Fenugrec Castino Axëlle

Fenugrec Castino Axëlle

Share

❤Poudre fenugrec maha nofosana ,.maha salama, 100% naturel tsy misy effet secondaire❤

Photos from Fenugrec Castino Axëlle's post 15/12/2023
Photos from Fenugrec Castino Axëlle's post 07/11/2023

👍 Lampe mazava be 40 watts 16000 ar ny iray ra maka 2 dia mahazo 30.000 ar
⭐ maharitra adin'ny 8 mahery ny tanjany
🌟Afaka chargena am courant no sady efa misy panneau solaire aorina.
⭐Misy jiro 3 karazana, tena maha afaka fahasahiranana tokoa 😊.
👍Afaka manao livraison zahay
0344267193

Photos from Fenugrec Castino Axëlle's post 22/06/2023

⭐TSARA HO FANTATRA:
Ny FENUGREC dia zava maniry mitondra vokatsoa maro ho an'ny vatantsika, amin'ny lafiny ara-pahasalamana sy @ fampitombona vatana ; efa maro ireo client manerana an'i Madagasikara nandritra izay taona maro zay no tena afa- po tokoa rehefa nanjifa azy , satria manaraka traitement tsara.. ( tena efficace tokoa satri 100% pur ny anay)

◼ Manampy @ fisorohana ny cancer, kanina, @ famokarana ronono ho an'ny reny mampinono, @ fitadidina , manasitrana aretim-balahana, manasitrana rein, mety tsara ho an'ireo midécale nify , mandrindra tsara ny diabeta sy ny tahan'ny cholestérol ao anaty,
◼Maro ireo singa ao anatiny toy ny magnésium , protéine, fer , vitamine B6, manganèse
⭐Mety tsara ho an'ireo malain-komana satri lasa mazoto misakafo ,; manome hery sy tanjaka ho an'ireo reraka avy narary , na avy niasa , na avy nikotrana..

⏩100 g : 4000 ar
⏩0344267193
Manao livraison izahay no sady mandefa ny colis anao any @ faritra ihany koa

01/06/2023

💝Amen 💝

Photos from Fenugrec Castino Axëlle's post 23/04/2023

⭐Fenugrec no vaha olana ho antsika rehetra te ho nofosana tsara sy salama; eny fa na dia ireo kely vatana hatrizay aza dia aza misalasala manantona anay fa natao ho anao ny fenugrec; ary efa maro be ireo client manerana an'i Madagasikara nandritra izay taona maro zay no tena afa- po tokoa 😊❤, satria manaraka traitement tsara..
⭐Mety tsara ho an'ny olona mpikotrana ihany koa satria dia mampitombo ny insuline ao anatin' ny vatana ny fenugrec
⭐Manasitrana aretina maro be ihany koa ny fenugrec:
◼ Manampy @ fisorohana ny cancer, manampy kanina, manampy am famokarana ronono ho an'ireo izay reny mampinono, manampy @ fitadidina , manasitrana ny valahana marary, manasitrana rein, lasa tsy midécale intsony ny nify , mandrindra tsara ny diabeta sy ny tahan'ny cholestérol ao anaty,
◼Maro ireo singa ao anatiny toy ny magnésium , protéine, fer , vitamine B6, manganèse
⭐Mety tsara ho antsika rehetra malaindain-komana satri lasa misokatra tsara ny vavony ,; manome hery sy tanjaka ho antsika reraka avy narary , na avy niasa , na avy nikotrana..

⏩100 g : 4000 ar
⏩0344267193
Manao livraison zahay 2000 ar , na 3000 ar miankina amin'ny toerana misy anao... ; afaka mandefa ny colis anao any @ faritra ihany koa zahay

09/04/2022

💖Huile de Fenugrec 100% naturel et pur💖
🌟Mampaniry volo , miaro bolo, mampatevina volo,
🌟Hosorana am faritra izay tinao hitombo am vatanao , toy ny nono, ny fesse, ny cuisse ,..
⏩100ml : 18000 ar
⏩0343741138
Afaka manao livraison zahay no sady mandefa any am province

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ambohitrarahaba/Avaradrano
Antananarivo