Lucie Beauty

Lucie Beauty

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lucie Beauty, Beauty, cosmetic & personal care, Ambohimirary, Antananarivo.

10/12/2022

Zany fahamanjana maivana e❤️❤️

08/12/2022

Coucou ry manja a❤😘
Andao mba zaraintsika eto androany ndray aaa ,ny mahasalama an' io hoho antsik io💅💅
💅 Hoho mitresaka ,ny hoho lava tsara mafatifaty kely nefa tapaka rehefa mandray rano na manasa lamba 👍
😍 Menaka ôliva
Manarina haingana ny hoho mitresaka izy ty.
Afanaina ny menaka Ôliva
🌈Hafanana zakan'ny Tanana ihany fa tsy atao mafana loatra .
🌈Iny menaka iny no hanorana moramora ny hoho💅sy ny hoditra manodidina .
🌈Mihamafy ny hoho💅,mihamatevina De hiverina @ laoniny ireo mitresaka

🌈Ranon- tsira
🌈Manadio ,Manamafy
🌈Arotsaka anaty rano matimaty ny sira
🌈alona ao mandritra ny 7 min Ka hatramin' 10min ny hoho💅
Madio sy mihamafy ny hoho💅 Ary tsy vakivaky intsony .
Aza adino ny mizara @ hafa ny manasa ny namana hanaraka ny pejy aaaa😍❤😘

Photos from Lucie Beauty's post 26/11/2022

Liana am resaka Make up ve ô?💗💄
Efa maro nareo no niandry ka ity ar ilay izy💗🥰
*make up simple❤️
*make up evenementiel
Na ny akotrzay💗
Afak manao reservation sahady ary enao dieny zao hoany volàna decembre hoavy io❤️😘
Na koa manantona direct am mp
Page Lucie Lucie BeautyyLucie Beauty IanNy Iantsa NiainaaNy Iantsa NiainaaNy Iantsa Niainanga dia miantso mivantana ny :034 06 420 83 ❤️

18/11/2022
Photos from Lucie Beauty's post 18/11/2022

Abbonnée vous à la page 🧡❤️

Photos from Lucie Beauty's post 18/11/2022

Zava-bita androany!!❤❤❤💅💅
Izay e Handray anjara afaka mandefa MP
AMBATONDRAZAKA ndray aloha androany

10/11/2022

ATY AMBATO NDRAY ZAO KA ASAINA ISIKA IZAY LIANA MBA ANDEFA MP @ PAGR NA @ COMPTE LUCIE RAZ.💅💅💅💅💅💕💕

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ambohimirary
Antananarivo