Coiffeur Yveryck
Coiffeur yveryck amboimpanja
13/11/2021
:0345725860
09/11/2021
Sairana be ve nareo mitady "mpanety" mila mihety ny zanakao nefa tsy mahafampo anao?
Vahaolana tsotra be no atoroko anao.
Miantso ity laharana ity enw dia manome Ora sy ny toerana misy anao de vita.
:0345725860
yveryck (Amboipanja)
09/11/2021
Partage maximaum
Ny "Talentako"
Ny "asako"
fiainako
09/11/2021
Ny "Talentako"
Ny "asako"
fiainako
08/11/2021
Coiffeur yveryck!
Toerana Amboimpanja!!
Tsara ho fantatra:-tsarovy foana hoe,Asa fivelomako io.aza raisina kilalao na hoe mahampinamana sy Havana.fa aleo mba hifanaja sy hifanampy aminy zavatra tsara isika.
Mampalaelo be le toentsainy sasany ,fa asainy manao deplacement any atranony zah ;efa hifanarahana izao fa 20000Fmg ny vola aloha rehefa mideplace.tonga any zah 7500fmg ny vola omeny ahy.
Aza amaivainina tompoko ny asa tanako ,fa izany no mahatonga antsika tsy mandroso.
Ento ampamaranana dia :misaotra ireo mpanjifa atramin'izay katramin'izao,mbola bediabe ny so a sy tsara ifampizarana.miezaka manome ny tsara founa hoanao.
Blak
Miarahamba antsika rehetra manaraka tsy tampaka ny pejy .
13/03/2021
Miarahaba antsika manaraka tsy tapaka pejy izay oetiko.
Ireto indray coupe vaovao amin'ity volana mars ity
Coiffeur Yveryck
Coiffeur Yveryck Coiffeur yveryck amboimpanja
29/08/2020
Ny asako androany!
, πͺπͺπͺπͺπͺπͺπͺπͺ
πππππ
Clikena ny sary de asina j'aime...... πππ
Merci les cousinππ
Coiffeur yveryck
Fanal's Mada
Tel:0345725860
28/08/2020
Inspiration
Fanal's-Mada
Fanajana be hoan'ny
NANI :-17
Coiffeur yveryck
FB:fanal's Mada
TEL:0340901179
28/08/2020
Coiffeur Yveryck
Miezaka manome ny tsara antrany, anareo pkifffffffff.
Mlay lisanyπͺπͺπͺ
Fanal's Mada
Coiffeur Yveryck
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
103
