Fih Nail's & Make up
Don't hesitate to contact us
03/02/2025
Coucouu daholo les filles🫡😍
Elaela izahay izay tsy dia itanareo teto am pejintsika fa ankehitriny efa tafaverina eto de eto fona amizay tsika🫠
Izahay moa dia manao prestation rehetra momban’ny onglerie:
🌸Pose vernis demi-permanent sur ongles naturel
🌸Pose faux ongles avec vernis semi-permanent
🌸Extension gel sur demi-capsule
🌸Gaignage sur ongles naturel
🌸Polygel
🌸Dépose
Koa aza misalasala ary raha misy mahaliana anareo ny prestation ato aminay fa vonona hatrany izahay anome fahafaham-po ho anareo mpanjify🥰
Ny tarif tsy miova fa tena mirary dia mirary hatrany
📞0343261677, 0375862226
17/10/2024
Hello🫡
Promotion be ny onglerie ato am Fi Nail’s&make up mandritra ity volana ity💅🏽
Ireto avy ny tarif:
Pose faux ongles+vernis permanent et décoration de votre choix: 10.000ar (tsy ao anatiny ny perle)🥰
Gaignage: 12.000ar avec vernis permanent ihany koa🥰
Extension gel sur demi-capsule: 15.000ar avec vernis permanent iany et décoration de votre choix🥰
Vernis permanent sur ongles naturel: 8.000ar 🥰
Aza misalasala manatona mp na miantso mivantana raha mahaliana anareo ny préstation fa vonona hanome fahafaham-po anareo hatrany izahay💅🏽🥰
Sady afaka manantona anay ianareo no afaka manao préstation à domicile ihany koa izahay💅🏽
📞0343261677, 0344954325, 0375862226
07/10/2024
Heyy les filles😻
Ireto indray izy rehefa ilay modèle tsotsotra kely anefa tena mamy kely💅🏽🎀
Aza misalasala mintsy miantso na mandefa mp ra mahaliana anao ny asa vitanay
0343261677, 0344945325, 0375862226
17/09/2024
Hello les filles👩🏽
Ela2 tsy hita fa mbola sahirana kely nitady izay mahasoa anareo❤️
Reto ndray ny santionan’ny asa vitanay zay ela2 tsy nahitanareo anay teto zayi💅🏽
Ho asitsika promotion be atsy ho atsy fa araho tsy tapaka ny pejy💅🏽
Aza misalasala miantso ra mahaliana anareo ny prestation anay na miditra mp mivantana fa vonona hatrany izahay anome fahafaham-po anareo😍💅🏽
📞0343261677, 0344954325, 0375862226
13/11/2023
Hey les filles❤️
Ireto ndray ny vitainay nandritra iny erinandro iny😍aza misalasala mintsy mandefa mp na miantso avy atrany ra te anao manja2 ny hoho anareo nareo🫶🏼😆vonona hatrany izahay anome fahafaham-po anareo❤️
0344954325,0343261677
03/11/2023
Salama arivariva indray oh🌹
Hitondra aminareo ny zava-bitanay androany indray zahay❤️
Mahafaly anay foana mahita anareo afa-po amin’ny zavatra ataonay🌷❤️
Aza misalasala hatrany mandefa mp na miantso ny 0344954325🌸
01/11/2023
Hey les filles😍
Ela ela zahay tsy hita fa mbola nikaroka zava-baovao ho anareo🥰
Efa tonga eto indray zahay zao miaraka amin’ireto zava-baovao be dia be ireto
💫Pose vernis semi-permanent
💫Pose capsule (faux ongles)
💫Gainage
💫Chablon (🫶🏾)
💫Extension gel demi-capsule
Ny tarif dia natao ho zakan’ny rehetra hatrany🥰
Koa aza misalasala intsony aza fa tongava mp avy hatrany na miantso ny laharana 0344954325 / 0343261677🥰
Salama eeeee🥰
Ela ela zahay tsy hitanareo teto fa mbola sahirana nitady zava-baovao ho anareo😍
Hiverina eto foana amizay izahay izao fa aza miala alavitra ary❤️
24/01/2023
Hey les filles 👧
C’est votre tour de faire la manja💅🏽💅🏽
Modèle vitsivitsy zay efa vitanay
NB:afaka mitondra modèle ihany koa ianareo fa vonona hatrany izahay hanome fahafaham-po ho anareo💅🏽🥰
N’hésitez pas de nous contacter😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ampasika Itaosy
Antananarivo
FIFIIH
