Médecin raokandro

Médecin raokandro

Share

Sante

28/04/2023

🔴 TSY TE HO TAPAKA LALAN-DRÀ TAMPOKA VE IANAO?

✅Misotroa rano 2 vera vao mifoha: manadio sy manaitra ny taova anaty rehetra.
✅Misotro rano 1 vera 30 mn alohan'ny sakafo: manatsara ny fandevonan-kanina.
✅Misotro rano 1 vera alohan'ny handro (manao do**he): mampihena ny tosiky ny rà ne loatra amin'ny lalan-drà.
✅Misotro rano 1 vera alohan'ny hatory: miaro amin'ny fahatapahan'ny lalandrà (AVC) sy ny fijanonan'ny fo tampoka.

N.B : aleo misotro rano matimaty foana na rano mafana satria ny rano mangatsiaka loatra manakorontana ny fiasan'ny fo, mety ampidobodoka be loatra ny fo.
Ny rano mangatsika be dia mety hahatonga ny tsy fiasan'ny lalan-drà ao amin'ny vavony ka tsy mampisy fandevonan-kanina ara-dalàna ary mahatonga ny "crampe" ao amin'ny vavony.

28/04/2023

hatramin'ny farany ary zarazarao hoitan'ny hafa
FISOROHANA NY HOMAMIADANA "CANCER" ATOLOTRA ANAO AM-PITIAVANA ARY HANAVOTRA AIN'OLONA MARO

Fikambanan'ireo mpitsabo amerikana nanome valiny mikasika ny antony mahatonga ny homamiadana

1. Aza misotro dite mafana na zavatra mafana anaty kaopy plastika na zavatra plastika.

2. Aza mihinana zavatra mafana ao anaty fonosana na kitapo na sachet plastika. Ohatra: ovy frity, trondro frity, m**o vao avy nendasina mahamay be,...

3. Aza mahandro sakafo amin'ny "micro-onde" mampiasa fitaovana plastika

HO FAMPAHATSIAHIVANA:

Rehefa mifandray amin'ny hafanana ny plastika, dia miteraka "produits" simika izay mety hiteraka kansera karazany 52 izy.

Ity hafatra ity dia Tsara kokoa noho ny SMS 1000 tsy misy ilana azy.
Ampahafantaro ny olon-tianao rehetra mba hisorohana mialoha toy izay mitsabo aretina tsy misy fanasitranana.

⚠ - Aza misotro Coca Cola miaraka amin'ny mananasy na aorian'ny fisakafoanana rehefa mananasy ny tsindrin-tsakafo.

- Aza ampiarahina amin'ny cola cola ny jus mananasy.
Mahafaty ity fangaro ity! Misy olona maty avy nisakafo ary mieritreritra isika fa nisy nanome poizina...

- Nefa Nihinana ny tsy fahalalany an'io cocktail io ary tsy nahalala ity torohevitra momba ny fahasalamana ity:

👉 Mandraisa ary Mamaly ny antso an-telefaona amin'ny sofina havia.

👉 Aza mitelina ny fanafody amin'ny rano mangatsiaka...

👉 Aza mihinana sakafo mavesatra aorian'ny 5 ora hariva (17h).

👉 Misotroa rano betsaka kokoa ny maraina, ary latsaky ny alina.

👉 Ny fotoana fatoriana tsara indrindra dia amin'ny 9 ora alina (21h) ka hatramin'ny 4 ora maraina.

👉 Aza mandry avy hatrany aorian'ny fihinanana fanafody na aorian'ny sakafo. Miandry fotoana kely 15 minitra

👉 Rehefa ambany ny baterian'ny findainao amin'ny bar iray farany, dia aza mandray antso intsony, satria ny "rayonnement" dia 1000 heny ny mahery vaika.

👉 Afaka mizara izany amin'ny olona tianao rehetra ianao
---------------------------------------

28/04/2023

🇲🇬❤️ FANDIOVANA NY RÀ ARY MANALA NY KIBO SY MANENA NY VATANA AMIN'NY FOMBA TSOTRA SY HAINGANA ARY NATORALY

Ny rà dia mety ho "contaminé" amin'ny antony maro:

Amin'ny fidiran'ny poizina nohon'ny tsy fahatomombanan'ny taova mpandio: "les reins", "le foie", ...

- Amin'ny alalan'ny sakafo be menaka loatra, misy poizina, be loto, ...

Rehefa tafiditra ao amin'ny vatana ny poizina sy ny fitambaran'ny loto dia miafara any amin'ny rà raha tsy voadio dia mety hapidi-doza.

ZAVATRA ILAINA

- Persil fatorany iray (1) "un bouquet de persil"

- Vero manitra fatorany kely iray (1) (un bouquet de citronnelle)

- Citron maintso (mbola manta) roa (2)

- Rano roa (2) litres

FIKARAKARANA AZY

- Sasana madio tsara ny persil

- Sasana madio tsara ny vero manitra

- Silahina roa ny citron

- Mampangotraka rano litres

- Arotsaka ao anaty vilia jobo lehibe ny rano mangotraka, ny persil, ny citron, ny vero manitra.

- Ajanona ao mandritra ny 10 minitra

FIHINANANA AZY

- Misotro iray kopy (une tasse) ny maraina sy hariva alohan'ny misakafo

FANAMARIHANA

- Ho an'izay handio rà fotsiny dia mandritra ny iray herinandro ny faharetany traitement ary misotro iray kopy ny maraina sy hariva alohan'ny sakafo

- Ho an'izay te hanena vatana sy hanala kibo be dia mandritra ny roa herin'andro ny faharetany ary misotro iray kopy ny maraina sy atoandro ary ny hariva alohan'ny sakafo.

Raha nahasoa anao izany dia fa mahasoa ny hafa koa...

Aza hadino ny faobe any misy anao sy namanao fa mety hanavotra olona maro...

Andriamanitra anie hitahy anao be dia be 🙏🇲🇬❤️

Photos from Médecin raokandro's post 05/04/2023

NERF SCIATIQUE

Matetika dia nohon’ny harerahana be loatra ,na fihetsika natao maharitra ela loatra ,na nohon’ny tsy fahasalaman’ny retsika (nerf) no mahatonga sy mampihetsika azy , misy koa ny milaza hoe:” tsindrona betsaka natao tany aloha”.
Na inona na inona anefa antony , dia azo atao tsara ny mitsabo ity karazana aretina iray ity .

NY FISEHONY

- Misy manaikitra toy ny courant ireny ao amin'ny lamosina ambany havia na havanana ,mahazo ny fitombenana ka mamaly any amin'ny rantsambatana ambany havia na havanana ,mahazo ny riran’ny ranjo
ivelany , , na ny kibon-ndranjo na ny riran’ny fe ivelany , na ny fe any aoriana.
-Rehefa miondrika manao asa dia mahare maharary ao @ valahana na andilana.
- Raha vao mande an-tongotra ela ela dia misy maharary ao @ fotom-pe havia na havanana ka rehefa reraka dia mila tsy ho afaka mamindra, mihintsy .
- Tsy mahatanty tsindriana ela, na matory ela, na mipetraka ela , fa mahare maharary ao amin'ny fitombenana.

🇲🇬EFA MISY VAHOLANA NEFA IZANY 💌
TSY MISY RESAKA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY NATORALY NO AMPIASAINA ANOVANA FANAFODY ❤️❤️

AKORA VITA AMIN'NY TONGOLO GASY 🥛

TSY MILA MANDANY VOLA BE AKORA IANAO NEFA DIA VEIVETY DIA MAHITA VOKANY MAHAFAPO 🌺

MANDEFASA MESSAGE PRIVÉ AVY ATRANY AZAFADY INDRINDRA RA LIANA IANAO 😍

AZA TARA

05/04/2023

👍Fitsaboana REINS na VOA.

😭Maro ny olona no Maty vokatry ny aretin'ny VOA amin'izao satria sarotra tsaboina ny aretin'ny VOA raha tsy voatsabo haingana,lafo koa ny mitsabo azy rehefa Tonga amin'ny dialyse.

✍️ INSUFFISANCE RENALE ( AiGUE , CHRONIQUE )

👉 Soritr'aretina
- Kely ny pipy
- Mivonto ny tongotra ( Feno rano )
- Sepotra
- Reraka
- Maloiloy matetika
- Marary eo am tratra
- Mifanintona
- Tsy mahatsiaro tena

👉Antony mahatonga azy
- Tosi-dra ambony
- Diabete
- Aretin'ny fo
-fivaingana'ny rà amin'ny lalan-drà.
- Miha mahia.
- Reaction Allergie
- Infection
- Aretin'ny aty
- Aretin'ny prostate
- Atetin'ny tsinay , vessie,
- Calcul renal


‼️‼️EFA MISY NEFA NY FITSABOANA NATORALY IZAY VITA AMIN'NY ZAVAMANIRY SY VOANKAZO NATORALY IZAY TSY MILA MANDANY VOLA BE IANAREO MIKARAKARA AZY ‼️‼️
MISY AFAKA ISAFIDIANANA TSARA NY TOROHEVITRA NATORALY ⭕

🥰 FITSABOANA VITA AMIN'NY ZAVAMANIRY NATORALY 🥰

VETIVETY IANY KOA DIA MAHITA VOKANY TSARA NO SADY TSY MISY EFFET SECONDAIRE AMIN'NY MAHA NATORALY AZY ‼️

TONGA DIA MANDEFASA MESSAGE PRIVÉ AVY ATRANY AZAFADY INDRINDRA ❤️ RA LIANA IANAO 😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Tana
Antananarivo
101