MIARO NY AINA

MIARO NY AINA

Share

Maladie et santé

Photos from MIARO NY AINA's post 21/06/2024

Miaro Ny aina dia mitsabo ny aretina rehetra amin'ny alalan'ny otra sy zava-maniry
👉Manao massage relaxant
👉Manotra folaka
👉Manala rehoka amin'ny zaza kely
👉Manao refexotherapie

Marihina fa mamokatra karazana menaka ihany koa izy izay sady mety hanoroana no manasitra
Toerana: Sabotsy Namehana
Contact: 034 59 760 65
Tongava mp miatso

19/11/2022

Ianao manana olana amin'ny fitaovam-pananahana io, misy ny Huile impuissance izay:
👉mampihenjana tsara ny filahiana
👉ela vao tonga
👉mampalama tsara ho anizay maisatra
👉mampitombo sy manalehibe ny appareil ge***al
>>> bon pour le developpement de l'appareil ge***al
>>>produit naturel, tsy misy effet secondaire
Ra mahalian anao dia tonga ao amin'ny mp avy hatrany
Contact 034 59 760 65
Afaka tonga dia miatso
Toerana hahitana azy Sabotsy namehana

07/07/2022

Mandray foana isan'andro ankoatra ny alahady
Toerana: Ambohinaorina Sabotsy Namehana
Contact: 034 59 760 65

20/02/2022

2140 abonée, mankasitraka indrindra amin'ny fanarahana ny pejy.
Ampatsiahivina hatrany fa resaka fitsaboana no ato amin'ny alalan'ny otra sy zava-maniry.
Maro be ireo efa nandalo sy nitsabo tena tato aminay ary nahita fahasitranana avokoa, ao koa no mbola manaraka traitement ankehitriny.Tsy ho lava resaka aho fa dia mampirisika hatrany hanantona anay raha toa misy tsy fahaslmana ianao, afaka mandray antanana anao izahay
Toerana: Sabotsy Namehana
Contact: 0345976065
"Izahay tradipraticien dia fitaovana ihany fa Andriamanitra no tena manasitrana"
Raha misy fanontanian afaka miresk amin'ny mp na tonga dia miatso avy hatrany

22/01/2022

Ho fiarovana izao aretina zao dia natao antsika ito
🌿huile essentiel complexe🌿
👉manampy ny hery fiarovana 💪

Fampiasa azy:
👌ankizy: 2 goutes atao amin'ny aro vava isaky ny 4h
👌lehibe: 3 goutes atao amin'ny aro vava isaky ny 4h
👌ho an'ny olona misy soritra aretina dia ampitomboina 2 goutes ny fatra atao amin'ny arovava orona
👌hoanina amin'ny tantely na siramamy kosa izy maraina sy hariva, 2 goutes ho an ankizy ary 4 goutes ho an lehibe
👌hevohan'ny mpianakavy kosa isak'ariva atao 5 goutes
Fangaro hita ao aminy: niaouli, ravitsara, blobulus
Contact: 034 59 760 65
Vidiny 10 mil ariary
Toerana: sabotsy namehana, afaka manao livraison ary mandefa any amin'ny faritra

16/07/2021

Natao ho an'ny lehilahy manana olana amin'ny filahiana
"Crême TRINA"
👉mampatanjaka
👉mampitombo
👉manalava
👉mampaela vao tonga
100% naturel, ary tena efficace
Contact: 034 59 760 65
Prix 20 000 ar
Mp avy hatrany ary

15/07/2021

Savony VAHONA, 100% natoraly mety amin'ny volo rehetra
Azo hanasana tarehy ihany koa na hanasana vatana
👉manala ny tasy rehetra amn vatana
👉mampadio tarehy
👉manala angadrano
👉manatevina volo
👉manalava volo
Contact 034 59 760 65

Photos from MIARO NY AINA's post 14/06/2021

Pommade MIARO NY AINA
Maro be no asany:
👉 manamaina fery
👉 manala mangotsoka amin'ny vanintaolana
👉 mampihena ireny mivonto isak'arazany reny
👉 afaka hanorana
👉 manala sery ho an'ireo tsy maheno fofona.....
Maro be no efa nampiasa azy io ary nahita vokatsoa avokoa
Contact: 034 59 760 65

14/06/2021

Misokatra ho antsika ny cabinet de massage MIARO NY AINA ( otra sy fitsaboana amn alalan'ny ravikazo), afaka mandray antsika isan'andro
Maraina: 8h-12h
Hariva: 14h- 18h
Toerana: sabotsy namehana/ Ambohinaorina
Raha mila fanazavana fanampiny afaka miatso ny 034 59 760 65

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
103