By Valimbavaka
‘Le monde du fikarakarana vatana + fiainana maman + fiainana mpandraharaha + chanteuse evang !!
les coulisses de Valimbavakaaaa 😍❤️ abonnez-vous ✨
#CEO bby Valimbavaka COSMETICS
#entrepreneur #womenempowerment #business #beauté #mamanentrepreneure
31/05/2026
Bonne fête à toutes les mamans 💖💖💖
18/05/2026
Même en étant maman,
même fatiguée parfois,
même débordée…
…il ne faut jamais s’oublier totalement 💙
Rester radieuse ce n’est pas être parfaite.
C’est continuer à prendre soin de soi,de son énergie, de ses cheveux,de sa peau, de son sourire, de sa féminité ✨
Parce qu’une maman reste une femme avant tout 🤍
Aza adino izay 💙💙💙💙
13/05/2026
Hello nareo ❤️ efa manomboka ça va amin’izay maman ato dia lasa ndray aho sy ny fizarana ilay efa nahafantaranareo ahy 😁🥰 Tena repotra anie ry zareo izaho teo eh ? Tena tavela tato ity page ity fa efa fotoana izao hiverenako masiaka ato 😂 Look du jour ary aloha 😍😍😍 Souhaitez moi bienvenue 🙈😘😘😘😘
Tiktok avec mon petit cowboy 🐴
Hitondra humeur tsara kely vao maraina 💖
14/02/2026
Hello les taties 🫶🫶❤️
03/02/2026
Mes ladies 😍😍 ireto avy ny zavatra hitako hoe manova look be tato ho ato dia mba zaraiko aminareo, indraindray mantsy ireo adino dia ohatran’ny banale be ilay paozy.
• Ny accessoires ho an’ny volo
• Ny volomaso
• Ny bijoux
Rehefa ovaina na ampifanarahana tsara ireo, dia miova tanteraka ny look :
plus soigné, plus féminin, plus affirmé.
Le détail fait toute la différence. ✨
Andramo anie ho an’izay tsy zatra 😘😘😘😘
Ansow le Nounousy 🧡 anisan’ny tena mampiavaka azy dia izy tsy mba liana dessin animés sns izany fa zavatra éducatifs foana no mahaliana azy ❤️ sady mahaleo tena kely anie e, indraindray mila ho latsaka mihitsy ny ranomason’i maman 🤧
15/01/2026
Na izaho koa aza manontany tena hoe fa taiza foana ary aho tato amin’ny pejy ity ? Dia tato ihany akie fa mbola nikarakara vatana kely ah 🙈😍 Na efa maman aza dia atao izay fika rehetra tsy haharodana 👌 na efa manambady aza dia tsy mila rodana izany fa ny vady jerijery 🙌🤩🤩🤩
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
