ETN - Mpanotra
Remise en forme Naturels
26/02/2026
đ˛đŹ POUDRE VITAL
đ Poudre tsetsafina na lelafina 15 Ă 20mn alohan'ny asa mafimafy
* Manome hery sy tanjaka haingana be
* Manatsara ny fikorian'ny rĂ
* Akora natoraly vokatry ny fikarohan'ny ETN
* AZO ANTOKA ARY EFA NAHITANA VOKATRA EFFICACE
* Mandamina ny olan'ny prostate sy ny diabète
* Sahaza ho an'ny lehilahy
* Secret de l'ETN
Mba andramo ny traikefan'ny ETN aloha e
đ Vidiny : 12 000ariary
* Contact rapide : 038 59 642 01
26/02/2026
16/02/2026
5
đ˛đŹ sy eo amin'ny Zokiolona
* Samy olana mpahazo ny Zokiolona ireo.
* Ireto ny vahaolana efficace nampiasainay hatramin'izay :
đ PROSTATE aloha no hazavaina :
đ˛đŹ Traitement PROSTATE ComplĂŠmentaire
ETN N°093 special
* Traikefan'ny ETN hatramin'izay ary nahitana vokatra sy fahombiazana (ETN : Efficace Traitement Naturels)
* Fisorohana sy fitsaboana olan'ny appareil urinaire, fantsona, tatavia, olan'ny p**i ary ny prostate no tena tsara be aminy.
* Mety ho an'ny vehivavy manana olana amin'ny hormones.
* Akoran-javamaniry mifangaro efa nampiasain'ireo Ntaolo Malagasy fahiny. Nohadihadiana sy nohatsaraina ka nahitana vokatra tsaratsara kokoa ahitana VOAMBOATAVO, poudre fakatsilo, cesame, tongolo lay, cannelle, KABIJA, kingatsy, soamalondo... Ampiarahana amin'ny poireau sy cĂŠleri...
* Misy toebatana iray ihany dia ampy. Misy kosa mety mihoatra an'izay. Na mbola tsy misy signale aza aleo mitaiza vatana amin'ity akora ity.
* Efa misy notice miaraka aminy manazava ny fampiasana azy.
đ Vidiny : 40 000ariary
_________________________
đ Faharoa : DIABĂTE :
đ˛đŹFikarakarana diabetika
SPECIAL DIABETA - ETN 143
* Akoran-javamanirin'i Madagasikara vita poudre natao hampidinana ny tahan'ny siramamy ambony. (hyperglycĂŠmie). Matanjaka sady haingam-piasa. Mety ho an'ny olona manana olana amin'ny afero sy sarakaty...
* Efa fampiasan'ireo Ntaolo Malagasy fahiny, nohadihadiana sy nohatsaraina ka nahitana vokatra tsaratsara kokoa, ahitana hoditra sy voan-draotra (graine de ), fanazava, , kabija, cannelle, sns...Efa misy notice manazava ny fomba fampiasana azy.
* Vidiny : 30 000ar
đ˛đŹ ETN : 25 ans d'expĂŠrience tamin'ny fampiasan aakora naturels, membre ANTM,
________________________
đ˛đŹAdresse vaovao : Ambohimangidy Ampitatafika (Afaka miantso dia misy mitsena na manazava ny toro-lĂ lana par appel)
đ Ny fondateur n'ny AMIS Madagascar dia talohan'ny 2009 no efa niantsehatra tamin'ny activitĂŠs sociales (17 ans d'expĂŠrience)
đ˛đŹ Contacts :
* (Whatsapp Appel, sms) : 034 46 897 98
* Appel : 038 84 373 74 - 038 78 576 40 - 038 59 642 01 (Service secrĂŠtariat)
đ˛đŹ Page Facebook :
đ Groupe Social - Hospice de Madagascar
đ˛đŹ Lien de notre page :
https://www.facebook.com/profile.php?id=100063889961883
09/01/2025
Massage ETN Ă domicile...
(Manatona any amin'izay toerana misy anao)
*đManao ny otra rehetra izay ilain'ny toe-batanao...
đOtra ara-pahasalamana
đManala havizanana...
đManatsara ny torimaso
đ Traitement nerf sciatique, nerf pincĂŠ, hernie discale ...
Afaka manantona ihany koa Ambodivondava Alasora RÊsidence grâce fa misy afaka mandray foana
Contact : 0387905309 / 0383828163
đTraikefa 20 taona mahery tamin'ny fanaovana massage
02/01/2025
đ PRODUITS DE MADAGASCAR
đż - ETN N°093 special PROSTATE : Fisorohana sy fitsaboana olan'ny appareil urinaire, fantsona, tatavia, ary ny prostate no tena tsara be aminy. Mety ho an'ny vehivavy manana olana amin'ny hormones io ETN 093 io ... (TROUBLES HORMONALES)...
Akora mifangaro voamboatavo voahendy, poudre fakatsilo, voanjobory, sĂŠsame, tongolo lay, cannelle. Ireto akora fanampiny ireto kosa dia vitsy mpahay sy manana eto Madagasikara dia ny kabija sy soamalondona ary ny kingatsy izay akora alaina any akaikin'ankaratra no tena ahitana azy...
đż ETN N° 150 -
* Fikarakarana ATY :
* Manadio aty sy rĂ , mety tsara ho an'ny olona madity rĂ , mamoaka sy manaisotra ny toxines any anaty, manatsara ny fiforonan'ny afero sy ny sarakaty ka mety tsara ho an'ny olona diabetika. Mety ho an'ny ATY MATAVY na misy menaka sy misy CHOLESTĂROL ratsy, tazovony sns...fangaron'akora naturels ahitana mandalodiaraikitra, talapetraka, artichaut, cannelle, tamotamo kely, tongolo lay, fanazava, karakara toloho....afaka mampiasa azy na olona tensionnaire aza...
đż - ETN 042 : Fikarakarana TOSI-DRĂ AMBONY...
* Akoran-javamaniry vita poudre ahitana voan'ananambo, radriaka mavokely, tongolo lay, fanazava, ravina garana velona, fotsy avadika ...misy ihany koa mety zavamaniry mety hisy eny amin'ny fiarahamonina azo ampiasaina atao fanampiny raha toa ka sarotsarotra vao tafidina ilay tosi-drĂ
Faharetan'ny traitement : Tsy voafaritra loatra satria miankina amin'ny toebatan'ny olona iray fa mampiasa 10 andro aloha ka manao tatitra aminay matetika hahafantarana ny fivoaran'ny fikarakarana anao...
TSY FAHAMPIANA HERY REHEFA RS :
* Raha avy amin'ny iray amin'ireo tranga ireo no nahatonga ilay tsy fahampiana hery dia vahaolana mahomby ho azy ny fampiasana ireo. Ary matetika anefa dia ireo foana no mahatonga azy....raha avy amin'ny havizanana lava kosa dia mila massage fotsiny na repos sy rĂŠgimes alimentaires dia voavaha ny olana fa tsy voatery hampiasa produits remise en forme avy aty aminay....
Misy notice miaraka aminy manazava ny fomba fampiasana azy sy ny fangarony
Prix 40.000 ar
* Afaka mandefa faritra fa kosa ianareo no miantoka ny frais colis. Arakaraky ny halaviran'ny garre routière miala eto aminay ny frais de livraison.
Ny Massage koa Dia mitohy hatrany ny à domicile, Afaka ihany koa manantona ato amin'ny RÊsidence grâce na fikarakarana Zokiolona Alasora Ambodivondava fa mandray foana izahay isan'andro
đşContacts :038 38 281 63/ 038 79 053 09 đ
23/12/2024
Massage ETN Ă domicile...
(Manatona any amin'izay toerana misy anao)
* Manao ny otra rehetra izay ilain'ny toe-batanao...
* Otra ara-pahasalamana
* Manala havizanana...
* Manatsara ny torimaso
* Traitement nerf sciatique, nerf pincĂŠ, hernie discale ...
Contact : 0387905309 / 0383828163
* Traikefa 20 taona mahery tamin'ny fanaovana massage
22/12/2024
FORMATION MASSOTHĂRAPIE
âď¸Relaxation
âď¸Massage premium
âď¸Massage GĂŠnĂŠrale
âď¸Massage faciale
âď¸Traitements nerfs sciatique, hernie discale, nerfs pincĂŠ
âď¸ Massage ventrale ballonnĂŠ
âď¸Stimulation points rĂŠflexes (rĂŠflexologie)
âď¸ Massage thĂŠrapeutique
âď¸ Massage pour l'homme impuissance
â¨đLieu : Alasora Ambodivondava terminus bus ligne F raha miala @ ville..
đ Contact : 038 79 053 09
21/12/2024
SANTE SEXUELLE
(Conseils DiĂŠtĂŠtiques)
MOMBA NY IMPUISSANCE eo aminâny lehilahy na FRIGIDITE eo aminâny vehivavy
FANAZAVANA :
⢠Ny atao hoe ÂŤ impuissance Âť dia tsy fahampiana na tsy fisianâny fihenjanana mihintsy eo aminâny filahiana
⢠Ny frigiditĂŠ dia mitovy aminâizay ihany fa vehivavy tsy mety manana faniriana te hanao firaisana ara-nofo mihintsy (RS)
⢠Arao tsara ireto fanazavana ireto raha toa ka manana fotoana hamakiana azy ianao, fa ny fialĂ na aminâizay mahatonga azy ihany dia efa vahaolana avy hatrany.
⢠Ary misy hitovizana maro ny anâny lehilahy sy vehivavy na dia misy maha-samihafa azy aza
NY MAHATONGA AZY :
⢠Voalohany : na avy aminâny saina mihintsy (impuissance dâorigine psychologique) na
⢠Faharoa : avy aminâny toe-batana (impuissances physiologiques)
ANTONY :
A - RAHA EO AMINâNY PSYCHO :
1. Non attirance de sexe opposĂŠ :
⢠Tsy voasintonâny filĂ na mihintsy ny sainy aminâny olona tokony ho tsiriritiny. Ohatra : ny lehilahy homosexuel, dia tsy mitsiriritra vehivavy mihintsy fa lehilahy ihany no mba mety aminy, na misy vehivavy tsy mety hitsiriritra lehilahy, fa vehivavy mitovy sexe aminy no tsiriritiny. Izay olana izay dia olana avy aminâny perturbations psychologiques na fikorotananâny saina na fikorotananâny glandes endocriniennes na ny tsiranoka vokatra eo aminâny vatanâilay olona mihintsy. Mety ihany koa voadona ny sainâilay lehilahy eo aminâilay vehivavy (dominĂŠ) ka na dia matanjaka aza ny vatany dia tsy mahavita na inona na inona ilay lehilahy. Voa ilay sainy. SnsâŚ
2. Vokatry ny fihetsem-po (par ĂŠmotivitĂŠ) :
⢠Complexe vokatry ny fahatairana eo anatrehanâny vehivavy izay heveriny fa tsara lavitra noho izy, na mbola vaovao aminy, indrindra fa mety misy fihetsika maneso na maha ambany azy eo anatrehanâilay vehivavy.
3. Tahotra (par peur de manguer lâacte) :
⢠Matahotra izy sao tsy hahavita firaisana aminâilay vehivavy, indrindra fa efa nisy fotoana teo aloha tsy nahavita tokoa izy noho ny antony hafa na harerahana, kanjo lasa impuissant izy aminâizay fotoana izay.
4. Tahotra sao manota :
⢠Vokatry ny fampianarana na fanabeazana niainana, izay mametraka fa fahadisoana na fahotana ny fanaovana firaisana ara-nofo, ka na dia aminâny fotoana tokony hanaovany izany aza toy ny vadiny, dia voadona ny sainy ka tonga ny âimpuissanceâ
5. Fahadisoam-panantenana (dĂŠception rĂŠpĂŠtĂŠe) :
⢠Mety nisy fandavana tsy hanao firaisana matetika nataonâny vehivavy taminy ka mbola izay ihany no ao an-tsainy aminâizay vehivavy manoloana azy.
6. Tsy fifantohanâny saina (dĂŠrivation de la pensĂŠe) :
⢠Vokatry ny olana iainana, ny fisafotofotonâny fisatofotonâny fiainana, ny havizanana sns⌠ary io farany io no tena zava-doza indrindra miteraka fahasimbanâny taova mpamokatra ny tsiranoka aminâny taovam-pananahana (neuro-endocriniens)
B â IMPUISSANCE PHYSIOLOGIQUE :
⢠Vokatry ny fanaovana ma********on nandritry ny fotoana naharitra.
⢠Efa zatra kitihana tanana na nosafosafoana foana ny pÊnis.
⢠Fahavizananâny tena sy ny saina (ĂŠpuisement nerveux), ohatra toy ny fanaovana sport tafahoatra, fianarana be loatra, fiasan-tsaina be loatra,
⢠Tsy fahampianâny fialan-tsasatra, indrindra ny torimaso, izay miteraka havizanana tafahoatra.
⢠Ny fahavizananâny lamosina, izay tena mi-commande ny ĂŠrecion na ny fahadangirana.
⢠Vokatry ny diabète, izay miteraka fikorontananâny lalĂ n-dra sy ny mpamokatra ny tsiranoka rehetra.
⢠Vokatry ny suralimentation. Ny fampiasana na fampidirana ireo sakafo na fomba tsy ara-pahasalamana mety hanimba ny herinâny hozatra tsy hahavita ny filĂ na ara-nofo na mampi-pararetra. Ohatra : ny cafĂŠ, ny paraky, ny sigara, ny divay, snsâŚ
⢠Ny tsy fahampiana vitamina ao aminâny vatana, indrindra ny vitamina E sy ny complèxe B
⢠Ny fikorontanana ara-tsakafo mifanandrify aminâizay tokony ilaina eo aminâny fananahana sy firaisana ara-nofoâŚ.
⢠Fantaro fa ny fanarahana rÊgimes fanenan-tena dia miteraka ny impuissance avokoa.
⢠Ny fampidirana produits chimiques matetika miverimberina na be loatra, indrindra fa ny fampiasana ireny aphrodisiaques mety tsy hifanaraka aminâny toe-batanao akory
⢠Tsy ny produits chimiques ihany fa ny fihinanana voankazo be loatra any aminâny tany mangatsiaka na aminâny andro mangatsiaka dia mampihena ny filĂ na sady mahatonga ny impuissance, ho anâny sokajinâolona rehetra mihintsy izany.
FANAMARIHANA :
⢠Azo heverina ho produits naturels daholo ny fanafody rehetra ampiasaina na dia paracÊtamol saingy tsy zato isan-jato. Fa ny tena hoe produits naturels 100% dia ireo produits tsy nandalo usines akory (matières premiers).
VAHAOLANA :
⢠Tsy mila mitady vahaolana lavitra ianao fa ezaho ny hialana aminâireo nahatonga ny olana rehetra voalaza ireo dia milamina ianao.
⢠Atao izay hiverenanâny toe-batana ho toy ny tanjaka tany aloha (remise en forme version ETN)
⢠Mila manao cure de sommeil mandritry ny telo andro sy alina. Aminâizay fihetsika iray izay anefa dia tsy azo soratana eto akory satria raha tsy maintsy voaaraka tsara ny toromarika ara-pihetsika, ny rano sotroina, ny fomba fiaina, ny sakafo ohanina, ny fandaminana ny situations rehetra, ka tsy azo hialana ny conseils DiĂŠtĂŠtiques. Raha tsy mitandrina dia mety hampitera-doza koa dia tandremo sao hanaonao foana.
⢠Noho izany dia aza manao dokotera tenany aminâizay vahaolana farany izay, fa na dia ny tosi-drĂ anâilay olona aza mila fantarina tsara sy ny toe-batany, ny toe-pahasalamany.
⢠Raha izay no vita sy voaaraka tsara, dia na ireo olona lehibe efa tsy mahavita firaisana ara-nofo intsony aza dia hiverina toy ny taminâny fahatanorany eo aminâny hery ara-pananahana.
⢠Massages de remise en forme version ETN 10 sÊance minimum.
⢠FANAMPIM-PANAZAVANA : Page facebook : https://web.facebook.com/etn.mpanotra/?ref=pages_you_manage na na Groupe facebook :
20/12/2024
ETN N°042
(Efficace pour rĂŠduire l'hypertension)
* Akoran-javamaniry mifangaro natao hampidinana ny TOSI-DRĂ ambony, ahitana : poudre anatsinahy, voan'ananambo, tongolo lay, fanazava, valanirana, poudre radriaka, kabija, garana ...
* Akora efa nampiasain'ireo Ntaolo Malagasy fahiny nohadihadiana sy nohatsaraina ka nahitana vokatra tsaratsara kokoa.
* Vita gasy, traikefan'ny ETN-FIMIBEAMA
* Toerana ahitana azy : Ambodivondava Alasora 038 79 053 09/ 038 38 281 63
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambodivondava Alasora
Antananarivo
101
