Mih beauté

Mih beauté

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mih beauté, Health/Beauty, Antananarivo.

Photos from Mih beauté's post 25/08/2021

Efa misy indray zao ny masque manalava volo an !!!
araraoty malaky
❇ MASQUE INDIENNE 5 melange ❇
➡ Mitsabo haingana ny volo
➡ Manalava volo haingana
➡ Mapaniry ny loha sola
➡ Miaro ny volo tsy ho simba ny fer
Vetivety dia mahita vokatra
Produit naturel 100% efficace
Ka aza misalasala miantso ny 0347937708 📞📞 na koa mandefa mp
Prix : 16000 ar 150g
18000ar 200g
Manao livraison faritra sy tana izahay

Photos from Mih beauté's post 25/08/2021

Ito indray izy fa tonga ho an'izay tia mapitombo vatana an !!!
sady mora no tsara
💠 CREME FENUGREC 💠
Mapitombo izay faritra rehetra tiana ho ngeza
➡️ Manangeza fe
➡️ Mampitombo ny sandry
➡️ Mety tsara @ olona mikotrana
➡️ Tsy mifidy na lahy na vavy an
Mety @ rehetra mihitsy e ! !
io dia 100% NATUREL 🌿 ka tsisy atahorana hoan'izay te ho ngeza vetivety
NB: Herinandro ihany dia mahita vokatra ✔️
prix: 16000 Ar 150g
18000 Ar 200g
misy poudre fenugrec ihany koa
prix: 15000 Ar 100g
20000 Ar 200g
Mp ary na miantso avy hatrany ny 0347937708

Photos from Mih beauté's post 22/06/2021

Hoanao te mba anana tarehy
madio tsara nefa tsy mbola nahazo vahaolana hatramizay 😞
➡️ Ity ny torohevitra tena mandaitra ho anao 😁 😊
CREME VISAGE 5 melanges 🌿
➖ Madio tanteraka ny hoditra 😀
➖ Manala panda, menamena, vakivaky, mony sy ny point noir...
➖ Manazava endrika ary tsy mifidy hoditra fa mety foana 😊 😉
Malefaka sy malandilandy avy hatrany ny tarehinao 😍
Vetivety dia ahita vokatra ianao ✔️
✳️ 100% NATUREL 🍀 hatrany ka tsisy hatahorana ny mampiasa azy ary tena 100 % EFFICACE tokoa 👌
Prix: 15000ar
18000ar
Savon : 5000ar
➡️ Manao livraison Tana sy any @ Faritra 👍
Mp avy hatrany ary na miantso ny 0347937708 📞 📞

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo