Ella Store

Ella Store

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ella Store, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

26/11/2025

Nohon’ny antony manokana dia tsy misy recuperation aloha à partir de demain hatramin’ny mardi 😊
Mercii de votre compréhension 🙏🏽

24/11/2025

Mbola misy tsy mahalala ny hatsaran’ity ve? 🥹
🩷🩵Lot bébé suisse GM 🩵🩷
➖ 22 000ar izy roa 🥰
🌸Gel moussant 2en1 (400ml): sady shampooing no gel do**he hampandroana azy
🌸Lait de toilette (400ml) : mampamandimandina sy miaro ny odiny

Testé dermatologiquement ✔️ Tsisy atahoarana mihitsy 😍
SANS PARABEN - HYPOALLERGENIQUE - PH NEUTRE ✅
Dia mbola tsy manaikitra maso ihany koa ✅

Mp ary maka ny anareo oh 🥰
Livraison partout à Madagascar 📦
Contact : 038 45 882 59📞

Photos from Ella Store's post 24/11/2025

STOCK ÉPUISÉ ‼️

24/11/2025

STOCK ÉPUISÉ ‼️

Mbola misy tsy mahalala ny hatsaran’ity ve? 🥹
🩷🩵Lot bébé suisse 🩵🩷
➖ 15 000ar izy roa 🥰
🌸Gel moussant 2en1 (200ml): sady shampooing no gel do**he hampandroana azy
🌸Lait de toilette (200ml) : mampamandimandina sy miaro ny odiny

Testé dermatologiquement ✔️ Tsisy atahoarana mihitsy 😍
SANS PARABEN - HYPOALLERGENIQUE - PH NEUTRE ✅
Dia mbola tsy manaikitra maso ihany koa ✅

Mp ary maka ny anareo oh 🥰
Livraison partout à Madagascar 📦
Point de récupération : Terrain Antsahamasina Itaosy 📍
Contact : 038 45 882 59📞

23/09/2025

Lot au lait de chèvre 🐐😍
Savon 180g + Crème hydratante 200g , samy à base de lait de chèvre 🤩
💰Prix : 16 000ar izy roa 🔥

Combo tsara 😍:
Lait de chèvre + Acide hyaluronique + Vitamine E + Vitamine B3

Bienfaits :
🌸Manadio tsara sady manazava oditra
🌸Manasitrana mony sy manala ireo tache navelan’ny mony
🌸Mi-unifier teint sady mi-atténuer ireo taches
🌸Sady manala ireo excès de sébum sy ireo impuretés amin’ny oditava
🌸Tsy maina be ny tarehy fa sady hydraté tsara
🌸Sady anti-âge ihany koa izy

Mp ary oh 🥰
Livraison possible partout à Madagascar 📦
Contact : 038 45 882 59 📞

17/09/2025

Sady mety amin’ny volo miloko izy ity 😍
Gamme Moluogeyoil ✨
Prix promotionnel 🤩

Tonga dia 3en1 izy ity 🥳
🌸Réparateur (mitsabo volo simba)
🌸Nourrissant (manome sakafo ny volo)
🌸Hydratant (mampamandina an’ilay volo)

💫Mampalefaka sy mampangirana volo be ihany koa izy
💫Raha volo miloko dia mitazona sy mamoka tsara an’ilay couleur
💫Mampaniry volo ihany koa
💫Tsy mifidy karazam-bolo mihitsy

Mp ary ooh 🥰
Livraison possible partout à Madagascar 📦
Contact : 038 45 882 59

03/09/2025

Mbola misy tsy mahalala ny hatsaran’ity ve? 🥹
🩷🩵Lot bébé suisse 🩵🩷
➖ 15 000ar izy roa 🥰
🌸Gel moussant 2en1 (200ml): sady shampooing no gel do**he hampandroana azy
🌸Lait de toilette (200ml) : mampamandimandina sy miaro ny odiny

Testé dermatologiquement ✔️ Tsisy atahoarana mihitsy 😍
SANS PARABEN - HYPOALLERGENIQUE - PH NEUTRE ✅
Dia mbola tsy manaikitra maso ihany koa ✅

Mp ary maka ny anareo oh 🥰
Livraison partout à Madagascar 📦
Point de récupération : Terrain Antsahamasina Itaosy 📍
Contact : 038 45 882 59📞

24/08/2025

💸 Budget skincare somary voafetra ? Tsy maninona e! 😍
👉 Raha manana peau grasse ianao dia ity no offre idéale natao ho anao 🥰

🌾 Lot Skincare Riz – Special Peau Grasse 🌾
📦 Savon 100g + Crème 50g
Prix : 15 000ar izy roa 😍

✨ Tombon-tsoa azonao amin’ity lot kely mahafinaritra ity :
🤩 Mampihena sy m-contrôler ny excès de sébum
🤩 Manadio sy manazava ny endrika
🤩 Manala ireo taches d’hyperpigmentation
🤩 M-unifier ny teint ho lasa plus éclatant
🤩 Manome hydratation équilibrée – tsy maina, tsy be menaka

Mp ary raha mahaliana anao 🥰
Livraison possible partout à Madagascar 📦

Photos from Ella Store's post 22/08/2025

✨ Mitady lotion corps manitra, malefaka ary miaro amin’ny masoandro ve ianao? 🥰
➡️ Dr Davey Lotion – 500ml lehibe 🔥 miaraka amin’ny SPF hiarovana ny hoditrao!

🌸 Safidio araka izay ilain’ny hoditrao :
❤️Rouge : À base d’acide kojique Spf 50 (Raffermissant et hydratant)
Hydrate en profondeur pour une peau visiblement plus ferme, plus tendue et liftée
🩷Rose : À base de vitamine B3 Spf 35 (Anti-âge et nourrissant)
Hydrate pour lisser l'apparence des ridules pour une peau visiblement souple
🧡Orange : À base de curcuma Spf 20( plus doux et plus lisse)
Resserre et atténue les ridules, vous donne une peau plus douce et plus lisse

🚚 Livraison partout à Madagascar 📦
💬 Mpandray anjara? Aza miandry ela, manorata avy hatrany fa stock limité 😍

12/08/2025

💚🤍Gamme skin care aloe vera 🤍💚 (10 Gammes sisa no disponible fa aza ela ooh☺️)
20 000ar izy telo ✨✨ ouii , 20 000ar
Ireto avy ny ao amin’ilay sy ny asan’ny tsirairay :
▶️Mousse nettoyante (150ml) : Nettoie en profondeur Donne plus d’éclat Atténue les taches Nourrit votre peau
▶️Sérum (30ml) : Eclaircit Hydrate ApaiseAnti-ageReparateur Enlève les taches
▶️Crème (150ml) :ÉclaircitReduit les rides Hydrate et lisse votre peau Prévient les taches et les rides

Mp si intéressé ary oh 🥰
Livraison partout à Madagascar 📦
📌Point de récupération : Terrain Antsahamasina Itaosy (après confirmation de la commande)
Contact : 0383940871

06/08/2025

Iza no te hanana volo mangirana sy mitofatofa tsara 🥰
28 000ar izy telo 😍
Shampooing 850ml + Masque 1kg ( Sous carton an)
Tena hoe tsara akie e❤️❤️

🌸A base de keratine , nano collègene ary botox (tena wahouuu 🤩)
🌸Tsy mifidy karazam-bolo (secs , normaux, gras mety daholo)
🌸Mampangirana volo be
🌸Mampamandimandina tsara ny volo
🌸Nourrissant be ihany koa
🌸Mampalefaka volo be
🌸Mampaniry volo tsara
🌸Manome aina vao ny volonao
🌸Mety amin’ny cheveux colorés tsara koa

Mp ary oh ☺️
📌Point de récupération : Terrain Antsahamasina Itaosy (après confirmation de la commande)
Contact : 0383940871📞

Photos from Ella Store's post 06/08/2025

STOCK EPUISÉ MERCII 🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo