Urban Rope
Savon Écologique Malagasy
09/08/2021
Helloooo 😊
N'oubliez pas de suivre notre page.
Thank you all ❤❤
09/08/2021
😍VOKATRA VAOVAO😍
Ho fampahafantarana antsika manana olana na te hanatsara ny HODITRA, ny VOLO ary ny TAREHY 👧 dia namokatra vokatra ho anao Health Care BioBio 🎁
🇲🇬SAVONY VITA MALAGASY🇲🇬
Vita avy amin'ny :
🔶 C I T R O N na Voasary makirana : manala ny tasy sy mikraoba rehetra amin'ny hoditra ( anti-tâches et antiseptiques)
🔶 C U R C U M A na Tamotamo : manala fanaintainana raha misy fery , manala bakteria amin'ny hoditra ( anti-inflammatoires et antibactériens)
🔶 C H A R B O N na Arina : manala mony sy points noirs ( debarasse les toxines pour purifier les dermes )
🔶 A R G I L E. R O U G E : mitsabo ny tahom-bolo sy ny fotony ( purifie et détoxifie le cuir chevelu)
🔶 C A N N E L L E : manala ny mikraoba, manala fanaintainana, manala mony ( anti microbiennes , antiseptiques et anti-inflammatoires)
🔶 P E R S I L : manalefaka sy mampamandina ny hoditra, manala mikraoba ( tonifiantes et adoucissantes, antiseptiques)
🔶 SAVON RELAXANT : manalefaka ny hozatra sy manala havizanana (defatiguante et revitalisante , donne une effet de bonne mine et ravive l'éclat des teints)
Huile essentiel : Lantana - Girofle - Eucalyptus globulus - Citronnelle - Géranium - Katafray.
💌 034 02 935 84 ou sur MP ☺.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101
