fototra dia misy fiovana toy izao ny Prix voakatra SOA-FI
⭐ Liquide Vaisselle 16.000AR
⭐ MULTI-USAGES 20.000AR
⭐ Lessive Main MAGIC 25.000AR
⭐ Lave Sol désinfectant 25.000AR
⭐Lessive Machine à laver 30.000AR
NB : Natsahatra ny famerenana ny bidon 5L
🛵 Frais de livraison à partir de 3.000 AR
Tel : 034 58 523 44
032 54 818 00
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
28/04/2026
💦Sahirana ny mitady fanadiovana tsara kalitao vé ianao?
💥 IRETO MISY VOKATRA SADY TSARA NO MORA.
MISY VOKATRA MARO AZO ISAFIDIANANA :
🔹Liquide vaisselle, multi-usages, lave sol, lessive main, lessive machine
💧Ny kalitao dia tena nahafapo ny maro porofo nijany ny( témoignages ) ao anaty commentaires , efa maro no HAFAPO 🙏
____________________________________________
🔷 NY LIQUIDE VAISSELLE dia natokana ho fanasana vilia , vilany sns
Manala menaka sy loto ✅
-- PARFUM LIQUIDE VAISSELLE
CITRON 🍋 POMME 🍏
FRAISE 🍓 VANILLE 🌼
--- PRIX LIQUIDE VAISSELLE
💲 BIDON 5L CACHETÉ. 1️⃣6️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣🅰️R
______________________________________
🔷 NETTOYANT MULTI-USAGES
NY SAVON LIQUIDE MULTI-USAGES DIA HAFAKA ANADIOVANA ZAVATRA MARO ISANKARAZANY AO ANTOKATRANO.
👉Lave vaisselle ,
👉Lave careaux ,
👉Lavage Auto ,
👉Lave Main ,
👉 Lave douches
👉 , ect...)
--- PARFUM : ( Multi-usages )
-- Citron 🍋
-- Pomme 🍏
-- Fraise 🍓
--- PRIX NETTOYANT MULTI-USAGES
💲 BIDON 5L CACHETÉ : 2️⃣0️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣🅰️R
_____________________________________________
🔷 LAVE SOL DÉSINFECTANT 3 en 1
--- Misy iany koa spéciale lave sol (spéciale carreaux):
ITY LAVE SOL DÉSINFECTANT 3 en 1 ITY DIA NATOKANA HO FANASANA CARREAUX METY REHETRA.
👉Ny mapihavaka azy ity dia no izy 3 en 1
Sady (Manadiobe izy no , Mamono mikraoba (virus) mamono bibikely , Manome hanitra mahafinaritra (parfumé ) Ary manala fofonano ratsy)
Mapangirana iany koa no Sady (illustrant sol)
➡️Mode d'emploi :
Diluer avant d'emploi ;
👉 Versez 60ml a 80ml dans 4L a 5L d'eau, mélanger pour avoir une mousse epece.
--- PARFUM : ( LAVE SOL 3 en 1)
-- LAVANDE 🪻
--- CITRON 🍋
-- PRIX LAVE SOL DÉSINFECTANT 3 en 1
💲 BIDON 5L CACHETÉ 2️⃣5️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣🅰️R
-----------------------------------------------------------------------------
🔷 LESSIVE LIQUIDE MACHINE :
✨Ny machine dia natokana ho Fanasana LAMBA laver (spéciale lave linge machine) 👔👖👕👚
-- Tsimapiasa vovotsavony
➡️Manala tâche ,
➡️Mety tsara ho any Lamba rehetra,,
➡️Mitazona couleur lamba ,,
➡️Manala fofona ratsy,,
➡️Manome hanitra lambanao )
➡️ Afaka anasana lamba ( ankizy Kely mihotra henim-bolana (+6 mois)
➡️Tsimanimba machine laver ,,
✅MODE D'EMPLOI : (Fomba fampiasana azy)
➡️------- un bouchon = 20ml
➡️ Erakin'ny sarony = 20ml
▶️Ho any Lamba 5 kilao maina.
(Dosage par 5kg de linge sec)
---- Pour 5kg de linge sec , moyennement sale, dose de 80mil a 120mil.,, Augmenter la dose ou diminuer en cas contraire.
PARFUM :(Lessive machine)
--- LAVANDE 🪻
--- CITRON 🍋
---- ROSE 🌸🌸
--- PRIX LESSIVE MACHINE LAVER
💲 BIDON 5L CACHETÉ : 3️⃣0️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣🅰️R
-----------------------------------------------------------------------------
🔷 LESSIVE MAIN MAGIC 🔷
(Lave linge à la main 👏 )
💠ity lessive main magic ity dia natokana ho fanasana lamba .
🔶PRODUITS GLYCÉRINÉ,,miaro tanana🙌
➡️ LESSIVE LIQUIDE Qualité supérieur ✅
➡️ Mode d'emploi :(Fampiasana azy)
▶️Ra hanasa LAMBA
Erakin'ny sarony = 20ml
= ( 1 sarony rano 4L a 5L)
-- Verce 20ml dans 4L a 5L d'eau ,, Augmenter la dose si ligne très salé
-- Ny lessive main magic bidon de 5L dia Mahasasa lamba 85 koveta bé Zao 🙏
➡️ Lomana 5min à 15min ny lamba , kosehina faritra tena maloto ary kobanina avieo ,,
✅Afaka tsimapiasa vovotsavony na savony vaingany tsony.
Madio sy manitra LAVANDE na CITRON na ROSE lamba nao.
➡️Tsimanimba tanana nohony Glycériné sy PH efa voalanjalanja.
➡️Mandrotra bé kely fotsiny no ampiasaina dia efa mapadio Lamba maro ary tsimila mikosika bé intsony...
--- PARFUM : (Lessive Main )
-- LAVANDE 🪻
--- CITRON 🍋
--- ROSE. 🌸🌸
--- PRIX LESSIVE MAIN MAGIC (Lavage à main)
💲 BIDON 5L CACHETÉ = 2️⃣5️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣🅰️R
--------------------------------------------------------------------------
✅ Tsara ho fantatra :
Nasahatra famerenana bidon 5L
( Consignation bidon 5L )
N🅱️ : Tsara ra atao ray(1) Andro mialoa commandenao tompoko ba handaminana livraison,
, Aza MISALASALA ary mandefa commande ato na miantso sao tara fa (limite iany stock tsika aa)
🛵 Frais Livrason :
3️⃣0️⃣0️⃣0️⃣AR Tananarivo ville
🚐 ''Mandefa manerana Madagascar''
---- MANDEFA PRIX DE GROS :
NB : point de récupération Andraisoro, Miantso mialoha ra anao récupération.
--- 📲 Tél : 034 58 523 44. / 032 54 818 00
✅
28/04/2026
Ianao koa ve manana an'ilay akanjo tena tianao ka maha sarotiny ny fanasana azy?👚👗😊
✨ Eny, mendrika Savony tsara kalitao tokoa izy ireny.
😍 Izany indrindra no namokarana ny Lessive Main Magic Soa_Fi, ilay mpikojakoja ny kalitaon'ny lambanao.
🔸5 litatra ny bidon, mateza sy mora ampiasaina
🔸Parfum : Lavande / Citron
Alefaso MP ary ny commande nao na antsoy ny :
☎️034 58 523 44 - 032 54 818 00
24/04/2026
✨ Mitady fomba hanadiovana sy hampamiratra ny ao an-dakozia ve ianao? 😊
🔴 Savon liquide Multi-usages SOA-FI no namana akaiky anao.
👉 Kalitao avo lenta
👉 Ny 1 bidon 5 litatra ihany dia mahavita manadio ny rehetra
👉Vita Malagasy
Vahaolana amin'ny fitsitsiana io an!
Antsoy ary ny :
☎️034 58 523 44 - 032 54 818 00
Na afaka mandefa MP ihany koa.
20/04/2026
✨Mampiasa 𝗠𝗮𝗰𝗵𝗶𝗻𝗲 à 𝗹𝗮𝘃𝗲𝗿 ve ianao?
✨Mitady 𝗟𝗲𝘀𝘀𝗶𝘃𝗲 𝗟𝗶𝗾𝘂𝗶𝗱𝗲 mora sy mitsitsy ary mitazona ny lokon-damba tsy ho vasoka?
🔴🟡 Ny 𝗟𝗲𝘀𝘀𝗶𝘃𝗲 𝗟𝗶𝗾𝘂𝗶𝗱𝗲 𝗦𝗼𝗮-𝗙𝗶 (5 litres) no vahaolana maharitra ho antsika Malagasy mampiasa Machine à laver 😊
Parfum : citron 🍋 sy Lavande 💜
Aza misalasala miditra MP na miantsoa ny 034 58 523 44 - 032 54 818 00
11/04/2026
FILAZANA :
07/04/2026
Iza ilay mpitsoaka sasa lovia iny rehefa vita fety? 😁🏡
⭐Miaraka amin'ny LIQUIDE VAISSELLE SOA-FI, tsy adidy intsony ny fanasana lovia 🍽️🫧
✔️Jifao amin'ny vidiny mirary ity vokatra vita Malagasy ity fa efa maro ny afa-po.
Afaka mandefa MP na miantso ny
☎️ 034 58 523 44 / 032 54 818 00
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
