Longrich Butterfly's Team

Longrich Butterfly's Team

Share

Chaque réussite commence par la volonté d'essayer���

31/07/2024

Misy arrivage produits longrich vitsivitsy 🎉🎉🎉
Mba mamerena mandefa mp amiko ireo nicommande sy mitady 😊
Ireto aloha no disponible dentifrice GM, savon noir à base charbon bambou, spray anti moustique, crème main, crème SODMILK, snake oil 80ml
Bonne journée 🥰

Photos from Longrich Butterfly's Team's post 04/04/2024

Ka ny olona mahatoky sady vao nampiasa indray mande d tsy niova marque hafa intsony , nahita ny hatsarany 🥰🥰🥰

Tena tsara ve ny produit longrich ?
✅✅✅ Eny tompoko, efa maro no nahita vokatsoa

Mbola misy singany 2 sisa ilay Savon noir longrich mahagaga

📩📩📩 Mp aingana

Mankasitraka anreto client ireto indray alou ❤️
Tonga d naka 1 boite avy zareo 🤭 fatany fa sarobidy io

27/03/2024

PROMOTION -10% 🎉🎉🎉🎉🎉ANDROANY IHANY
SAVON NOIR LONGRICH
📩📩📩 Mp aingana izay mila savon mahagaga

21/03/2024

Livraison du jour ✅✅✅

Efa hoe MAHAGAGA anie ny produit LONGRICH eh
Na manin na manin , dia tongava mangataka conseil fa misy vahaolana hoanao☺️🥰

👉Savon noir à base charbon de bambou
👉 Lotion rajeunissante
👉 Antimoustique spray (1 pièce sisa dispo)

Mbola misy vitsivitsy disponible
📩📩📩 MP aingana ary

Photos from Longrich Butterfly's Team's post 19/03/2024

Aty le SAVONY sy Crème MAHAGAGA 🤣🙈🎉
Manala mony, manala panda, na manin na manin 😁👍☺️

Livraison androany ireto dia mbola misy hoan'izay mila
👉Savon noir à base charbon de bambou longrich
👉Lotion rajeunissante longrich
👉 Déodorant longrich sans alcool (en rupture fa manao commande mialoha )

📩📩📩 MP ary fa vitsy sisa anh
Izay nampiasa aloha tsy nisy niala oa

17/03/2024

DÉODORANT LONGRICH ❤️

📩📩📩 Mp hoan'izay tonga d hanao réservation am arrivage manaraka

Tena tsara ne oa eee❤️

13/03/2024

Mankasitraka foana 😘😘😘🥰🥰🥰

Izay nanandrana produit longrich anie oa ka tsy niova marque hafa intsony fa tamana eh ❤️

📩📩📩 Mp raha hicommande ny anjaranao ianao
Nomeko cadeau surprise kely ity cliente anakiray ity 😘

12/03/2024

‼️‼️‼️Misy arrivage vitsivitsy ireto hoanareo tsy nahatratra farany teo 🎉🎉

15 pièces SAVON NOIR LONGRICH
5 pièces DÉODORANT LONGRICH

Efa tsy lazaiko intsony ny hatsarany fa efa hainareo ne eh
📩📩📩Mp aingana ary fa vetivety reo d lany

03/03/2024
29/02/2024

‼️‼️‼️PROMOTION‼️‼️‼️araraoty hoan'izay mbola tsy nahazo fa en rupture de stock ireo fa isika mbola manana

Inona ny produit fampiasanareo amin'ny volo ?
❌Be angandrano
❌Tapatapaka sy vakivaky ny volo
❌Tsy mety maniry
❌Mainamaina

Manandrama mampiasa ireto produits longrich fampiasanay ireto fa ho afa-po ianao♥️

🌿gamme capillaire Longrich 🌿
👉 shampooing antipelliculaire au thé blanc
👉 Après shampooing grenadine
👉 Snake oil 120ml

Mety amin'ny karazam-bolo rehetra, na volo miloko aza

✅ SATISFAIT OU REMBOURSÉ
📩📩📩MP pour vos commandes et d'autres produits aussi sont disponibles

08/02/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nãnõü Nãnãh, Miharitiana Randriamiharintsoa, Toavina Kevin'adore, Ando Daniel Rakhou'tt, ʚsɞ Ÿānë ʚęɞ, Alsacien Roger, Naths Naths Naths, Laurette Dannie, Anjara Mahasoa, Brãÿn Räÿn, Ando Ambinintsoa

08/02/2024

Ataoko promotion ny produit fikarakarana volo rapitso 🎉
Sady afaka atao cadeau saint valentin anh

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo