Emily's Beauty
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Emily's Beauty, Beauty, cosmetic & personal care, Tsaralalana, Antananarivo.
13/04/2026
Tsara ny mampahafantatra antsika mpanaraka ny pejy fa manao massage relaxant à domicile ihany koa izahay.
Ka ho anao izay reradreraka sy vizambizaka dia aza misalasala miantso na miditra mp aminay.
0344813221
16/05/2024
Mba Ho fiarovana ny tontolo iainana sy NY hoditra tsy ho tratran'ny allergies dia mamokatra ireto protèges slip vita amin'ny coton 100% ireto izahay.
Efa misy fonosana miaraka aminy.
5 isaky ny fonosana iray.
Raha mahaliana anao dia afaka miditra Mp na tel:0344812451
29/02/2024
Tsotsotra kely ô 😍
04/02/2024
Afaka manjifa hatrany ny shampooing solide ato amin'ny Emily 's beauty ianareo raha tinao hatevina sy haniry haingana ny volonao.
Mampalefaka Volo sy manala angadrano ihany koa izy ity.
Ireto avy ireo singa ao anatiny:
- Huile essentielle romarin
- Vitamine E
- Vahona
Mp ary tompoko na antsoy ny 0344812451😍
28/01/2024
Iza kou ary ô.😍
mp na 0344812451
27/01/2024
Vonona fona izahay rehefa miantso anay ianareo.Ndao ary e 😍0344812451
13/01/2024
Na vita aza ny fety dia karakaraina foana ny Volo. 😍
Vonona hatrany izahay handray anao ka aza misalasala.
Mp na 0344812451
23/12/2023
Vonjivonjeo reto à ! 😍
Quelques places sont disponibles pour Dimanche 24 et lundi 25 Décembre
Réservez votre places
💋 make up 20.000ar
💋 brushing + finition 15.000ar ( tout longueur)
💋 pause faux ongle (10.000ar )
Contact : 0322861916
18/12/2023
Efa akaiky ny fety.Andao hanao manjamanja Kia. 😍
0344812451
15/12/2023
Na lava ianao na fohy volo dia vonona hatrany izahay hanome fahafaham-po ho anao.😍
Mp avy hatrany ary tompoko no antsoy ny laharana 0344812451
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Tsaralalana
Antananarivo
