Secret de Femme

Secret de Femme

Share

Secret de femme

29/01/2023

MASSAGE POUR TOUS πŸ™Žβ€β™‚οΈπŸ™Žβ€β™€οΈ
(pour Homme et Femme)

πŸ‘‰ MASSAGE RELAXANT
(vatana iray manontolo)
1h = 20.000ar
1h 30 = 25.000ar

πŸ‘‰ MASSAGE AMINCISSANT
Kibo = 60.000ar (in 8 mihotra anaty 1 mois)
Vatana rehetra = 100.000ar (in 8 mihotra anaty 1 mois)

πŸ‘‰ TENSION et STRESS
15~20mn = 10.000ar
(tokony atao in2 na in3)

πŸ‘‰ MASSAGE OLONA BEVOHOKA
Manomboka kibo 3mois no azo horina.
Manala havizanana, manampy be amin'ny fiterahana
80.000ar ny 1mois (1h isaky ny mihotra, in2 isakerinandro)

πŸ‘‰ MASSAGE RÈGLE DOULOUREUSE
40.000ar ny 1 volana (in2 isakerinandro)
15~20mn

πŸ‘‰ RÈGLE MIKORONTANA
40.000ar ny 1 volana (in2 isakerinandro)
15~20mn

πŸ‘‰ IZAHAY KOA DIA AFAKA MANAMPY ANAO RAHA MANANA IRETO OLANA IRETO IANAO:

πŸ‘‰πŸ‘‰ Tsy mahazo fahafinaretana rehefa miray

πŸ‘‰πŸ‘‰ Tsy mahatonga rehefa miray

πŸ‘‰πŸ‘‰ Fahamainana

πŸ‘‰ πŸ‘‰ πŸ‘‰ Misy zavatra mila sotroina na ahosotra izay tsy amidy fa atoro anao dia ianao no manamboatra azy, ary misy mila massage atao amin'ny point amin'ny vatana izay hanairana ny vatanao.

πŸ‘‰ πŸ‘‰ 80.000ar ny in 8 mihotra anatin'ny 1 volana.

==>IREO PRIX IREO DIA MIAMPY 10.000ariary FRAIS DE DÉPLACEMENT RAHA ANY AMINAO NO HIHOTRA IANAO TOMPOKO.

πŸ‘€TSY MANAO FINITION TOMPOKO KA AZA LANY ANDRO MANONTANY IZANY.

TOERANA: NANISANA AKAIKIN'NY CITÉ MILITAIRE:
0324743400 / 0345905586

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Nanisana
Antananarivo
105