Yallzen-Green.mg
Tout ce qui est bien-être 💚
11/06/2024
Salama e! 🇲🇬 jereonareo anie ity vokatra ity e🥰 vita malagasy izy io an, 100% voajanahary, fa mandeha mitety tany an😉 Mety be amin'ny volo amin'izao ririnina izao. ( Crème coiffante)
25/01/2024
Volo lava sy matevina😉
Misy secret-ny an😉 Tianao ho fantatra ve? Araho tsy tapaka ary ny pejy fa hisy fikafika kely hatoronay.😘
Mandrapà lou, « hydrateo » amin ny creme coiffante Yallzen-Green.mg ny volo🥰
08/01/2024
Salama e, ireto sary ireto indray no ho zaraina amintsika androany, afaka atao modely an, vita avy amin'ny akora natoraly ny haingony🥰
Vaovao ny taona dia mitombo ihany koa ny karazana zavatra ho alefa eto amin'ny pejy.
Aza adino, 17.000ar foana ny crème coiffante àntsika ary mbola disponible 😘
01/01/2024
Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy Yallzen-Green.mg rehetra nahatratra ny taona vaovao 2024.
Somary nangina kely ny pejy tao ho ao satria nanomana zavatra tsara kely ho antsika amin’ity taona ity an🥰
Ho asiantsika lalao ahazahoana crème coiffante ve hanombohana ny taona sa ahoana?🙂
Astuce du jour : Fantatrao ve fa manampy be amin’ny brillance ny volo ny fanakobanana azy amin’ny rano mangatsika?🥰🫶
19/11/2023
Crème coiffante ato amin’ny Yallzen-Green.mg no nampiasaina teto.
Mora ampiasaina, boite de 100ml maharitra anao ela be.
Soin, repousse et brillance❣️😻
04/11/2023
Tsy dia tsara ny manasa loha isan’andro, ny mety ho antony ?
Ny detergent izay hita anatin’ny shampoing dia manadio ny volonao saingy kosa manala ilay menaka natoraly « sebum »izay vokarin’ny odidoha iny ka manamaina ny volonao ary mahatonga azy ho mora ho simba.
Ampahitsiahivina foana fa shampoing doux zakan’ny volonao ampiasaina 👐
29/10/2023
Salama e, 🧑🌾👩🏻🌾ndao aloha mba hiaraka hankafy an’ireto sarina zaridaina natoraly ireto indray aloha hamaranana ny tontolo andro e.
Tsy misy astuce hoan’ny volo androany fa tsotra kely : tiavo araka ny maha izy azy fotsiny ny volonao🥰😘
26/10/2023
Astuce du jour : Ny hafanan’ny rano diso tafahoatra dia manamaina ny volonao rehefa ela ny ela, ezaho ho rano matimaty na mafana kely fotsiny no hanasana ny loha mba hanalana ny loto ary kobano amin’ny rano mangatsika🤗
Amin’ny manaraka indray o🫶Ho resahantsika ny momba an’io shampoing doux io
23/10/2023
Ireto sarina raozy natoraly mahafinaritra kely ireto no andeha hamaranantsika ny tontolo andro 🌹💕 Aza miala lavitra fa amin'ity erinandro ity isika hizara torohevitra tsotsotra iray isan'andro momba ny volo an❤️🫶💇🏽♀️
23/10/2023
Salama daholo indray o❣️ito misy fikafika kely iray izay azonao atao hialana amin’ny angadrano. Raha manana an’ireto zavatra ireto ianao ao andakozianao dia fantaro fa afaka andramanao ity torohevitra natoraly ity🫶Ireo amin’ny sary ireo ny zavatra ilainao sy ny fatrany.
Afangaro tsara ireo dia atao amin’ny odidoha dia avela eo mandritra ny 10 à 15 min dia kobanina tsara🫶 Mbola misy fomba hafa azontsika atao ihany koa izay ho jerentsika amin’ny manaraka🫶
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
