MILKY Beauty

MILKY Beauty

Share

Milky Beauty, Fikarakara endrika amam-bika, ary tao volo.

Photos from MILKY Beauty's post 23/08/2024

Coucou daholo🥰, ra vakivaky ny molotra anao de esoritsika anatin'ny 2 jours io amin'ny alalan'ny Crème Hydratante. Amin'ny vidiny mora 10.000ar. Afaka manao livraison Tana sy faritra🥰❤

05/05/2024

🌹 TE HANANA TAREHY MADIO BE SY MAZAVA TSY MISY PENTINA VE IANAO? 🌹

💟 Na misy panda sy tasy be aza eo am tarehinao dia misy solution hanesorana azy. Sady anaty fotoana fohy.

💟 Afaka manampy anao izahay amin'ny alalan'ny:
👉❤ Milky crème❤ 👈

💟Crème vita Malagasy, efficace be ary azo antoka tsara tsy misy effets secondaire, satria na ankizy aza no misy tasy vokatry ny aretik'oditra sy ny allergie de afaka mampiasa azy❤

💟 - Manala vergeture
- Manala odi-potsy
- Sy izay erreur amin'ny oditra ihany koa,

💟 Herinandro de efa mahita vokatra ianao.

💟 Ka manasa anao ary hanandrana, midira Mp ato am Page na Antsoy ny numero :
- 034 21 713 37


💟 Vidiny : 10.000ar
- Afaka manao livraison: 4.000ar frais❤
- Afaka mandefa faritra ihany koa.

Harao hatrany ny pejy MILKY Beauty fa misy torohevitra betsaka mahasoa haroso ato.

🌹 Mirary soa tompoko ooh😉🌹

10/10/2022

Feno tasy sy panda na mony ny tarehinao?
Fanafody oditra Vita amin'ny zava-maniry Malagasy Crème Correctrice et Réparatrice :
_ Manadio tanteraka ny oditry ny vatana rehetra
_ Manala ketrona sy panda
_ Manala ny mony sy ny tasy navelany
Anaty fotoana fohy izany rehetra izany.
100% efficace ary vita Malagasy (tsy misy atahorana am effet secondaire na kely aza)
Prix: 15.000ar
MP na miantso : 0342171337

04/04/2022

❣️Crème vita Malagasy GARANTIE 100% :
_ MANADIO SY MANALA NY PANDA, Mony sy ny TASY navelany.
_ Manala ODI-POTSY SY NY LOTOLOTO AMIN'NY ODITRA REHETRA.
_ Mety am Faritry ny vatana rehetra.
_ Anaty Fotoana fohy de efa madio ny oditra.

👌Tsy mifidy karazan'oditra fa mety avokoa, Tsy misy effet secondaire na kely aza, na ankizy ary mety aminy.

👉 Herinandro ihany de efa mahita vokatra tsara👌

Prix takatry ny rehetra : 15.000ar

Manasa anao handefa Message privé (MP) amin'ny page na koa miantso.
Numero: 0342171337

Manasa anao hitsidika ny pejy sy anisy J'aime 👍 ny page MILKY beauty.

Photos from MILKY Beauty's post 27/02/2022

🙋Hiaraha-mahalala hoe tarehy feno tasy sy panda no maha-menatra sy maha sadaikatra antsika amn olona, rehefa hamonjy fanasana, na fotoan-dehibe indrindra indrindra🙅

Rehefa marary aty na misy tsy ampy amin'ny vatana dia tsy maintsy misy iny loto mivoaka iny amin'ny oditra iny indrindra ny tarehy😚

💟 MILKY Crème 💟 ampiasaina.

-Manadio tanteraka ny oditrao anaty fotoana fohy,
-Manafotsy sy manazava ny endrikao🌹
Prix: 15.000ar

Afaka manao livraison, frais: 3.000ar
Afaka mandefa faritra ihany koa🌹

Num Tel: 0342171337

12/08/2021

Tsy olana be intsony ny hoe misy Panda sy Tasy fa efa misy ny vahaolana hanadiovana tanteraka izany,👩‍🦰

Ny "Milky Crème" dia vokatra Malagasy namboarina manokana hialana amin'ny Tasy sy Lotoloto amin'ny oditry ny vatana sy ny tarehy. (Panda, Tasy, Odipotsy, Mony, Faritra mainty amin'ny vatana, sns...)

Herinandro iany ianao dia efa mahita vokatra tsara be, Ka Manasa anao ary hanandrana👌 (efficace 100%)

Prix: 15.000ar ihany de efa madio tsara ny oditrao🥳
Contact: 0342171337

Afaka manao livraison Tana sy Faritra izahay. (3000ar)

04/05/2021

🎀 Ireo zava-tsoa hoetin'ny MILKY Crème ho an'ny Oditra 🎀

👉 Manala ny lotoloto amin'ny tarehy sy ny oditra hosorana azy (Tasy , panda , Vergeture , trace mainty amin'ny oditra , sns...)

👉 Ra oatra ka efa madio ny tarehinao fa te hazava oditra na te ho fotsifotsy hadio kokoa ny oditrao dia afaka manampy anao amin'izay ny MILKY Crème❤

👉 Tasy navelan'ny alergie, endrambolavo, tandimerina, sns..ka tianao ho esorina dia afaka mampiasa ny MILKY Crème koa ianao hanala izany❤

Ka Manasa anao ary Hanandrana ny Milky Crème ato amin'ny MILKY Beauty❤

🔰Vidiny natao ho an'olon-drehetra : 15.000ar💵

Livraison Tana 2.000ar / 3.000ar
Afaka mandefa faritra ihany koa🌸

Contact : 0342171337
0328880534

02/05/2021

Fomba fampiasa ny Milky Crème❤

🎀 NY FOMBA FAMPIASA NY MILKY CRÈME 🎀

🔰Mode d'emploi :
_ Ny Milky Crème dia "Crème de nuit", izany hoe alina no fihositra azy, ahitana kokoa ny "efficacité"-any ny alina.

_ Alohan'ny ampiasanao ny Milky crème dia tsara raha manasa tarehy ianao, amin'ny savony NOSY, ka rehefa avy manasa tarehy dia fafaina moramora amin'ny serviette malefaka ka avela "en repos" kely mandritry ny 1h aloha ny tarehinao zay vao miositra ny Milky crème.

_ Ka ny ariva manodidina ny amin'ny 6 ora (18h:00) no miositra azy, somary atao massage kely hiditra tsara anaty masok'oditra, ary ny faritry ny tarehy rehetra, ny ambany tava sy ambany saoka dia hosorana avokoa, ary eo amin'ny faritra misy ny tasy tianao ho hesorina no somary atao matevina kokoa amin'ilay crème.

_ Ny ampitso maraina vao mifoha iny no anasana ny tarehinao rehefa niositra ny crème mandritry ny alina, ka sasainao amin'ny savony NOSY sy rano matimaty na mangatsika (izay mahazatra ny oditrao hatrizay).

_ Mandritry ny 6 andro ao anaty ny herinandro (6j/7) ianao miositra ny Milky crème ka ny 1 andro iany no ametrahanao ny tarehinao "en repos" kely aloha.

💟Fanamarihana: Tsara ny manamarika fa ny masoandro no anisany tena manimba ny oditra, ka mila mitandrina tsara rehefa hivoaka masoandro mba anao satroka miaro tsara ny oditry ny tava, indrindra indrindra mandritra ny "traitement" amin'ny Milky crème.

🌹 Mirary soa sy fahatsaran-tarehy ho antsika rehetra 🌹

24/04/2021

🌹Ravina laisoa : Azo andoroana tavy, hampitoniana fanaintainana…izao atao!🌹

🎀Fantatra loatra amin’ny fahafahany mampitony fanaintainana ny ravina laisoa manta. Mampisinda ny aretin’an-doha ihany koa izany ary mampihena ny faritra mivonto amin’ny vatana. Tsotra dia tsotra ny fampiasana azy.🎀

👉Faritra mivonto @ vatana:

Raha sendra nioritra ny faritra sasany amin’ny vatana, toy ny tanana na ny tongotra ka nivonto, dia manasitrana izany ny laisoa. Fonosina amin’ny ravina laisoa vao avy notazana izany mialoha ny hatory. Avy eo dia tazonina eo amin’ny alalan’ireny “bande” fanaovana “pansement “ ireny mba hipetraka tsara. Avela hipetraka eo mandritra ny alina iray manontolo.

👉Aretina an-doha:

Raha sendra marary an-doha ianao dia petahana ravina laisoa eo amin’ny handrina sy ny fihirifana ary atao izay tsy hampilatsaka azy. Hampisinda ny aretina an-doha ao anatin’ny fotoana fohy izany.

👉 Nono marary vokatry ny fampinonoana:

Ho an’ny nono miziriziry sy manaintaina indray, dia azo petahana ravina laisoa izany. Mampitony ny fanaintainana vokatry ny tatinono tsy mampahazo aina ihany koa izany fihetsika izany.

👉Ho an’ireo mampihena vatana:

Matetika ny kibo sy ny fe no faritra sarotra hahena indrindra amin’ny vatana. Azo ampiasaina tsara anefa ny ravina laisoa hampihena izany. Apetaka eo amin’ny faritra tiana hahena amin’ny vatana ny ravina laisoa mba hitroka ny tavy. Fonosina amin’ny alalan’ny “bande” izany mba hitana. Tandremana anefa mba tsy ho tery loatra mba tsy hanakana ny fikorianan’ny ra. Mba ahitana ny vokatra mivaingana dia tsara raha amin’ny alina no atao ity fikarakarana ity ary atao mandritra ny alina 3 misesy.

Ka mirary soa ary de samy ho tahin'Andriamanitra❤

19/04/2021

Salanitra eh🌹

🎀 Misy lotoloto tasy sy panda ve ny tarehinao? Efa nandramanao nohesorina tamin'ny produit maro isan-karazany na natoraly na Produit vahiny fa tsy afaka?

🎀 Very hevitra ve ? Andraso aloha fa ty misy mahasoa anao😉

⚡ Vaha- olana amin'izay indrindra no hatolotray anao❤

🌻MILKY Crème🌻
👉Crème vita Malagasy, manala tanteraka ny tasy sy panda am tarehinao, azo antoka tsara fa mahafaka ny lotoloto amin'ny tarehinao❤

Vidiny natao ho an'ny rehetra: 15.000ar 💵

Boite iray ihany de efa ampy hanadio ny tarehinao tsara❤

Afaka manao livraison Tana : 2.000ar / 3.000ar
Mandefa faritra ihany koa⚡

Contact : - 034 21 713 37
- 032 88 805 34
Na tongava MP, kitiana fotsiny io soratra io ambany " Envoyer un message " io🌹

Veloma finaritra tompoko oh🎀

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Antananarivo
TANAVILLE