Natoraly Kolo

Natoraly Kolo

Share

Ventes produits Naturels

Photos from Natoraly Kolo's post 17/04/2025

Ho antsika izay mitady charbon
Vidiny mirary
Maka maro sy Gony

27/03/2025

Efa misy ny GEL VOLAMENA
Gel coiffant & Fixateur
Miavaka be izy ito satria rehefa avy mampiasa azy ianao ka handena volo indray dia tsy mba tapatapaka ny volo na makiana be fa voamaika malefaka be sy mangirana

-Maharitra tsara ny Boucles ary sarotra rava
-Mampaharitra sy manome endrika ny Boucles
-Mampangirana ny volo
-Mampalefaka ny Volo
-Manala ny Frisottis
-Manome Hydratation ny Volo
-Afaka anaovana "Styling" rehetra : Baby hair , coiffure lisse

Mety tsara amin'ny Types rehetra izy :
Ohatra :
-Types 3 a 4 manana volo maditra tsy mitazona boucles sy be frisottis
-Types 2 tia volo mipetraka tsara sy mangirana tsara ary boucles mihorina tsara
-Ho an'tsika tia manana volo lisse nefa tia manao styling

25/03/2025

Shampooing GOAVANA 25 000ar au lieu de 95 000ar
Livraison manomboka JEUDI
Misy tena efa zatra be azy ito nareo cliente ato☺️ tena hoe abonné
Tao anatin'ny fotoana maro
Be dia be ianareo no nitady ilay shampoing GOAVANA be tsy lany 1 ,2 ,3 volana 😍😍😍 Pour toute la famille ❤️❤️❤️
Dia nokarakaraina manokana mihintsy
Gingembre manampy ny fanirin'ny volo
Aloé Véra manamafy ny singam-bolo

21/03/2025

😍GRAND RETOUR D'HUILE MIRACLE😍

Soins et répousse Natoraly Kolo - ilay huile MIRACLE hoy isika mampiasa azy ,IO NY FORMAT LEHIBE HO ANTSIKA NITADY AZY
Efa tsy vaovao ho antsika mpanaraka ny asany ,fa ho averina kely MBA ho fantatr'ireo namana vaovao
-Mitsabo ny Volo mihintsana
-Mitsabo ny Volo tsy mety lava
-Mitsabo ny Volo Simba tanteraka
-Mitsabo ny Volo sola
-Mamerina ny Volo amin'ny laoniny
-Mitsabo ny Volo ho Salama tsara

NB: aradalana-efa nihiditra laboratoire ka manana certificat de mise en vente
Volo Salama no tanjona,mirary soa hatrany ❣️

Photos from Natoraly Kolo's post 27/02/2025

Shampooing GOAVANA 25 000ar au lieu de 95 000ar
Tonga ny fotoana 😚😚 Rahampitso ny livraison
Izay JP+MP ihany fa 60 bouteilles no disponibles
Misy tena efa zatra be azy ito nareo cliente ato☺️ tena hoe abonné
Tao anatin'ny fotoana maro

Be dia be ianareo no nitady ilay shampoing GOAVANA be tsy lany 1 ,2 ,3 volana 😍😍😍 Pour toute la famille ❤️❤️❤️
Dia nokarakaraina manokana mihintsy

Gingembre manampy ny fanirin'ny volo
Aloé Véra manamafy ny singam-bolo

01/01/2025

Arabaina nahatratra ny taona Vaovao 2025 Fiadanana, fahasalamana ary fahasambarana ho anao sy ny ankohonanao ! Enga anie ny taona vaovao hahatanteraka ny fanirianao voalohany indrindra... Enga anie ny taona vaovao hitondra fahombiazana, fahasalamana ary fahatoniana ho anao sy ny ankohonanao ary ny olona akaiky anao rehetra ❤️❤️

31/12/2024

Toujours en promo de lancement - Voafetra ny stocks
Tarehy Saropady ! Aleo produits BIO hatrany

GELÉE MAGIQUE 🤤🤤 masque visage
Ny Gelée magique dia Vita avy amin'ny Concombre et Persil frais
Mamarina ny hatsaran'ny hodi-tava ary mitsabo azy raha toa ka simba.

Ireto avy ny asany :
👉 Mitsabo ny tarehy misy tasy
👉 Manala tsikelikely ny ride (anti-ride)
👉Manala ny arerahana be eny amin'ny tarehy
👉Mampalefaka sy mampazava ny hoditra ,ho toy ny hodi-jaza
👉 Mamerina tsikelikely ny tarehy misokatra masokoditra , ary misoroka ny fiforinan'izany
👉 Misoroka ihany koa ny fiforonan'ny points noirs

Garantie 💯 Natoraly - Garantie fa tsy misy akora chimiques na Kely monja aza

21/12/2024

VOLO lava & SALAMA no tanjona
Maro be isoka manana olana amin'ny resaka volo , volo simba, tsy mety lava , manify ary mihintsana ary sola
✔️✔️Indro ny vahaolana
Soins et répousse Natoraly Kolo 💓 ilay huile MIRACLE hoy isika mampiasa azy

Efa tsy vaovao ho antsika mpanaraka ny asany ,fa ho averina kely MBA ho fantatr'ireo namana vaovao
-Mitsabo ny Volo mihintsana
-Mitsabo ny Volo tsy mety lava
-Mitsabo ny Volo Simba tanteraka
-Mitsabo ny Volo sola
-Mamerina ny Volo amin'ny laoniny
-Mitsabo ny Volo ho Salama tsara
100ml & 250ml

Produits BIO ary efa nihiditra laboratoire -manana certificat de conformité 🙏🙏

Volo Salama no tanjona,mirary soa hatrany ❣️

Photos from Natoraly Kolo's post 02/12/2024

SAROPADY NY TAREHY,TENA SAROPADY, NOHO IZANY INDRINDRA NO AMETRAHAN'I Natoraly Kolo GARANTIE hoe 100% Natoraly ny Gamme Visage .

Tarehy miteramenaka sy tena sarotiny ny tarehiko (fragile tena farak'izay)
Tsy mbola mahatratra ilay hoe "Perfection" fa raha ny zaza vitsivitsy natreka sy ny vovoka ary loto noho ny rotoroto isanandro dia azo lazaina fa manana hodi-tava salama sy voakarakara tsara aho(Misy ny atao hoe tache de grossesse ary tena mampijaly antsika vehivavy ireny).
Tamin'ny fotoana mbola tsy nananan'ny Natoraly Kolo Gamme visage dia zavatra tsotsotra toy ny siramamy sy tomate ,sy ny toy izany no nampiasaiko fa tena tsy mikitika tarehy amin'ny zavatra tsy azoko antoka izany aho ,noho ny antony izay nolazaiko etsy ambony ihany.
Ny zavatra tena tsy zakako ve ? :Ny savony , tonga dia mandrotsirotsina be ny tarehiko vao mampiasa savony aho , misy tache de naissance somary "flou Kely izay aho eo amin'ny taloko eo ka rehefa mampiasa savony aho dia tena hita hoe foncé ilau izy ". Nividy gel na lotion sans savon fona aho tamin'izany (pharmacie)fa dia tena lafo a, misy tafiakatra 100 000ar ,dia nanomboka teo ny fikarohana rehetra ary dia io Lotion sans savon io no novokarina voalohany .
Ho alefako ao amin'ny commentaires ny Gamme ho an'ny tarehy ato amintsika .

10/11/2024

Coucou atao live ve izany sa atao aona ilay vide armoire ? Indraindray ilay publication tena tsy misy maita mihintsy

09/11/2024

Mieritreritra hanao vide armoire Natoraly Kolo aho mba hisontomana namana vaovao sy hitazomana ny efa eo 😊😊 ... Inona no alefatsika voalohany

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Soamanandrariny
Antananarivo
101