NOMENA.MG

NOMENA.MG

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NOMENA.MG, Health/Beauty, Ambanidia Miandrarivo Rue prince Kamamy, Antananarivo.

🌿PHARMACIE MALAGASY🇲🇬
Produits bio 100% de Madagascar
FAHASALAMANA sy ny tontolony,
SANTÉ / BEAUTÉ / VAROTRA sy TOROHAY

Contact : WhatsApp : +261 32 28 932 97

15/05/2026

❤️ Elaela tsy mba namoaka retour avy amin'areo. na dia maro aza ny retour mahafinaritra sy vokatra azon'areo mpanjifa dia androany singaniko manokana izy satria isany olona tsotra sy nanam-pahatokisana ary tsy nisalasala nanaraka ny toromarika sy nanjifa ny nanaovany traitement ❤️🌟

Andro vitsy lasa izay dia namerina retour nahafinaritra be izy rehefa nahavita traitement ka dia indro ny vokatra .❤️🎉

ARABAINA MANOKANA DIA TONGAVA SOA NY VAHINY ARY HAROVAN'ILAY MPAHARY MANDRAKARIVA🌟🌟🌟🌟

🇲🇬

15/05/2026

🔴en rupture de stock 🔴
Lany ny thé karimbola plus....
mankasitraka hatrany hoan'areo izay nanjifa sy nametraka hatrany ny fahatokisana teto aminay❤️

ezahina hatrany ny hisian'ny vokatra aingana🌟

🇲🇬

15/05/2026

🍀🍀🍀 CURMIMENT CARE 🍀🍀🍀
Remède naturel bio & efficace.
Manampy sy mitsabo ary misoroka aretina maro✅

✅ Antibactérien
✅ Anti-inflammatoires
✅ Detoxifiant
✅ régule le cholestérol
✅ soulage les rhumatismes
✅ Aide à équilibrer la glycémie
✅ Manamafy hery fiarovana
✅ Manatsara digestion
✅ Manadio vatana sy manatsara ny fikorinan'ny rà, manadio Aty sy Vavony
___Manampy amin’ny:
fivontosana kibo nohon'ny gaz (rivotra),maloiloy ,fahatsapana mavesatra aorian’ny sakafo.
✅ Manampy mifehy ny DIABETA sy kolesterola(CHOLESTÉROL)
✅ Manohitra aretina mitaiza (inflammation chronique)
- RHUMATISME
✅ Manampy misoroka havizanana sy harerahana.
✅ Manadio , havokavoka, tsinahy
✅ sery, gripa ,aretin-tenda ,kohaka

Prix : 48 000Ar / 500g
: 92 000ar / 1kg seulement 2 pièce disponible.

Contact : 0322893297
📌 Stock limitée 📌
🌿 à base:
Curcuma voafantina +Miel pure +menthe+girofle+cannelle+ gingembre
✅Vokatra voafantina,arifenitra, sy voakajy ✅

✅Natoraly 100 isan-jato vokatra vokariny nomena.mg....

🛑Fanazavana fanampiny ao aminy commentaires na midira mp🛑

19/04/2026

🚨🚨🚨 promo 🚨🚨🚨
✅ offre valable jusqu'au rupture de stock.

🌿TEA FOR MEN PLUS🌿
⚡ ⚡
⚠️Impuissance
⚠️Prostate
⚠️Infections urinaires
⚠️Éjaculation précoce
⚠️Manomé hery
⚠️Mampavitrika
⚠️Mampatanjaka
⚠️Manamora fandevonankanina
⚠️VAVONY, ATY...
⚠️Angatra
⚠️Olana ara-pananahanana ✅
⛔❌Tsy mampitombo balita ary tsy natao hoan'ireo olona mitady Effet eo noho eo satria tsy Drogue izy ity🙄🥴

Natao hoanao manana olana eo aminy fananahana, indrindra hoanao izay manomanomana ny hiteraka na sarotra mahazo zaza🥰
Hoanao kamo misakafo
Mety ary tena tsara koa hoanao MIKOTRANA ihany koa.

prix promo :
✅💵15k Ar ny vidiny /15 infusettes
mividy 2 = 18k ar
⚡ TRAITEMENT/ PRÉVENTION ⚡

TEA FOR MEN PLUS DIA akora natoraly 100 isanjato avy eto antoerana avokoa no mandrafitra azy...

Manana karazana thé hoany vehivavy sy hoany olona diabetika ihany koa izahay . Jereo aminy commentaire na midira mivantana anaty pejy maka ny andinindininy.

Antananarivo no misy afaka mandefa faritany rehetra manerana ny nosy
contact :0322893297

16/04/2026

✅✅✅ Nomena MG Diego ✅✅✅
0373100787

Disponible hatrany ny thé karimbola plus sy Natural tea hoan'ny faritra diego ka aza misalasala ianareo any antoerana miditra mp na miantso mivantana ♥️

14/04/2026

🛑🛑🛑 ÉPUISÉ 🛑🛑🛑
✅lany sahady ny CurmiMent. Iray sisa disponible ra toa ka tsy confirmer ilay réservation iray ato.

Mankasitraka hatrany aminy fanjifana sy fanohanana ny vita malagasy♥️ hankasitrahana indrindra ianareo avy any aminy faritra Tamatave, Mampikony, Nosy be hell ville sy Mahajanga. ary indrindra ianareo avy eto tana♥️🍀

🛑✅Ezahina ny hisiany vokatra ao anatiny 2 na 3 erinandro manaraka🍀

14/04/2026

🍀🍀🍀🍀

🍀🍀🍀
Koa Satria mbola misy hatrany ny stock hoan'ny Masque visage BLACK GOLD HONEY dia tapaka ny evitra fa tsy amidy intsony izy ireo fa atao fanomezana 🥰

🏆Mividy Thé karimbola plus 2 omena cadeau masque visage 1.
🏆Mividy Natural tea 3 omena cadeau masque visage 1.

offre valable hatraminy fahalaniny Masque 🛑
stock disponible 16 pièces fotsiny🥰

14/04/2026

🍀🍀🍀
Koa Satria mbola misy hatrany ny stock hoan'ny Masque visage BLACK GOLD HONEY dia tapaka ny evitra fa tsy amidy intsony izy ireo fa atao fanomezana 🥰

🏆Mividy Thé karimbola plus 2 omena cadeau masque visage 1.
🏆Mividy Natural tea 3 omena cadeau masque visage 1.

offre valable hatraminy fahalaniny Masque 🛑
stock disponible 16 pièces fotsiny🥰

14/04/2026

🎉🎉🎉
JEUX D'INTERACTIONS DE LA SEMAINE

Mandefasa Mp ny voalohany . miaraka aminy capture ny partage izay natao. rehefa izay dia alefao ny numero andefasana ny goûté 😘🥰🥰🥰

2jours ny faharetany ka ra tsy tonga anatin'izay dia tsy manankery intsony ♥️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ambanidia Miandrarivo Rue Prince Kamamy
Antananarivo