Assistance Mitsinjo Aina

Assistance Mitsinjo Aina

Share

"Izay Marary andrianina

29/11/2022

Izahay ekipa " Infirmier(e) sy Sage femme ato amin'ny Assistance * MITSINJO AINA*, Dia Vonona hanome Fahafaham_po tanteraka ho anao mahakasika an'ireto :
✅Toutes sortes de soins à domicile (Pansement, injection, pose perfusion, prélèvements sanguin, pose sonde urinaire, sns...)
✅ Soins à Domicile
✅Garde malade à domicile où à l'hôpital
✅Assistance des personnes âgées
✅Suivi Glycémie / Tension artérielle
✅Petite chirurgie.

Afaka manara_maso ihany Koa ny:
☑️Reny mitondra vohoka
☑️fahasalaman'ny Reny sy ny Zaza
☑️Fandrindram_piterahana
☑️Soins ombilicale, sns...

Aza misalasala miantso anay raha misy ny ilanao anay am'reto laharana ireto :
💗0345071269
💗0349883875
💗0349800520

"" Izay Marary Andrianina"".

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Tana_Avaradrano
Antananarivo
102