Tsila iari Make Up
🎀Mode 💄
🎀Bijoux💍
🎀Accessoires🧩👠👗🛍️📚💸
02/04/2026
✨ Sandales tendance & confortable ✨
Stylé, maivana ary mety amin’ny fitafy rehetra 👡❤️😍
🎨 Couleurs : blanc, noir, marron, rouge vif
📏 Pointures : 36, 37, 38, 39, 40
💰 Prix mbola bojo be ❤️
📦 Mandefa gros sy détail
⚠️ Stock limité, aza tara !
📩 Commandez en MP izao !
01/04/2026
🎉 VALIN’NY LALAO FIZARANA 30.000 Ar 🎉
Tapitra soa aman-tsara ny lalao omaly 🥰 nifarana anio @9 ora alina 🙏
Misaotra betsaka anareo rehetra nandray anjara 💖
👉 Ireto ary ireo mpandresy 3 nahazo 10.000 Ar avy :
🥇 Miora Razafindrabe
🥈 Fenitra Randria
🥉 Felaniary Iaris
👏 Arahabaina ianareo mpandresy!
📩 Midira privé azafady handraisana ny loka
👉 Aza miala lavitra ny pejy 😉
🔔 Abonnéo foana ny page
👀 Araho tsy tapaka, fa mbola maro ny lalao sy surprise ho avy 🎁🔥
Misaotra indrindra ❤️
31/03/2026
🎉 JEU CONCOURS – MILALAO DIA MANDRESY ! 🎉
Te hahazo 30.000 Ar ve ianao ? 😍
Anjaranao izao no mandray anjara !
✨ Conditions :
✔️ Abonné + capture oe tena Abonné marina enao
✔️ Invitena ny namanao hilalao
✔️Tsy adino n'y partage
💬 Fomba filalao :
➡️ Mametraha commentaire ( atao Ilay capture)
➡️ Ny commentaire mahazo réactions betsaka indrindra no mandresy
🏆 Mpandresy : olona 3 bé izao 😯😍🥰🥰
💰 30.000 Ar no zaraina ho an’ireo mpandresy
⏰ Tapitra rahampitso @ 21h ny lalao
🔥 Aza miandry ela, alefaso ny commentaire-nao ary antsoy ny namanao hanohana anao !
📢 Plus de réactions = Plus de chance de gagner !
31/03/2026
💚🤍💜 Pendentifs ✨✨Cœur de Cristal✨✨
Tena oe mamiiii🥰🥰😍😍
💰 3.000 ar
📭 Livraison possible
💢 Stock limités 💢
30/03/2026
✨ Colliers & boucles d'oreilles, bracelet très élégant ✨
Bijoux en acier inoxydable 316L 💛
👉 Tsy miova loko
👉 Tsy harafesina
👉 Résistant à l’eau
💸Prix 15.000 ar
Livraison possible ☺️
💢 Stock limités,💢
30/03/2026
✨✨Sandales mafatifaty Kely ❤️❤️
Ity ataotsika prix bojo 🤩🤩
15.000ar fotsiny détails ❤️❤️ 50.000ar ny gros 5 paquet pointure 36,37,38,39,40
Couleur ,grenat, bleu roi, marron,noir, ❤️
💢 Stock limités 💢
30/03/2026
✨❤️Stainless steel❤️✨
💰 12.000ar
Livraison possible 🥰
💢 Stock limités 💢
Aza Tara ohh ❤️
30/03/2026
✨Bracelet perles multicolores (bracelet élastique tendance)✨
🥹❤️ misy petits pendentifs😍
look simple na classy ✨❤️
💰Prix. 3.000 ar
Livraison possible
💢 Stock limités 💢
30/03/2026
✨ Alliance en acier inoxydable ✨
👉 Tsy miova loko🤩
👉 Tsy harafesina🥰
👉 Résistant à l’eau😍
💰15.000 ar fotsiny Anie eee 😯🤩🤩... Oui '' 15.000 '' ❤️
Mandalo ny tsara nefa mora fa araraoty 🥹❤️❤️❤️
Livraison possible 😊😊
💢 Stock limités 💢
30/03/2026
✨❤️❤️Mbola collier en acier inoxydable hatrany Sady mamy Kely 🥹😍❤️❤️❤️
💸 Prix 5.000 ar
☺️ Livraison possible
💢 Stock limités 💢
Aza tara ki aaa 😍😍
30/03/2026
✨✨jereo iany aloha sao Mahasoa 🤩🤩
tsirairay ny détails sy ny prix ❤️❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
IVJ 33A Mandialaza Ankadifotsy
Antananarivo
