Mpanao solonify tsara Rindra
Tongasoa eto @ pejy Mpanao solonify tsara tsiky
05/11/2022
Miarahaba antsika reetra!
Mbola tsy mitsahatra hatrany izahay manome ny tsara sy ny soa ho anareo koa aza misalasala manantona anay na mandefa mp na tonga de miantso @ laharana eo ambany
-solonify tapaka
-solonify malalaka
-na tonga dia manambotra vaovao ataonay daholo ireo @ sarany mirary
Koa aza misalasala ary mandefa ny hafatra miafina na miantso @ 0330207043
Toerana:Anjanahary
29/07/2022
Miarahaba an-tsika rehetra.
Izahay mpanao solonify tsara rindra dia vonona hatrany hanome ny tsara sy mahafampo an_tsika rehetra.
Amin'ny sarany 10.000 ariary.
Toerana: pharmacie de manjakaray
Contact: 0330207043
Message privé raha mila fanazavana fanampiny.
29/06/2022
Miarahaba tompoko!
Mbola mitohy hatrany ny FIHENAM_BIDY ato aminay.
Amin'ny sarany 8000 ar raha mihotra ny roa ny nify ataonao.
Manao ny asa rehetra momban'ny solonify izahay.Vita eo no eo.
Aza misalasala ary mandefa mp na tonga dia miantso ny 0330207043.
Toerana:Anjanahary
18/06/2022
Salama daholo 💁🏻♂️
Mbola mitohy hatrany ny promotion ato aminay 8000ar raha mihotra ny roa ny nify atao.
👉🏻efa betsaka ireo afa_po koa inona indray no andrasana🤷🏻♂️
Ny kalitao ny nify🦷 amin' ilay tsara,afaka misafidy loko sy habean'ny nify ianao.
Toerana:Anjanahary
Contact:0330207043
16/06/2022
Miarahaba antsika rehetra ndray o!💁
👉🏻mbola mitohy antrany ny promotion ato aminay.😀aminy sarany mora nefa ny kalitao tsara sady mafy👌🏻
Raha mihotra ny roa ny nify atonao dia 8000ar ny 1.🦷🦷
Manao reparation ihany koa izahay.
Afaka manantona antsika any antokantrano koa izahay.
👉🏻toerana:anjanahary
☎0330207043
13/06/2022
Salama daholo👋🏻👋🏻
Mbola mitohy hatrany ny promotion ato aminay.Manao ny asa mombany solonify rehetra izahay,vita eo no eo, mafy tsara, azo hitsakoana.
Sarany:nify tokana 15000ar
Raha mihotra ny roa 8000 ar
Tsisy otrity tsony,koa aza misalasala intsony ary mandefa mp na miantso avy hatrany.☎0330207043
Toerana:Anjanahary.
10/06/2022
Mandritran'ity volana jona ity dia manao Promotion izahay 8000 ariary ny nify iray.🙂🙂🙂Tsisy otrity intsony ka manasa antsika rehetra manana olana momban'ny solonify rehetra.Vita eo no eo ary azo hitsakona tsara.Afa_po ianao vo miala ato aminay.Afaka manantona antsika any an_trano koa izahay🚗🛵Aza misalasala mandefa mp
10/06/2022
Mandritran'ity volana jona ity dia manao "PROMOTION 8000 ariary ny nify iray"🙂tsisy otrity tsony ka manasa antsika rehetra manana olana momban'ny solonify,vita eo no eo ary azo hitsakona tsara.Afapo ianao vo miala ato aminay🤓😎🤓.Afaka manantona antsika any antrano koa izahay🚗.Aza misalasala mandefa mp.
05/06/2022
Miarahaba antsika rehetra 😀
Izahay mpanao solonify tsara tsiky dia manao fihenambidy amin'ity volana jona ity(8000Ar ny iray) ary afaka izahay no manatona anareo...aza misalasala ary mandefa mp na mihaona mivantana😍
Miarahaba antsika rehetra tompoko!
Amin 'izao fetin'ny reny zao de omenay fahafampo daholo isika reny rehetra .
8000ariary ny manao ny nify iray.Aza misalasala miantso ny
0328049589.
Misoatra tompoko
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Anjanahary
Antananarivo
