BIO+

BIO+

Share

ETO IZAHAY ANAMPY ANAO AMINY FAHASALAMANA SY TOROHEVITRA

10/03/2026

Avec BIO+ – Je figure pour la première fois sur sa liste des interactions hebdomadaires en faisant partie de ses followers les plus actifs !

05/03/2026

🚨 95%-n’ny olona tsy mahalala ity zava-dehibe iray ity…
Raha:
❌ Mora reraka ianao
❌ Marary loha matetika
❌ Tsy mazoto miasa
❌ Maina ny hoditra
👉 Mety tsy aretina akory izany… fa TSY AMPY RANO ny vatanao! 💧
Ny rano dia iray amin’ireo zava-dehibe indrindra amin’ny fahasalaman’ny vatana satria:
✔️ Manadio ny vatana sy manala loto
✔️ Manampy ny voa sy aty hiasa tsara
✔️ Manome hery sy mampihena reraka
✔️ Manatsara ny hoditra ho salama sy mamirapiratra
✔️ Manampy ny fandevonan-kanina
💡 Torohevitra tsotra nefa mahery:
👉 Misotroa 6 ka hatramin’ny 8 vera rano isan’andro.
⚠️ Aza miandry mangetaheta vao misotro rano!
💬 Soraty amin’ny commentaire:
“MISOTRO RANO AHO” 💧
👍 Partageo mba hahafantaran’ny olona maro

04/03/2026

🌱🔥 Fantatrao ve fa misy hery miafina ao anatin’ny grains de courge? 🔥🌱

Tsy voa tsotra izy ireny fa tena feno otrikaina ilain’ny vatana 👇

✨ ✅ Manamafy hery fiarovana (be zinc)
❤️ ✅ Miaro sy manampy ny fo
😴 ✅ Manampy hahazo torimaso tsara
🧠 ✅ Manatsara fitadidiana sy fifantohana
👨‍🦱 ✅ Tsara ho an’ny fahasalaman’ny lehilahy

📌 Voa kely nefa tombotsoa BE!

Azo hanina manta, na atono kely, na afangaro amin’ny sakafo isan’andro.

👉 Efa nanandrana ve ianao? Lazao amin’ny commentaire ny hevitrao!



BIO+

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Tananarive
Antananarivo
110