Kanto Bio de Madagascar

Kanto Bio de Madagascar

Share

Vokatra natoraly 100% no amidinay amin'ny vidiny mirary !! Ka manasa anao anjifa!

Photos from Kanto Bio De Madagascar's post 06/12/2025
26/11/2025

Bonsoir πŸ₯° taiza Ary io anio Γ΄ ⁉️
πŸ‘‰ZE olona 20 MAHAY OMENA Γ©chantillons savon pour visage + masque dΓ©tox visage GRATUITE ❣️❣️ PROMIS (raisinao rampitso) !!!
DIA MBOLA MIANDRY ANAREO REHETRA ANDALO ENY ANTANINARENINA IZAHAY RAMPITSO jusqu'Γ  SAMEDI πŸ™ STAND N*38Kanto Bio De Madagascarcar
Bonne nuit 😘😘😘😘😘😘😘😘😘

Photos from Kanto Bio De Madagascar's post 13/11/2025

DISPONIBLE , 03402982

29/09/2025

tena tsy afaka manokatra mp mintsy ity pejinay ity . ny antony tsy hay 😒 fa mba ataovy WATSAP @034.02.982.49 Tompoko

12/08/2025

πŸ’₯ PROMO N*3 : POUDRE BAOBAB (fortifiant boost VitC naturel milay be)

Ho anao ilay reradava ny rotoroto , sy voan'ny grippe lava io !!! Malaky fa β›” lasa 8000ar zao ilay 100g tokony ho 10.000ar iny!!

πŸ’₯ 10.000ar lasa 8.000ar fa araraoty 😍
Jusqu'Γ  samedi zao koa !!
Hummm
πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯

31/07/2025

Heyyy!!! TONGAVA MITSIDIKA ny Stand D4 juste devant Jardin @ vao miditra KIANJA NY BAREA πŸ“ fa eo no ahitanao ny vokatra Kanto Bio De Madagascar πŸ‡²πŸ‡¬

Mbola misy 3 andro bΓ© Zao !! Tsy misy vidipidirana Γ΄

27/07/2025

Bonsoir, mialatsiny fa maromaro ianareo tsy voavaly mp tao t@iny semaine iny ! Noho ny antony ara-pahasalamana😊 efa mamaly tsikelikely 😘

DISPONIBLE IANY KOA NY MASQUE SUBLIME CHEVEUX antsika : ingredient naturel / tsy madity fa malama tsara , tsy gras koa , fa manala miraikitra 😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Antananarivo
101