Ny tsara-kely

Ny tsara-kely

Share

Parfum,beaute

15/01/2026

miarahaba antsika rehetra
-promotion chauffe eaux électrique plongeur
tena hilaina bé mihintsy ity famanana rano Ity amin'izao Andro mangatsiaka bé izao
-mahazaka mampangotra rano 20L vetivety ao anatiny 3 minute fotsiny Dia mangotra ny rano,tsy mandany jiro Sady mora ampiasana kely anefa hataontsika Amin'ny vidiny mirary
12.000ar monja Dia mahazo ianao
aza tara Ary fa mandalo ny mora
-livraison 3000ar Mandefa any amin'ny faritra
mp na 0342624108/0376360393

13/01/2026

Arrivage indray ity oh
-Verre matevina 12pieces
Mahazaka mahamay tsy mora vaky fa matevina tsara Sady luxe
Prix: 19.000ar monja ny 12pieces
Livraison 3000ar raha Tana centre ville/Mandefa faritra izahay tompoko
Mp na 0342624108/0376360393

07/01/2026

Miarahaba tompoko
-vilany inoxydable 22cm sur 22cm Dia 4,5 litre ny capacité any! Tsy mora mihofa ,Vilany matevina tsara tsy mora gaoka ihany koa! tsy mifidy fantana fa mety Amin'ny fantana rehetra
-23000ar monja ny vidiny
-Livraison 3000ar Tana centre ville/Mandefa Amin'ny faritra ihany koa izahay tompoko
Mp Ary na 0342624108

21/12/2025

Aiza oooh
-Araraoty fa Tonga ny tsara
Lovia DURALEX en verre 22cm tena mahazaka mangotraka sy mahamay tsara tsy mora vaky fa matevina amin'ilay tena hilainao mihintsy
-20.000ar monja ny vidiny (6pieces)
LIVRAISON 3000AR RAHA TANA CENTRE VILLE/ MANDEFA FARITRA IZAHAY TOMPOKO
mp na 0342624108/0376360393

02/12/2025

-Horloge murale luxe 24cm couleur dorée daholo ihany Sady silencieux izy no mihaja bé
🫶Misy karazana modèle fa en mp🫶
Promotion 20.000ar monja
Livraison 3000ar raha Tana centre ville
Mp na 0342624108/0376360393

05/11/2025

-promotion 18.000ar (6pieces)
-kaopy en verre matevina 250ml Mahazaka mangotraka be tsy mora vaky fa tena tsara qualité bé Sady mihaja
-18.000ar ny vidiny (6pieces)
livraison 3000ar raha Tana centre ville/Mandefa Amin'ny faritra
mp na 0342624108/0376360393

02/11/2025

-verre a whisky et vin miaraka Amin'ny carafe a whisky 7pieces
verre 270ml carafe 1L
-26000ar ny 7pieces
livraison 3000ar Tana ville/ Mandefa Amin'ny faritra
0342624108/0376360393 na mp

01/11/2025

-lovia en porcelaine 23.5cm (6pieces)
matevina bé mahazaka la four sy Micro onde mahazaka mangotraka tsy mora vaky Sady mihaja bé Loatra TENA LEHIBE TSARA IZY IO
-30.000ar monja ny vidiny
livraison gratuite raha antananarivo centre ville/Mandefa Amin'ny faritra
MP na 0342624108/0376360393

28/10/2025

-bocal en verre matevina 2Litre bé izao ny iray
matevina tsara mahazaka mahamay afaka hitehirizanao sakafo hitondranao sakafo tsy manary rano Raha asiana rano fa mihidy tsara ny sarony afaka asianao jus ihany koa
-23.000ar monja ny 2 pieces
livraison 3000ar Tana centre ville
0342624108/0376360393 na mp

28/10/2025

-lovia en porcelaine 24cm GM lehibe tsara
lovia mafy tsara Ilay marque bé mpitady amin'ilay mahazaka mangotraka be
matevina sy tsy mora vaky,mihaja
-27.000ar monja ny 6pieces
Livraison 3000ar raha Tana centre ville mihintsy / Mandefa Amin'ny faritra
mp na 0342624108/0376360393

23/10/2025

-carafe a whisky 1 litre
carafe en verre matevina bé Sady mihaja bé 2 pieces
-22000ar monja ny 2 pieces
livraison 3000ar Tana centre ville/ Mandefa Amin'ny faritra izahay tompoko
0342624108 na mp

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00