Salon Story

Salon Story

Share

"Salon Story - pour elle et lui". Institut de beauté situé à Imerinafovoany entre la BNI Madagascar et le restaurant Fish and Chips.

Nous sommes ouvert du lundi au vendredi de 8h30 à 17h30.

Photos from Salon Story's post 10/01/2025

Ity Ary ilay tolotra vaovao be miaraka aminay e!!

🔥 Pour votre jour J , une très belle berling à louer avec chauffeur 🔥

Mp pour plus d'informations na afaka miantso ny laharana 0385561397

10/01/2025

Salama daholo ooo!!! Elaela izay isika tsy niaona e!!?? Zay koa nalaelo anareo.

Mbola niletriketrika kely e Sady tsy mora hono n'y Manao zavatra.

Nitondrako zava-baovao izahay , tena oe 🥰🥰🥰 entinay aminareo eto rahariva.

A ce soir 😘

Photos from Salon Story's post 21/10/2024

Salama daholo!

Ela ela izay tsy nanokatra an'ity pejy Salon story ity.

Fantaro fa n'a efa nikatona aza n'y salon Dia mbola afaka mandray commande izahay ho anareo mitady produits série Expert L'Oréal.

Misy produits vaovao ihany koa ity ho antsika tsy Tia mandoko volo fotsy nefa te hanarona izany amin'ny événement iray .

Hair Touch Up 75ml

👉 Vetivety monja Dia sarona ilay volo fotsy,

👉 Mazaka hatsemboana Mazaka rano, fa miala rehefa sasana amin'ny shampooing mahazatra anao.

👉 Tsotra kely ny fampiasana azy.

02/04/2024

Joyeuses pâques à tous

Nous vous informons la fermeture du salon ce jour, réouverture demain 3Avril 2024.

Horaire habituel : 8h30 à 17h30.

Merci de votre compréhension 🙂

27/03/2024

Miarahaba an' i Miora tiana Randriamitantsoa fa izy no mpandresintsika androany 🥳🥳

Mankasitraka anareo rehetra niaraka nilalao taminay 🙏

Amin'ny manaraka indray eee 😘

27/03/2024

😜 19h35 😜

Plus que quelques minutes 🙈

26/03/2024

Eh ohh !!!!

Kely sisa ny lalaontsika Dia hifarana a 😀

25/03/2024

HIZARA TSIKY

24/03/2024

Mirary herinandro Masina sambatra ho antsika rehetra

22/03/2024

‼️ ALERTE‼️

💥GIVE AWAY💥

Koa satria moa izany "BRUSHING" no betsaka nisafidy Dia Andao sady ataotsika " AVEC FINITION STEAM POD" mihintsy e!!!
Sa ahoana hoy ianareo???

Trotra ny lalao 🙂

➡️ Partage ⛔
➡️ Identification ⛔
➡️ Commentaires avec mention ( ) asao ny namana hanisy j'aime ny page salon Story, Ary hanisy j'aime ny commentaire anareo ) ✅

izay commentaire misy réaction be indrindra hatramin'ny ✨ Alarobia 27 Marsa 2024✨ amin'ny 8ora alina no mahazo ny loka.

Fotoana handraisana ny loka: Sabotsy 30 Marsa 2024

Ora tsy miova: 8h30 à 17h30

Toerana tsy miova:

Salon Story Imerinafovoany
Prés BNI Madagascar
Contact : 0340676465

22/03/2024

Loading .....,.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:30
Tuesday 08:30 - 17:30
Wednesday 08:30 - 17:30
Thursday 08:30 - 17:30
Friday 08:30 - 17:30
Saturday 08:30 - 17:30