Bioderm Mada
beauté
20/12/2023
🔔Etsy angeeee
Manasitrana ny mony mba tsy hiverimberina intsony izahay : na avy @ trouble hormonale (acné juvenil) na vokatry ny fampiasana corticoïdes ka mahatonga ny fahavakisan’ny « vaisseaux sanguins »na excès de sébum vokatry ny aretin’aty sns…
Omena torolalana ianao 😊
Midira MP na miantsoa mivantana 0340460515
19/12/2023
Ho anareo manana olana @ tarehy : rougeurs na couperose toa ny @ sary
Izany hoe « peau sensible »dia manana ireto produits ireto izahay hamahana ny olana
34.000ariary
Mila fantatra kosa anefa ny antony
Midira mp na tonga dia antsoy ny 0340460515 😊
14/12/2023
💃« KOLOKOLOY NY HATSARANAO »
🌿 Ny Bioderm Mada dia efa 20 taona nananana traikefa teo @ sehatry ny taovolo sy ny tarehy ary natoraly avokoa ny akora ampiasaina
🌾 Ny vokatra vaovao eto @ Bioderm Mada dia natao ho an’ireo manana olana rehetra @ volo: mihintsana, be angadrano, vakivaky… na te hiova « look » mihitsy eee na « Curly » hoy isika 😊
💐 Natao ho an’ireo manana olana @ tarehy ihany koa ny vokatra ato aminay: kentrona, panda, menamena, mony sns…
⭕️ Marihina fa mila manatona aty an-toerana mihitsy ny manana olana @ tarehy
🌼Promotion:
📌Diagnostique gratuit(mode de vie)
📌fitsaboana natoraly ( fanafody vidina Ratsimamanga)
📌Soin de visage gratuit (11 au 20 décembre 2023 raha mividy gamme momba ny tarehy ianao)
🏠Adresse: Ampitatafika akaikin’ny Aceem
📞Téléphone : 0340460515 ou venez sur mp
Livraison partout à Madagascar
12/12/2023
Shampoing + masque+ leave in gel
Manome boucle mivoaka tsara toy izao👌
09/12/2023
💃« KOLOKOLOY NY HATSARANAO »
🌿 Ny Bioderm Mada dia efa 20 taona nananana traikefa teo @ sehatry ny taovolo sy ny tarehy ary natoraly avokoa ny akora ampiasaina
🌾 Ny vokatra vaovao eto @ Bioderm Mada dia natao ho an’ireo manana olana rehetra @ volo: mihintsana, be angadrano, vakivaky… na te hiova « look » mihitsy eee na « Curly » hoy isika 😊
💐 Natao ho an’ireo manana olana @ tarehy ihany koa ny vokatra ato aminay: kentrona, panda, menamena, mony sns…
⭕️ Marihina fa mila manatona aty an-toerana mihitsy ny manana olana @ tarehy
🌼Promotion:
📌Diagnostique gratuit(mode de vie)
📌fitsaboana natoraly ( fanafody vidina Ratsimamanga)
📌Soin de visage gratuit (11 au 20 décembre 2023 raha mividy gamme momba ny tarehy ianao)
🏠Adresse: Ampitatafika akaikin’ny Aceem
📞Téléphone : 0340460515
11/12/2021
« Kolokoloy ny hatsaranao »
Ho anao izay liana sy te hafantatra ny fikolokolona ny tarehy mba tsy ho simba (prévention) na efa simba (impérfection) mony, panda, ketrona sns dia manasa anao hanatrika ny atelier soins de visages
Ampahafatarina anao ny produit sahaza anao na ‘produit naturel’ na ‘produit cosmétique’ hisafidiananao.
** lundi, mercredi, vendredi 9 h à 12 h 30 ny maraina 14 h à 17 h 30 ny hariva ; jereo izay ora mety aminao .
Ny fandaharam – potoana :
- Fizaràna Polycope
- Diagnostic
- Pratique de soins de visage
- Conseils pratiques suivant :
Les types de peau et les imperfections à tous les ages
Mode vie
Besoin nutritionnel de beauté
• Mitondra bando pour cheveux, cahier sy stylo
50.000 Ariary ny sarany
3.000 Ariary éponge de nettoyage
Toerana: Ankadilalana AMPITATAFIKA 200 m miala ny BNI; vavahady mainty à gauche ahitana ny plaque R’ looking ANDREAS.
Voafetra ny toerana ; rendez-vous sur MP na miantso
Contact : 034 04 605 15 / 033 01 984 95
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101